Raha hiverina tokoa i Jesosy dia ireo kristianina no hamono
1. rakapy
(
17/01/2008 00:10)
Raha hiverina i Jesosy dia manana tsindry mandry ny tenako fa dia ireo Kristianina milaza fa mpanara-dia azy sy mpankatoha azy ihany no hamono sy hanaratsy azy.
novalian'i rakapy ny 18/01/2008 02:53
2. soanja
(
17/01/2008 00:31)
rakapy:
Raha hiverina i Jesosy dia manana tsindry mandry ny tenako fa dia ireo Kristianina milaza fa mpanara-dia azy sy mpankatoha azy ihany no hamono sy hanaratsy azy.
Hazavao ny hevitrao fa tsy mazava. Inona no mahatonga anao hihevitra fa izay no hisy? Misaotra mialoha.
3. lapino
(
17/01/2008 00:31)
Marina izany ... raha toa ka ohatra ny nahatongavany tamin'izany no hiverina hahatongavany indray.
Kanefa koa mitombina mihitsy ny lazain-dRakapy raha tsy i Jesoa no resahana fa ny mpanompony : ireo kristiana milaza fa etsetra ihany no hamono sy hanaratsy azy.
Saingy raha hiverina i Jesosy dia tsy ho ohatra an'iny intsony no fomba hahatongavany. Efa mission hafa indray no alehany ety amin'izany. Avelao Izy ho tonga ... :-)

4. rakapy
(
17/01/2008 00:55)
Ny mahatonga ahy ilaza io hevitra io mantsy dia hita fa mizarazara be sy mifanenjika be ihany ny samy kristianina.Ka raha atao hoe ho tonga any @ secte iray izay vao niforona vao hainagana izy dia mazava ny zavatra hiseho fa tsy ho faly na hiino azy ny fiangonana sy ny kristianina izay efa nanantena taon-jato maro.
Ary raha ny fiaviany indray dia tsy misy mahalala hoe inona indray no film hataony. Mety ho mpanakerena na mahantra na jiolahi-mboto na prezida sns... Misy manko ny kristianina sasany dia manatena fa hihidina avy any an-danitra toy ny UFO nefa izany dia vinavinan'olombelona ihany

6. rakapy
(
17/01/2008 01:04)
Ka aiza moa no ahafataranareo fa efa tonga izy na mbola ho tonga? sa efa nisy nahita azy teny Ivato? Ary araka ny voalazan'ny mpamaky baiboly anie ka ho maro hoe no hitono tena fa izy no izy? Ka noho izany dia mety hiisy Jesosy 4 indray hitory teny ary mety samy mahatalanjona avokoa izy ireo? ka hanaraka an'iza ianao?
7. soanja
(
17/01/2008 02:57)

Mila naraka akaiky ny baiboly izany Rakapy fa hazavainy mazava tsara ao ny ho fahatongavany sy ny voninahiny. Matokia ary aza manahy!
8. ikaretsaka
(
17/01/2008 03:07)
tsy ao anaty baiboly ihany kosa izy no nilaza ho hiverina fa @ fiekem-pinoana koa ka
9. rakapy
(
17/01/2008 03:13)
Raha ny baiboly no resahinao amiko dia tsy mino an'io 100% aho. Maro ny interpretation'olombelona sy ny tantara namboarina.Ary koa ny hevitra ao dia tsy notsorina fa naholakolaka ohatra ny ankamatatra ka samy milaza izay fahalalany azy.Nefa tsy misy mahavaly ny fahamarinany.
10. ikaretsaka
(
17/01/2008 03:16)
saika nitovy zahay sy rakapy, ny ahy indray dia ny hoe :
"ny Teny samihafa @ Soratra, ary izay notenenina rehetra akory dia tsy hoe voasoratra avokoa!
na ny mpanao soratononina aza mamela kely sy mandiso raha izany manko...

