Fa maninona ny lehilahy no tsy dia mba be teny firy?
21. niryna
(
04/02/2008 07:15)
ainaheri:
Ka zay lay we; vero nitaingenam-pody......
inona no dikan'izany fa tsy fantatro e :oops::D
22. niryna
(
04/02/2008 07:17)
LazaDaddy:
niryna:
Fa maninona ny lehilahy no tsy dia mba be teny firy?
Tsy ny lehilahy ihany fa amin'ny ankapobeny ny olona tsy be teny dia na izy menatra na izy:
1) Manaja tena ka tsy tia mirediredy
2) Tsy tia mifosa
3) Tsy mitakoritsika mitsiriritra zavatr'olona (covet)
4) Tsy miady rariny
misaotra anao,misy koa izy ireny lalina be ny teny avoakany rehefa miteny.
Nahita aho olona toa tsy miteny,tsy mihomehy,tsy hita ho faly na tezitra kanefa rehefa miteny ny zanany izy dia mihidy rambo daholo ny ankizy,izany kosa ve dia mba tiako ? :roll: :D
23. niryna
(
04/02/2008 07:19)
nandrianina1:
Tsy ny lehilahy ihany fa amin'ny ankapobeny ny olona tsy be teny dia na izy menatra na izy:
1) Manaja tena ka tsy tia mirediredy
2) Tsy tia mifosa
3) Tsy mitakoritsika mitsiriritra zavatr'olona (covet)
4) Tsy miady rariny
Siora @zany ve LD! ny lhl rehefa nahazo rano kely zay izy iz no tean tavoangy tsy misarona knou:roll:
=)) sady tsy mety manaiky hoe nisotro e.Iza no lazain'ialahy fa hoe mamo.
Mandeha daholo ireo rediredy fa rehefa afaka ny hamamony ka averina ilay noteneniny dia adinony Hi,hi
24. niryna
(
04/02/2008 07:26)
Rasiligaoma:
las aindray ny andin-taovam-pananahana( guerre de sexe)
=))=)) valio kosa moa rasily a.
25. niryna
(
04/02/2008 07:28)
tess:
tsy dia milay aloha ireny mangina loatra tsy de miteny ireny na lahy io na vavy e! manimba zvtr be ireny.....aleo ihany mba miteny na miresaka eny na zvtr tsy de misy dikany aza no resahina
sady sarotra vakiana ny ao am-pony e.
Be resaka manahirana ,tsy miteny mahasorena :D:D
26. nandrianina1
(
04/02/2008 07:37)
sady tsy mety manaiky hoe nisotro e.Iza no lazain'ialahy fa hoe mamo.
Mandeha daholo ireo rediredy fa rehefa afaka ny hamamony ka averina ilay noteneniny dia adinony Hi,hi
ouuuuuuudryyy8O=))=))=))
27. xxx
(
04/02/2008 08:57)
Tsy dia be teny firy ny lhl sasany (soa iany fa oe sasany fa ngamba raha ny alavan'ny soratako ato dia mety efa lany match amlé be resaka iany za e?)
satria misy alou le oe menatra dia tsy miteny an, misy koa le oe "je suis beau" dia fikana charme vaovao le tsy miteny, misy indray le mataotra ivadian'ny lélany dia tsy mahasa miteny betsaka (raha vao lainga tsinona ny tenenina dia sarotra kokoa ny mitadidy izay voalaza noho ny zvt marina).
Dia angamba izay no tena antony e

29. rabilabila
(
04/02/2008 12:49)
Ie !! Ny lehilahy tsy dia be teny loatra fa variana manao. Manao inona ? Manao bomba ,manao ny lalàna ,mitondra firenena .... Dia lasa aiza isika zanak'olombelona izao ? .......http://www.dailymotion.com/relevance/tag/maggie/search/renaud/video/xgu82_renaud-miss-maggie Ianareo ihany no aoka hamaly.
Jereo daholo ny zavatra entin'ny vehivavy ao anivon'ny fiaraha-monina ,dia andramo inverser-na kely ny rôle dia ho hita eo e!!
Jereo daholo ny zavatra entin'ny vehivavy ao anivon'ny fiaraha-monina ,dia andramo inverser-na kely ny rôle dia ho hita eo e!!
30. ikaretsaka
(
04/02/2008 13:03)
ny vehivavy tsy afaka mipipi mitifitra vody poteau hono kooo:wink::wink:
sy mipipi mitsangana
sy mipipi mitsangana
31. niryna
(
05/02/2008 07:54)
xxx::D
Tsy dia be teny firy ny lhl sasany (soa iany fa oe sasany fa ngamba raha ny alavan'ny soratako ato dia mety efa lany match amlé be resaka iany za e?)
dia ahoana no fomba atao mba hampitenenana azy?:D
satria misy alou le oe menatra dia tsy miteny an,
misy koa le oe "je suis beau" dia fikana charme vaovao le tsy miteny,:D
misy indray le mataotra ivadian'ny lélany dia tsy mahasa miteny betsaka
:oops: ka aleo kosa tsy miteny toa izay ahitanda-doza eo
(raha vao lainga tsinona ny tenenina dia sarotra kokoa ny mitadidy izay voalaza noho ny zvt marina).Dia angamba izay no tena antony etoa misy tranon-dainga daholo tokoa na lahy na vavy e,indraindray an.
misaotra xxx a :-*
32. niryna
(
05/02/2008 07:57)
rabilabila:
Ie !! Ny lehilahy tsy dia be teny loatra fa variana manao. Manao inona ? Manao bomba ,manao ny lalàna ,mitondra firenena .... Dia lasa aiza isika zanak'olombelona izao ? .......http://www.dailymotion.com/relevance/tag/maggie/search/renaud/video/xgu82_renaud-miss-maggie Ianareo ihany no aoka hamaly.
Jereo daholo ny zavatra entin'ny vehivavy ao anivon'ny fiaraha-monina ,dia andramo inverser-na kely ny rôle dia ho hita eo e!!
:D:D rabilabila a,ny vehivavy anie no matetika fitaovana am-piasain'ny olona foana e.Jereo raha tsy toa tsy ampy amin'ireo mpanao commercial raha tsy misy vehivavy ary matetika taty aoriana dia mitanjantanjaka toa tsy hita intsony hoe iza no tiany ho vidiana ,ilay ramatoa sa ny zavatra atao dokambarotra ?
33. niryna
(
05/02/2008 07:58)
ikaretsaka:
ho an'izay miteny angalisy
http://www.youtube.com/watch?v=Zr1xppNU9w4
ny valiny!
:D misaotra nizara ika a :-*
34. niryna
(
05/02/2008 07:59)
ikaretsaka:
ny vehivavy tsy afaka mipipi mitifitra vody poteau hono kooo:wink::wink:
sy mipipi mitsangana
tssss,ika kosa manimba ny sujet e,izany ve dia mba tiako :oops: