JMJ, WYD 2008, Sydney Aostralia

1. ikaretsaka ( 22/01/2008 20:13)
Miarahaba!

Efa nalefan'i Pissoa (i Hery koa angamba efa nandefa) fa saingy tsy hitako ilay liens officiel misy ny hira faneva (ilay angalisy sy ilay teny rehetra) , video, tonony sns....

1)sao sendra nisy nahatadidy? Misaotra mialoha!

2) sao misy namana serasera handeha any Sydney @ Jolayka afaka manao sady fihaonana ara panahy no ara-bavaka no area-mpifankafahantarana ankoatran'ny fambolen-kazo!?

Ao @ Tompo hatrany e
AMDG
2. xxx ( 22/01/2008 21:09)
tany amin'ny blaogy ilay izy no nalefan'i pissoa fa tsy forum ka.

http://www.wyd2008.org/index.php/fr/about_wyd08/wyd08_song ny lien amin'ny faneva.

[center][/center]
3. ikaretsaka ( 22/01/2008 21:11)
mankasitraka e
4. xxx ( 22/01/2008 21:30)
Tsisy hankasitrahana e (fiteny ve izany) :-D

Azo itarina kely fotsiny ve ilay resaka :
Mba tantarao reto raha misy afaka ny hetsiky ny TAFIKA ao Mada amin'ny JMJ 2008 fa ngoma be za a ! eeee, any izay ny diosezin'Antananarivo :(:-*
5. ikaretsaka ( 22/01/2008 21:31)
i xxx koa nga hitsambikina any @ kangaroos?
6. xxx ( 22/01/2008 21:33)
non :(
Fa mety ho any Dago aza za amin'io koa ! :-*
7. xxx ( 22/01/2008 21:35)
Ika angaha handeha any ?
Mandeha mitokana sa hiaraka amin'ny fiangonana ?!
8. ikaretsaka ( 22/01/2008 21:38)
tssssssssleeeeee!
avy any de mankany dago ka:-P
fa marina izany hoe ahoana tokao ny hetsiky ny TaFiKa izao amin'io?

xxx>zay tsy tafaraka @ gasy @ ity de izany no hitadiavako ireo pelerins gasy any sao afaka tafahoana ihany
9. olomboavonjy ( 22/01/2008 22:18)
de soavadia laisany fa aza hadino ny mitondra ilay sainampirenena ataovy ngezangeza @ hitany camera tsara ^:^
10. fijo ( 22/01/2008 22:42)
za mety hoany fa hitsangatsangana hijery tany sy hijery an'i laza
11. ikaretsaka ( 23/01/2008 00:34)
ny fijerevana an'i LD tsy adino mihitsy amin'io ka raha sitraky ny Ray ... raha mazoto ho jerena lery..
tongava letsy ra fijo na manotrona fotsiny aza. mety hivavaka ihany ialahy rehefa any, satria tourisme atao any koa ny mijery ny olona manao pelerinage sy mivavaka:wink:

xxx>Miaraka @ fiangonana fa tsy diosezy gasy
12. LazaDaddy ( 23/01/2008 01:55)
Laza?

Raha hihaino ny fampianaran'ny Baiboly dia tongava ao am-piangonana fa misokatra midanadana ny varavarana isan'andro:).
Raha tsy hihaino dia tongava ihany fa misy pool, ping pong, jumping castle, basket, cricket, BBQ, caffe, karaoke, sns...ao :)

Raha mila mpitsena dia miaraha amin'ny namana betsaka fa manjary babangoana ilay bus novidian'ny fiangonana hitaterana anareo :)

[size=14]Tandremo anefa sao diso adiresy fa TSY izany JMJ, WYD 2008, Sydney Aostralia izany an! :). Sa Laza hafa io resahinareo io?[/size]
13. LazaDaddy ( 23/01/2008 02:05)
Raha manam-bola andehanana any Australie any Sydney izany ihany aho ve...tsy aleoko mankany @ Hillsong Conference @ Juillet! :)

http://www2.hillsong.com/conferences/hillsong/default.asp?pid=425

.

14. ikaretsaka ( 23/01/2008 02:07)
tsy mahazo olona tanora mihoatra 4 millions ny fiangonanareo sy i pasiteranareo ko, na samy i Jesoa aza no lazaiana sy iamboana fa toriana..
ka asa!
tsy ampy le bus:cry:

"Tsarao @ voany ny hazo"
15. LazaDaddy ( 23/01/2008 02:12)
Vaovao tsara izany ry ikaretsaka a :) Tsy ny isan'olona no atao hoe "voa", raha tsy izay efa nialako ny fiangonako :)

Vavahady hety sy lalana tery ny mankany @ fiainana mandrakizay hoy i Jesoa, ka vitsy ny lasa any. Fa betsaka ny mankany @ inona moa hoy izy? :)
16. ikaretsaka ( 23/01/2008 02:13)
lazadaddy> Hillsong Australia ihany sady "song" no betsaka.....
sady tsy ho omby anay ny salle de conference any:-D

ity "Universel" mba tsy ampiasaiko ilay teny iray hoe "catho.."
17. ikaretsaka ( 23/01/2008 02:18)
Sady any tsisy Australian idols:-D
http://www.youtube.com/watch?v=iwoEU2uVDfw
18. LazaDaddy ( 23/01/2008 02:23)
ito aloha averiko fa niara-nanoratra isika mirahalahy.
LazaDaddy:
Vaovao tsara izany ry ikaretsaka a :) Tsy ny isan'olona no atao hoe "voa", raha tsy izay efa nialako ny fiangonako :)

Vavahady hety sy lalana tery ny mankany @ fiainana mandrakizay hoy i Jesoa, ka vitsy ny lasa any. Fa betsaka ny mankany @ inona moa hoy izy? :)


ikaretsaka:
Sady any tsisy Australian idols
Hay ve ka "idols" ny andehananareo any Australie e. Aleoko ihany mipetraka tsara :)


19. ikaretsaka ( 23/01/2008 02:53)
Aza avadika ny resaka fa manjary lasa fanalana baraka ny tenanao

guy sebastien nga mo tsy 'australian idols"? aleoko kosa mihaino hirany toy izay hillsongs (aza avadika ny resaka) :wink:
aleoko mijery an'i guy sy i paulini toy izya i Brian sy Bobbie, miaraka @ zafindraony!:-P

Aza afamadika koa ny hevitra fa sady mampitsiky no manala baraka ny tenanao
Tsy fiainana mandrakizay ko ange ny mankany aminareo fa anisan'ny fanatentarahana ilay "mandeha mitety maneho amin'ny izao tontolo izao ny fahasoavana rehetra azo e" sy fangalana courage ary fizarana izay azo @ samy tanora eran-tany fa tsy ny 1 fiangonana sy ny 1 sekta (ohatranareo) fotsiny e

hahitanao hoe ireo tanora miliona maromaro ireo dia haneho aminao aby fa tsy tsiroaroa ohatran'ny taloha intsony! hoe 1 finoana izy ireo, 1 firehana na 40 000 km aza ny halavan'ny elanelana mamehy ilay tany manodidina azy!

Ny fitadiavana ny fiainana mandrakizay vavahady ety tokoa fa ny filazana ny hoe misy iznay fiainana izany dia.... anyone's welcomed!

Mandalo any aho e....

"Ataovy tonga mpianatro ny firenena rehetra.... firenena manontolo no ho avy any laza an"
20. ikaretsaka ( 23/01/2008 03:11)
fa tsy hamangy an'ialahy no votoatin-dia an.. ngo de hoe... fa gasy de tsy mandalo tana-misy havana fotsiny de :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4531