Tsy tara fa mbola ao tsara

1. soanja ( 01/01/2008 18:55)
Masoandro miposaka feno hafaliana no nandray ny tsikiko marisika mitanila fanantenana.

Vokatra ny taona vaovao 2008! Arahaba e! Mirary soa ary mitomboa fahavitrihana.

Isaorako ny serasera sy ny mpikarakara namela ahy naneho ny hevitro teto.
Midera ireo izay nisahirana- niezaka akaiky nampivoitra ny fifandraisana ho zava-tsoa ary mampahery koa ireo izay nahatsapa fa tsy feno ny fiainana fa misy lesoka ihany.
Tanety lava ary ny lohasaha natao hisainana. Ananantsika daholo ireo any amin'ilay nosy mamy.

Raisoko ny taona 2008 ho taona vaovao eo imasoko saingy tsy hanampiako asa vaovao eo amin'ny fiainako.
Tiako ny nisy ary faly mandray izay mbola tsy fantatro sy tsy noheveriko aho. Misaotra lalandava aho noho izany.

Eto aho dia hisaotra manokana ireo namako tsy foiko , lavitra akaiky tsy nanary ary tsy namoy tamin'ny sarotra. Tsy hadinoko daholo ianareo ary tazako ny mamiratra eny aminareo. Isaorako an'Andriamanitra izany taratra izany; nanome ahy hafanana, namindrako lavidavitra kokoa noho ny vitako taloha.

Isaorako ny fisianareo satria tokiko. Namaste!

Maharitra no tsy miofo ny fitiavako. Soanja



2. ikalamako ( 01/01/2008 19:12)
miarahaba an'i soanja ihany koa tratran'ny taona vaovao.:-*:-*
3. sitlo ( 01/01/2008 19:29)
miarahaba ny rehetra rehetra eh
:D :) :(
:o 8O :?
8) :lol: :x
:P :oops: :cry:
:twisted: :roll: :wink:
:!: :?: :idea:
:arrow: :} :°)
(l) 8-)
:-/ :-D :-P
:^) :{ :-o
:evil: ^^ ;-)
:-* :*
[center]:b[/center]
4. patrick2002 ( 02/01/2008 02:44)
, Manao ahoana ,Manakory , Akory lia ,mbarakaly ,Akory lahaly eh! ,Tratry ny taona aby .
5. ari.malala ( 02/01/2008 06:04)
Faly miarahaba ny namana rehetra nahatratrany taoan vaovao 2008 ny tenako, ary mirary soa hoantsika rehetra. Hahazo izay irian'ny fony ka mahasoa azy avy ny tsirairay, ary dia haharitra hatramin'ny mandrakizay tsy ho voasaraky ny elanelan-tany ny fihavanana sy ny mahampinamana:-*:-*:-*:-*:-*daolo ny namana rehetra.
6. tianalove ( 02/01/2008 06:11)
Tratrin'ny taona daholo e!!! soa fa nisy ny serasera
7. cutie ( 02/01/2008 14:47)
tratry ny taona akia soanja a :-*
8. soanja ( 02/01/2008 21:27)
Ny taona no miova fa isika isika ihany moa o. Soa fa misy ny serasera. Misaotra anareo hatrany!:-*:-*:-*
9. rakaroka ( 03/01/2008 17:55)
Miarahaba akia Soanja, Cutie, Patrick 2002, ilay Sitlo wà dia tsy niova mihitsy na efa vaovao aza ny taona:"bizare izany"Hi!hi!hi!sns tsy voatonina indrindra Rahery nanohy antsika eto sy ny équipe rehetra tsy ankanavaka.Ny mpino sy ny tsy mpino,sns.
Ianareo namana no tena isaorako nampahery ahy tamin'ny taon-dasa iny. Nahatsapako fa tsy tena olon-ko ho azy araka ny fiheverako ho fironan'ny fiainana ankehitriny loatra no iainana fa "Sarobidy
indrindra ny fiainana nisy antsika tsy "simple spectateur fa nandray anjara nahatsara ny tantara
sy ny fiainana nolalovana.
Misaotra tamin'ny fampaherezana tamin'ny endriny isan-karazany.
10. soanja ( 04/01/2008 01:16)
Namaste! Rakaroka :-*:-*:-*:-*(l):-*:-*:-*
11. cutie ( 05/01/2008 01:04)
soa fa misy ny serasera nahalalako an;i soanja :)
12. radjery ( 05/01/2008 01:22)
sy nafantarana an'i cutie ko:lol:
13. cutie ( 05/01/2008 01:24)
sy nahafantarana an'i radjery koa
za aza no nahahalala 1 o :-D
14. radjery ( 05/01/2008 01:27)
nahahalala 1 aona kay zany:roll:
15. cutie ( 05/01/2008 01:29)
nahalala fa diso tsipelina :-D
16. radjery ( 05/01/2008 01:32)
ay mazava ka:-D mbola ao ngé lé hafatra t@iny voloany iny é!:-D
17. cutie ( 05/01/2008 01:34)
hhihihihihihi
tsara zany
18. melody ( 06/01/2008 09:21)
tratry ny taona daholo o!
19. cutie ( 06/01/2008 19:15)
melody
tratry ny taona:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
20. princesseN ( 07/01/2008 14:19)
bonannée:soanja,ikalamako,sitlo,patrick,arimalala,
melody,radjery,cutie sy ny retraretra e!:-*:-*:-*:-*bisou b mamy doly!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3273