Tsy tara fa mbola ao tsara

21. soanja ( 07/01/2008 20:27)
Zah koa torak'izany cutie!:-*:-*:-*(l):-*:-*:-*

Namaste daholo ary!
22. rapala ( 07/01/2008 20:33)
cutie be fitiavana, bonne année indry:-*:-*:-*:-*
23. radjery ( 07/01/2008 20:37)
ouay ela dray zany ry rapala an!!:-* bonané é!:-P:-D
24. cutie ( 08/01/2008 02:40)
rapala bonne annee koa :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
25. rapala ( 10/01/2008 14:50)
radjery: efa ela tokoa izay tsy nidirana teto izay...bonané ihany koa e:-*:-*:-*:-*
cutie: indry wa be fitiavana, marina moa :-*:-*:-*:-*:-D
26. tsiambaratelo ( 13/01/2008 11:15)
soanja:

Masoandro miposaka feno hafaliana no nandray ny tsikiko marisika mitanila fanantenana.

Vokatra ny taona vaovao 2008! Arahaba e! Mirary soa ary mitomboa fahavitrihana.

Isaorako ny serasera sy ny mpikarakara namela ahy naneho ny hevitro teto.
Midera ireo izay nisahirana- niezaka akaiky nampivoitra ny fifandraisana ho zava-tsoa ary mampahery koa ireo izay nahatsapa fa tsy feno ny fiainana fa misy lesoka ihany.
Tanety lava ary ny lohasaha natao hisainana. Ananantsika daholo ireo any amin'ilay nosy mamy.

Raisoko ny taona 2008 ho taona vaovao eo imasoko saingy tsy hanampiako asa vaovao eo amin'ny fiainako.
Tiako ny nisy ary faly mandray izay mbola tsy fantatro sy tsy noheveriko aho. Misaotra lalandava aho noho izany.

Eto aho dia hisaotra manokana ireo namako tsy foiko , lavitra akaiky tsy nanary ary tsy namoy tamin'ny sarotra. Tsy hadinoko daholo ianareo ary tazako ny mamiratra eny aminareo. Isaorako an'Andriamanitra izany taratra izany; nanome ahy hafanana, namindrako lavidavitra kokoa noho ny vitako taloha.

Isaorako ny fisianareo satria tokiko. Namaste!

Maharitra no tsy miofo ny fitiavako. Soanja

27. tsiambaratelo ( 13/01/2008 11:19)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2577