Fahitanareo

21. xxx ( 20/02/2008 13:12)
Misaotra anareo.
Tsy hanasa azy tsony zany za fa refa te hihaona de any ivelany no mifanao fotoana.
22. Veloo ( 20/02/2008 14:52)
xxx [ Valio ] 19-02-2008 21:53:23
Lohateny : Re : Fahitanareo
Zany hoe izy no nisisika ho inviter-na fa mahatsiaro tena ho irery hono. Kay nefa nony tonga tao an-trano izy de avy daholo ny namany miantso azy. De tsy mba miteny akory izy @ namany hoe mbola aty an-tranon'oul fa de eo manao resaka lava be @ tel eo.


Tonga de Mampihesona be zany:evil:

o lety a ampianaro ny fahalalam-pomba @ manaraka
23. ainaheri ( 20/02/2008 15:28)
diamondra27:
fahamarinana: zay vao koboko njy a!
tena hummmmm, masaka ndry raha hitako anio



zay vô kobo @ zay ry diam's a !!!
24. fahamarinana ( 20/02/2008 15:34)
:arrow:ainaheri :mieux vaut tard que jamais o?:idea:(l)
25. antigone ( 20/02/2008 20:56)
tsy de tiko ty film ty nisy actrice fantome xxxx za tsy tia film horera =))=)):evil:
26. antigone ( 20/02/2008 21:00)
xxx:

Raha ohatra hoe misy namana na olona fantatrareo inviter-nareo sakafo ao an-trano. Tonga ao an-trano anefa le olona tsy vonoiny ny portable-ny fa refa misy olona miantso izy de laozany miresaka @ portable fa tsy mba miresaka @ le olona nanasa azy akory.
Ahona ny fahitanareo an'zany? Azo leferina ve zany?


Hita zao ny fahitan"ny be sy ny bobaka le izy ary ahoana kay ny fahitanao azy? :-w:-w
27. xxx ( 20/02/2008 21:12)
tsy azoko leferina fa mba te hahalala ny hevitry ny hafa za sao de hoe za no mora sarotiny.
28. Veloo ( 20/02/2008 21:19)
Izy no tsy mahay mihaina sy manaja lety a
29. antigone ( 20/02/2008 21:30)
xxx:

tsy azoko leferina fa mba te hahalala ny hevitry ny hafa za sao de hoe za no mora sarotiny.


Amiko aloha tsy hitako ze maha mora sarotiny @zany eh une fois ca va fa raha efa ho lava kosa non ; na zany aza enao no tompon_trano zo_nao zany ka:D
30. sakaizakely ( 21/02/2008 05:19)
eeeeeeee

tsy misy manery anareo @ fiseraserana, na samy gasy aza, araky ny fitenin'ny vazaha ny hoe mieux vaut être seul que mal accompagné, raha hifanamerda fotsiny, aleo tsy mfanerasera

Manahirana ihany zany tsy hanasa azy tsony zany satria samy gasy aty an-tany lavitra nefa tsy tiako koa ny hihatsara velatsihy.


na samy gasy ara tokony mba fidina hoe ze miady tadindokanga aminao ihany no atao namana f'aza manao kinamanamana par pitié zany fa eheeeeeeee ! zéro manatody zany

mety ohatra manko hoe mi samerda izy fa tsy mifanaraka resaka nareo de aleony mandany andro am telefony

raha te hiala nenina anefa raha toa ka tsy foinao ny fifandraisanareo dia mba resaho ihany izy sao mety tsy tsapany fa tsy mety ny ataony.

31. xxx ( 21/02/2008 05:35)
tsoriko aloha fa tsy de voako izy e. Fa hoe samy gasy aty de mba miaraka eo nefa le fiarahana tsy mamely. Hisitaka moramora za e.
32. fahamarinana ( 21/02/2008 08:48)
sakaizakely:
na samy gasy ara tokony mba fidina hoe ze miady tadindokanga aminao ihany no atao namana f'aza manao kinamanamana par pitié zany fa eheeeeeeee ! zéro manatody zany



:arrow:Za mba gaga ry sakaizakely ;f'angamba koa mba nisy interet-n'ny xxx kely koa tao e fa aiza dia an'ny olona foana ny tsiny ? :wink:(l)
33. ikaretsaka ( 21/02/2008 16:02)
na samy gasy ara tokony mba fidina hoe ze miady tadindokanga aminao ihany no atao namana f'aza manao kinamanamana par pitié zany fa eheeeeeeee ! zéro manatody zany

marina tanteraka
34. Veloo ( 21/02/2008 16:16)
xxx [ Valio ] 21-02-2008 06:35:51
Lohateny : Re : Fahitanareo
tsoriko aloha fa tsy de voako izy e. Fa hoe samy gasy aty de mba miaraka eo nefa le fiarahana tsy mamely. Hisitaka moramora za e.


ntsoooooooo
35. Papoose ( 22/02/2008 08:19)
xxx, @manaraka asio sign hoe "No Telefon welkom Aboard! sank io!"
36. jiolah ( 22/02/2008 08:52)
mody mitelefonina koa de vita e! mifandaginina tsara @ zay de ze ray vita alo eo. Ny kaly @ zany ohanina ihany .De za ndray asaina hoe @ manaraka!!Vo miditra defa mi-allo mandrapivoaka tao, ahitany azy kely!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.101