JMJ, WYD 2008, Sydney Aostralia

21. LazaDaddy ( 23/01/2008 03:26)
ka za aza tsy any fa sao diso hevitra =)). Mazotoa @ "idols" ao e!
22. ikaretsaka ( 23/01/2008 03:33)
mba hiova ny hira henoina fa tsy hillhill miaraka @ bobby sy brian tsony e!:-D
23. xl ( 23/01/2008 08:03)
Vive JMJ
on verra le 15 - 20 july
hosana
24. cutie ( 23/01/2008 12:46)
ataovy juin ry IKa fa @ zay za vo any :)
25. ikaretsaka ( 23/01/2008 15:20)
efa prog maty paika ity ry cutie de tsy miova izany le

Xl: zay mihitsy anie

LD> ianao mila mamaky tsara sy mijery le hevitra sy resahin'ny olona vao miteniteny foana
26. fahamarinana ( 23/01/2008 15:41)
:arrow:ary raha antitra ve dia mahazo mandeha aloha?:cry:(l)
27. ikaretsaka ( 23/01/2008 15:57)
mandeha foana ko..
za nga moa dia tanora de manao ahoana intsony fa mpitarika ny zandry aty afara no asa izao
28. cutie ( 23/01/2008 16:31)
IKa
tsy manin e
za juin foana:)
29. ikaretsaka ( 23/01/2008 16:35)
andraso any zahay ary e
30. cutie ( 23/01/2008 16:45)
non tsy mety :)
arosoy aloha ny anareo lol
31. ikaretsaka ( 23/01/2008 16:59)
ka gravy be ny hiteny ilay tanora miliona maro sy ry B16 hoe tsy afaka i cutie fa arosoy aby aloha
32. LazaDaddy ( 23/01/2008 20:35)
ikaretsaka> mahereza amin'izany "idols" any Australie izany e :) Hay tokoa moa ka resa-pivavahana no andehananareo any! :)
33. ikaretsaka ( 23/01/2008 21:41)
LD. ialahy hoa mba mivoaha @ famakiana sy ny fandraisana an-tendrony fa lasa superficial be izany
34. fijo ( 23/01/2008 21:48)
za te hoany australia mihintsy ,fa tsy hivavaka aloha fa ten atany tiako ho ita io.
35. ikaretsaka ( 23/01/2008 22:09)
ndao hoa .... ialahy ange efa tenenina e
36. fijo ( 23/01/2008 22:10)
elahy mitady hampivavaka ko
37. ikaretsaka ( 23/01/2008 22:22)
za tsy hampivavaka an la fa hampirevy an la @ fivavahana:-P
rehefa tsy te hirevy ialahy dia ..
ohatra heo mitendry gitara manao hira masina izahay rehefa mi pelerinage de rehefa te hiara hi zafindraony aminay ialahy dia ndao ... na le miandry eo @ espaces rehefa alina ireny miaraka @ tentes sy ny sac de couchages sy ny ankizy avy any @ firenena hafa , dia ialahy ze tin'ialahy atao..
fa tsy hisy hi forcer an'ialahy hoe avy ialahy aty ra fijo de vakio ity baiboly ity de ndao hanao saplet de ....
38. fijo ( 23/01/2008 22:26)
hi hi hi ihiiii
39. cutie ( 23/01/2008 23:17)
andao handeha ry fijo fa za koa tsy hivavaka no alehako any :)
40. rabilabila ( 23/01/2008 23:26)
:-D:-D:-D Misy musée milay be any ry Fijo a! Ndana raha afaka fa opportunité be izany sady iza no mahalàla fa manga be ny lanitra any amin'izany :-P:-D:-D hi!hi!hi!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2407