Raha hiverina tokoa i Jesosy dia ireo kristianina no hamono

21. rijadolly ( 17/01/2008 18:59)
ikaretsaka:
@ izany fotoana izany izany dia tsy handeha mangingina ho any an-tendrombohitra sy any @ desert intsony i Raezo rehefa hiresaka amin-drainy?
tena soava tsara fa mbo te hahita izany ra ika
mazii mazii Andriamanitra Ray
mazimazi iny Razezo
maziimaziii iny Rafanahy Masina
Mety hiaraka samy tsy ahita isika sy isé fa toa ho voatarik'sé amin'izao fitorian'sé amin'tsihaitsihay izao ihany aho ko:wink::-D:-D:-D
22. ikaretsaka ( 17/01/2008 19:05)
za anie tsy mitory satria za tsy mitsimpona hanamafisako ny zavatra lazaiko e..
fa ny zavatra ambaranareo ihany no hi challengeko anareo..
izay ilay hoe ilaina kao ny mahay manavaka ny mitory sy ny miady hevitra
23. rijadolly ( 17/01/2008 19:31)
Ny mpitory anie Ry ika ka manambara ny fatany fa marina é.Ka isé zao dia mitarika ny kristianina naman'sé anaraka ny hevitry sé satria izay ny fantatry sé fa marina.Ka raha manaraka ny hevitrareo ve zay dia mihembotra ndray nareo hoe tsy mitory ny hevitrareo.
Raha hiverina tokoa i Jesosy dia ireo kristianina no hamono
Raha jesosy miverina any Isotry na any Andavamamba na eny...aloha dia vonoko ato am-poko é.
24. ikaretsaka ( 17/01/2008 19:43)
efa nohazavain'i soanja sy ny namana betsaka atsy ambadika atsy ilay hoe "betsaka ireo mpitory ny tsy mahalala ny zavatra toriany sy ny olona hitoriany akory"
jereo ao ambadika ao fa sobjektra lava be mihitsy io
25. fijo ( 17/01/2008 22:28)
lery aloh arah amanatanteraka le hoe hoavy toy ny mpangalatra,deeee minoa ahy ianareo fa dia ahita raharah atokoa vao mitontona eto e
26. rakapy ( 18/01/2008 02:53)
Diamondra27> Voalazanao fa ny kristianina dia mi-se refert @ A/tra, jesosy, baiboly, fanahy masina... ny Silamo ny boudhist ny fivavahan-drazana sns.. koa anie ka mitovy amin'izany e!
Ny fivavahandrazana ohatra dia mi se refert @ Zanahary(A/tra ihany io), ny razana.... Ny Silamo mi-se refert @ Allah(A/tra ihany io) Mahomet.... ny boudhist dia mi se refert @ incarnation(A/tra ihany io) ,Daili Lama.... ka ireo rehetra ireo dia samy mino an'A/tra fa ny fomba hanehoany azy no tsy mitovy. Iray ihany no tanjon'ny finoana maro eran'izao tontolo izao dia ny finoana ilay tsy toha (A/tra, Allah,zanahary...)Izay iray ihany angamba.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4423