Fa maninona ny lehilahy no tsy dia mba be teny firy?

1. niryna ( 03/02/2008 07:01)
Maninona tokoa ny lehilahy no tsy dia mba be teny firy?
Tsy ny rehetra a,fa amin'ny ankapobeny hono dia tsy mitovy ny vavy ny lahy.:D
novalian'i niryna ny 05/02/2008 07:59
2. ainaheri ( 03/02/2008 07:49)
Ny eo @ lafiny inona alou zay e?? Fa ra ampitahaina @ mef kosa alou ny kofa tsy maharaka e:lol:
3. Optik ( 03/02/2008 08:30)
Ny lehilahy ve no tsy be teny sa ny vehivavy no be resaka loatra?
4. simplex ( 03/02/2008 09:28)

Efa kopy ny lelah fa tsy hahazo rariny eo mintsiny d aleony (mody) mihaino sisa e :)
5. Vitsikakely ( 03/02/2008 10:23)
simplex:


Efa kopy ny lelah fa tsy hahazo rariny eo mintsiny d aleony (mody) mihaino sisa e :)



=))=))=))=))=))=))=))=))
6. pissoa ( 03/02/2008 10:26)
:-D:-D:-D:-D:-D
7. ainaheri ( 03/02/2008 10:43)
simplex:


Efa kopy ny lelah fa tsy hahazo rariny eo mintsiny d aleony (mody) mihaino sisa e :)



Marina zany fa ra ianareo no idohifana,nareo ndray no manangana,k'aleonay mangina
8. ainaheri ( 03/02/2008 11:16)
Ka zay lay we; vero nitaingenam-pody......
9. ikaretsaka ( 03/02/2008 12:20)
simplex:


Efa kopy ny lelah fa tsy hahazo rariny eo mintsiny d aleony (mody) mihaino sisa e :)



hehe... izya mihitsy
10. LazaDaddy ( 04/02/2008 03:05)
niryna:
Fa maninona ny lehilahy no tsy dia mba be teny firy?


Tsy ny lehilahy ihany fa amin'ny ankapobeny ny olona tsy be teny dia na izy menatra na izy:

1) Manaja tena ka tsy tia mirediredy
2) Tsy tia mifosa
3) Tsy mitakoritsika mitsiriritra zavatr'olona (covet)
4) Tsy miady rariny
11. nandrianina1 ( 04/02/2008 04:03)

Tsy ny lehilahy ihany fa amin'ny ankapobeny ny olona tsy be teny dia na izy menatra na izy:

1) Manaja tena ka tsy tia mirediredy
2) Tsy tia mifosa
3) Tsy mitakoritsika mitsiriritra zavatr'olona (covet)
4) Tsy miady rariny


Siora @zany ve LD! ny lhl rehefa nahazo rano kely zay izy iz no tean tavoangy tsy misarona knou:roll:
12. Rasiligaoma ( 04/02/2008 04:17)
las aindray ny andin-taovam-pananahana( guerre de sexe)
13. nandrianina1 ( 04/02/2008 04:32)
raslgm>guerre de coco io fa tsy guerre de sexe e! :lol:
14. LazaDaddy ( 04/02/2008 05:29)
nandrianina>
LazaDaddy:
Tsy ny lehilahy ihany fa amin'ny ankapobeny ny olona tsy be teny dia...
15. nandrianina1 ( 04/02/2008 05:35)
dsl LD fa tsy voavakiko le lohatitre kely:-*
16. tess ( 04/02/2008 06:05)
tsy dia milay aloha ireny mangina loatra tsy de miteny ireny na lahy io na vavy e! manimba zvtr be ireny.....aleo ihany mba miteny na miresaka eny na zvtr tsy de misy dikany aza no resahina
17. niryna ( 04/02/2008 07:07)
ainaheri:

Ny eo @ lafiny inona alou zay e?? Fa ra ampitahaina @ mef kosa alou ny kofa tsy maharaka e:lol:

eo amin'ny lafin'ny fiainana ka.
Ny vehivavy hono milaza sy mamboraka izay ao am-pony ohatra iray io an,izany hoe be fihetsempo fa ny lahy kosa tonga dia manao action fa tsy mba mitovy ny an'ny vehivavy :D

18. niryna ( 04/02/2008 07:08)
Optik:

Ny lehilahy ve no tsy be teny sa ny vehivavy no be resaka loatra?

dia inona no antony mahatonga izany ? :D

19. niryna ( 04/02/2008 07:11)
simplex:


Efa kopy ny lelah fa tsy hahazo rariny eo mintsiny d aleony (mody) mihaino sisa e :)

fa ahoana ry simplex
Raha tsy miresaka aza ny lehilahy dia any amin'ny fihetsika no ahitana azy :D
Tsy hs ity an fa zava-misy,raha hividy zavatra ariary izy(tsy misy intsony moa io fa dia fiteny fotsiny),avoaka daholo ilay vola any am-paosy aoriana ary atao hitan'ny olona ny hakana ilay felany iray :D:D
fihetsika izany no hita na dia tsy miteny aza izy

20. niryna ( 04/02/2008 07:14)
ainaheri:

simplex:


Efa kopy ny lelah fa tsy hahazo rariny eo mintsiny d aleony (mody) mihaino sisa e :)



Marina zany fa ra ianareo no idohifana,nareo ndray no manangana,k'aleonay mangina


Ary rehefa hendry ny ankizy,zanako io ,rehefa maditra ny ankizy ,jero ity zanakao(mantsy ny vehivavy)
tonga hoy aho dia action,mahazo daka eo io raha manadala ahy eo... :D .Ny vehivavy ,manambitamby ,ny lehilahy tonga dia mikapoka kely na miteny avo mampatahotra ny ankizy.Izany hoe tsy miteny fa rehefa miteny ,misy vara-datsaka =))=))

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3179