12. soanja
(
17/01/2008 03:18)
rakapy:
Raha ny baiboly no resahinao amiko dia tsy mino an'io 100% aho. Maro ny interpretation'olombelona sy ny tantara namboarina.Ary koa ny hevitra ao dia tsy notsorina fa naholakolaka ohatra ny ankamatatra ka samy milaza izay fahalalany azy.Nefa tsy misy mahavaly ny fahamarinany.
Tsy milaza koa aho fa mino 100% ny baiboly saingy kosa hilaza aminao fa betsaka ny fomba afahantarana ny hiverenan'i Kristy avy anatin'io boky io. De io no inoan'i Krsitianina. De raha ohatra ka hitady hevitra hafa i Rakapy hanoro zava-baovao ny amin'ny fahatongavany dia arosoy fa afaka mamaky tsara izahay amin'ny ho fahatongavany. Tsy voatery hino koa anefa izahay na izany aza.
Tsy diso anefa ny hevitrao milaza fa hevin'olombelona no mety betsaka ao saingy misy milaza tsara kosa ny momban'Andriamanitra ary loharano tsara hanovozana izany finoana Krsitianina izany izy.
Ny fahamarinana anie ry Rakapy tsy ao anatin'io boky io no handraisana azy fa any anaty tsy miloaka sy miteny amin'ny fanahinao e. Io no antsoina hoe Fanahy Masina!
13. rakapy
(
17/01/2008 03:37)
Izaho manokana aloha dia tsy mahafantatra na hiverina izy na tsia.Io dia tsy problemako satria tsy misy ny hatahorako ny momba izany.Tsy hiandry ny fiverenany akory no tanjoko fa ny mba hahavita hanao soa @ olombelona sy ny zava-boahary aloha. Tsy misy tokony hampiahiahy ahy ny momba an'A/tra satria izy dia efa complet sy tonga lafatra ka izay ataony any ataony fa ireto olombelona kosa dia mbola mifanjevo.Ka raha olon'A/tra marina ny kristianiana dia tsy hiezaka ny hitady toerana any an-danitra no atao eto an-tany fa ny mba hanasoa ny zava-boahariny.
14. soanja
(
17/01/2008 03:56)
Zay indray aloha dia samy manana ny fijeriny azy tokoa ny Kristianina. Amiko aloha ny eto no mila hasoavina dia mitohy hatrany mankany ankoatra satria ny hatsarana avy eto no mifandray aminao amin'ny any amin'ny tsy fantatra.
15. diamondra27
(
17/01/2008 07:48)
rakapy:
misy zavatra tsy azoko kely ary manaja ny choix-nao ny tenako saingy izao
amiko raha vao miresaka hoe: kristiana dia mi se refere amin'Andriamanitra , Jesosy, Fanahy Masina, Baiboly izay
raha vao resaka misulman de misy resaka corana, allaha sns 'zay
koa na hino na tsy hino dia safidinao io
Ao @ baiboly no manambara fa mbola hiverina Jesosy , zay no finoan'ny mpino kristiana dia valiana ara-tsoratra masina izany ny teninao
raha resaka peter pan sy cendrillon sns de boky hafa no vakina sy inoana...
Ho avy tokoa Jesosy handray ny azy fa izao izay maharitra hatr@ farany ihany no hovonjena.
Na izaho izao aza ka refa tsy miambina aza ka tonga @iny fotoana iny izy dia very aho
Tsy misy fanomboana intsony @ fiverenenany , efa vita indray mandeha izany fa ho avy @ voninahiny i Jesosy haka ny azy.
Rehefa tsy manaraka ny teniny ianao @ fiainanao andavanandro dia efa manombo an'i Jesosy izay fa tsy tsy voatery hoe: @ fihaviany vao hisy hanombo sns.
Ny fiainana miaraka @ Jesosy dia isanandro isanora fa tsy we refa misy zavatra angatahina Aminy ihany vao hahalala Azy sns

