Ary ny biby ve mba mankany am-paradisa ?

1. rakapy ( 20/12/2007 05:52)
Mba somary lasa saina ho aho ny tenako raha niaraka nipetraka t@ ilay pisoko teo an-davarangana ka nanotany tena hoe mba mankaiza ary ny fanahin'ny biby rehefa jokona?
répondu par fijo le 27/12/2007 23:33
2. xxx ( 20/12/2007 06:10)
mety lasa any am paradisa dool reny na koa misy lasa any am afobe ny biby masika sartria refa mamoiseo sary hoe any amparadisa toa misy sarina biby
3. rakapy ( 20/12/2007 07:24)
Toa sary ondry sy bibilava na dragona mena maso no tena hitako ao fatsy mba misy sary akoho na sifaka na tanalahy?
4. hery ( 20/12/2007 07:29)
rakapy> rehefa mametraka fanontaniana dia tsy maintsy faritana hoe ho an'iza. Ho an'ny silamo ve mandeha any @ paradisa ny biby? Mety tsy mitovy mantsy ny atao hoe paradisa ho an'ny silamo sy ho an'ny bouddhistes sy ny an'ny kristianina sns...

5. rakapy ( 20/12/2007 07:44)
Tena marina ny volazanao ry Hery fa kay moa ity finoana ity dia midadasika be fa dia aleo ampiako hoe: " NY BIBY VE MBA MANKANY AM_PARADISA KRISTIANINA SA NY OLONA IHANY? satria Kristianina no matetika voaresaka eto.
6. cutie ( 20/12/2007 13:39)
tsy hita ao anaty baiboly ve ny valin'ny zany :-D:-D:-D:-D:-D
7. booboo ( 20/12/2007 17:13)
iza moa lé hoe efa nahavita namaky baiboly im-piry iny ? zay no tokony hanontaniana fa mety tadidiny hoe ao @ pejy faha-firy sy andalana faha-firy @ lé pejy no misy an'izany ...:°):arrow:
8. fijo ( 20/12/2007 22:10)
hay ve misy paradisa isanisany e????de misy andriamanitra isanisany koa izany??fa firy marina izany le andriamanitra io?????
9. cutie ( 20/12/2007 22:10)
:-D:-D:-D:-D:-D
10. fijo ( 20/12/2007 22:13)
rakapy an,aza hadino,fa isika anie ka biby koa e
11. menalamba ( 20/12/2007 22:19)
Biby amin'ny ahoana ary? Sa bibiolona vé ???:-P
12. cutie ( 20/12/2007 22:20)
:-D:-D:-D:-D:-D
animal
13. menalamba ( 20/12/2007 22:24)
Mety ho feno moka sy parasy sy hàofotsy :{:^)sy kongona koa any amparadisa izany raha misy biby any ko noh !!
14. cutie ( 20/12/2007 22:24)
:-D:-D:-D:-D:-D
15. fijo ( 20/12/2007 22:36)
menalamba,ny olombelona dia karazana biby antsoina hoe olona
16. cutie ( 20/12/2007 22:37)
ie:-D
17. menalamba ( 20/12/2007 22:42)
Ah han ,ianao irery no manaiky izany ry Fijo fa izaho dia olona tsotra izao ihany fa tsy biby izany ka..:-/:^)
18. menalamba ( 20/12/2007 22:44)
Sa azo atao koa hoe ny biby dia olombelona antsoina hoe biby???:°)
19. fijo ( 20/12/2007 22:44)
io ry soanja fa misy kristianina manda tsy ho biby an;
20. cutie ( 20/12/2007 22:45)
non:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0912