vous les femme
1. olomboavonjy
(
23/01/2008 21:33)
fa maninona ny vevavy no mi se maquiller ,sy be ranomanitra:))
répondu par meva2 le 25/01/2008 07:43
2. tess
(
23/01/2008 21:43)
aza miséna wa! valio aloha ilay kestion be ary am acariens ry vonjy a!:°)
5. nandrianina1
(
23/01/2008 22:13)
kaay olona roa zay no misy acarien a!:-D:-D
tandremo fa mamindra!
tandremo fa mamindra!
10. xxx
(
24/01/2008 09:02)
tsotra e, ry zareo raha vao tsy misasa kely foana noho ny andro mangatsiaka na ny rano tsy misy de tonga de fofona be .. ka mba hanaromana ny fofona mety hanahiraha de manao ranomanitra kely ..e.e..
11. veromahefa
(
24/01/2008 09:40)
samy manana ny vous voulez-ny io :lol:
tsisy ohatry ny TSOTRA NEFA TSARA :wink:
tsisy ohatry ny TSOTRA NEFA TSARA :wink:
12. meva2
(
25/01/2008 07:43)
iza le "ry zareo"? de nareo zany betsaka ve no tsy manao ranomanitra mihitsy??? dia tsy misy mi se maquiller mihitsy??