16. koioty
(
17/01/2008 08:15)
Mahafinaritra le adihevitra e!mankasitraka antsika rehetra.Fa ny tiako ambara zany de hoe tokony tsy de hisy hanana eritreritra hoe na ho tonga izy na tsia tsy de mahtaitra loatra.Fa ny angatahiko zany raha mety de aleo mba dinihantsika tsara ny baiboly zany hoe mangataka ny fanahy masina hitsilo satria zao:raha mijery baiboly tsika de samy manana ny fijeriny ny tsirairay.Tsy azo vakivakiana @izao fotsiny izy io satria tsy bokiboky foana ka tsy azo ampitahaina na amin'inona na inona e!Miala tsiny mialoha raha misy manafitohana ny soratro e! de mirary soa antsika rehetra e!
17. rabilabila
(
17/01/2008 09:05)
Io Rakapy ilay efa nolazaiko tary ambadika tary a!!
Ny zavatra tiako hotsipihina kely fotsiny dia i Jesoa ihany no tsy nahalàla hoe Kristianina izy tamin'ny fotoana nahafatesany .Mahagaga anefa fa misy ny olona miserasera eto Xna mihoatra ny Xt:roll:
1. Mpandefa : rabilabila [ Valio ] 15-01-2008 10:13:53
Lohateny : Re : izay mahasahy manaraha
Raha mamaky anareo eto dia izao no valin'io fanontaniana io:
"Si Jésus revenait sur terre, les chrétiens les plus fanatiques se chargeraient de le crucifier comme hérétique."
Ny zavatra tiako hotsipihina kely fotsiny dia i Jesoa ihany no tsy nahalàla hoe Kristianina izy tamin'ny fotoana nahafatesany .Mahagaga anefa fa misy ny olona miserasera eto Xna mihoatra ny Xt:roll:
19. rijadolly
(
17/01/2008 18:32)
rakapy:Misaotra aloha rakapy fa mino ny fiverenaNy sé matoa manana tsindry mandry ny hiverenaNy.Fa indro kely,toy ny niakarany tany an-danitra ho any an-kavananan'Ray no hiverenany eny amin'rahona ary ny maso rehetra ahita izany http://baiboly.org/toko.asp?boky=MATIO&toko=24&andininy=26-31&dika= Noho izany tsy misy afaka hamono azy intsony fa http://baiboly.org/toko.asp?boky=MATIO&toko=24&andininy=36-39&dika=
Raha hiverina i Jesosy dia manana tsindry mandry ny tenako fa dia ireo Kristianina milaza fa mpanara-dia azy sy mpankatoha azy ihany no hamono sy hanaratsy azy.
rakapy:Tsinotsinona intsony ny fiangonana amin'izany fotoana izany ary efa voalazaNy rahateo fa tsy ho eny amin'Tendrombohitra na Fiangonana intsony ny hanompoana an'Andriamanitra http://baiboly.org/toko.asp?boky=MATIO&toko=24&andininy=1-2&dika=
Ny mahatonga ahy ilaza io hevitra io mantsy dia hita fa mizarazara be sy mifanenjika be ihany ny samy kristianina.Ka raha atao hoe ho tonga any @ secte iray izay vao niforona vao hainagana izy dia mazava ny zavatra hiseho fa tsy ho faly na hiino azy ny fiangonana sy ny kristianina izay efa nanantena taon-jato maro.
rakapy:Tamin'taona oooo no nahenoina izao teny izao http://baiboly.org/toko.asp?boky=MATIO&toko=24&andininy=1-51&dika= amin'izao fotoana izao firy % ny efa hitan-drakapy tanteraka amin'ireo voalazan'Ilay Mpaminany lehibe Indrindra io.
Raha ny baiboly no resahinao amiko dia tsy mino an'io 100% aho. Maro ny interpretation'olombelona sy ny tantara namboarina.Ary koa ny hevitra ao dia tsy notsorina fa naholakolaka ohatra ny ankamatatra ka samy milaza izay fahalalany azy.Nefa tsy misy mahavaly ny fahamarinany.
Famindram-po ny nanomezany fotoana.Mbola misy ny tsy tanteraka amin'ireo voalazaNy ireo antsika ny mandinika:-*:-*:-*:-*
20. ikaretsaka
(
17/01/2008 18:39)
Tsinotsinona intsony ny fiangonana amin'izany fotoana izany ary efa voalazaNy rahateo fa tsy ho eny amin'Tendrombohitra na Fiangonana intsony ny hanompoana an'Andriamanitra Jereo eto
@ izany fotoana izany izany dia tsy handeha mangingina ho any an-tendrombohitra sy any @ desert intsony i Raezo rehefa hiresaka amin-drainy?
tena soava tsara fa mbo te hahita izany ra ika:^)
mazii mazii Andriamanitra Ray
mazimazi iny Razezo
maziimaziii iny Rafanahy Masina