Ary ny biby ve mba mankany am-paradisa ?
1. rakapy
(
20/12/2007 05:52)
Mba somary lasa saina ho aho ny tenako raha niaraka nipetraka t@ ilay pisoko teo an-davarangana ka nanotany tena hoe mba mankaiza ary ny fanahin'ny biby rehefa jokona?
novalian'i fijo ny 27/12/2007 23:33
2. xxx
(
20/12/2007 06:10)
mety lasa any am paradisa dool reny na koa misy lasa any am afobe ny biby masika sartria refa mamoiseo sary hoe any amparadisa toa misy sarina biby
3. rakapy
(
20/12/2007 07:24)
Toa sary ondry sy bibilava na dragona mena maso no tena hitako ao fatsy mba misy sary akoho na sifaka na tanalahy?
4. hery
(
20/12/2007 07:29)
rakapy> rehefa mametraka fanontaniana dia tsy maintsy faritana hoe ho an'iza. Ho an'ny silamo ve mandeha any @ paradisa ny biby? Mety tsy mitovy mantsy ny atao hoe paradisa ho an'ny silamo sy ho an'ny bouddhistes sy ny an'ny kristianina sns...
5. rakapy
(
20/12/2007 07:44)
Tena marina ny volazanao ry Hery fa kay moa ity finoana ity dia midadasika be fa dia aleo ampiako hoe: " NY BIBY VE MBA MANKANY AM_PARADISA KRISTIANINA SA NY OLONA IHANY? satria Kristianina no matetika voaresaka eto.
7. booboo
(
20/12/2007 17:13)
iza moa lé hoe efa nahavita namaky baiboly im-piry iny ? zay no tokony hanontaniana fa mety tadidiny hoe ao @ pejy faha-firy sy andalana faha-firy @ lé pejy no misy an'izany ...:°):arrow:
8. fijo
(
20/12/2007 22:10)
hay ve misy paradisa isanisany e????de misy andriamanitra isanisany koa izany??fa firy marina izany le andriamanitra io?????
13. menalamba
(
20/12/2007 22:24)
Mety ho feno moka sy parasy sy hàofotsy :{:^)sy kongona koa any amparadisa izany raha misy biby any ko noh !!
17. menalamba
(
20/12/2007 22:42)
Ah han ,ianao irery no manaiky izany ry Fijo fa izaho dia olona tsotra izao ihany fa tsy biby izany ka..:-/:^)
18. menalamba
(
20/12/2007 22:44)
Sa azo atao koa hoe ny biby dia olombelona antsoina hoe biby???:°)
