vous les femme

1. olomboavonjy ( 23/01/2008 21:33)
fa maninona ny vevavy no mi se maquiller ,sy be ranomanitra:))
novalian'i meva2 ny 25/01/2008 07:43
2. tess ( 23/01/2008 21:43)
aza miséna wa! valio aloha ilay kestion be ary am acariens ry vonjy a!:°)
3. rova30 ( 23/01/2008 21:49)
:)satria manana maso sy manana orona ny olombelona;-)
4. olomboavonjy ( 23/01/2008 22:00)
tess attend j'arrive je te manke deja
:*:*:*
5. nandrianina1 ( 23/01/2008 22:13)
kaay olona roa zay no misy acarien a!:-D:-D
tandremo fa mamindra!
6. olomboavonjy ( 23/01/2008 22:33)
nandrianina1 andao hiaraka de tsy hisaraka =))=))=))=))
7. nandrianina1 ( 23/01/2008 22:43)
tsy ilaina! asory alou le acarien:-P
8. olomboavonjy ( 23/01/2008 22:48)
nandrianina1 ka haofotsy le izy fa tsy acariens:-D:*:*
9. nandrianina1 ( 23/01/2008 22:53)
tsilaina wa; asory ndray lo le haofotsy:-D:-D
10. xxx ( 24/01/2008 09:02)
tsotra e, ry zareo raha vao tsy misasa kely foana noho ny andro mangatsiaka na ny rano tsy misy de tonga de fofona be .. ka mba hanaromana ny fofona mety hanahiraha de manao ranomanitra kely ..e.e..
11. veromahefa ( 24/01/2008 09:40)
samy manana ny vous voulez-ny io :lol:
tsisy ohatry ny TSOTRA NEFA TSARA :wink:
12. meva2 ( 25/01/2008 07:43)


iza le "ry zareo"? de nareo zany betsaka ve no tsy manao ranomanitra mihitsy??? dia tsy misy mi se maquiller mihitsy??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2294