Ary ny biby ve mba mankany am-paradisa ?

21. fijo ( 20/12/2007 22:48)
nefa mba mena lamba ihany
22. menalamba ( 20/12/2007 22:50)
Tsy mamaly ny fanontaniako ianao:°)
23. rabilabila ( 20/12/2007 22:53)
Biby 'ty !! tsy biby 'ty inona daholo ary zany :-D:-D=))biby aby na ny babakoto na ny benarana (voan'ny sery),oloba (voan'ny sery) :-D:-D:-D
24. fijo ( 20/12/2007 22:56)
menalamba,ny mifamadika amin'ilay fanontaniana no izy.satria biby daholo de ao vao misy karazany;
misy alika,kisoa,bitro olombelona,akoho,liona
25. cutie ( 20/12/2007 22:57)
ie :-D:-D:-D:-D
26. menalamba ( 20/12/2007 22:57)
Avy aiza io famaritana io ? Tsy azo afamadika ve izany anefa zavatra mitovy? Ko nahoana no tsy manambady biby raha biby ianao?:-/:^)
27. cutie ( 20/12/2007 23:02)
:-D:-D:-D:-D:-D
28. rabilabila ( 20/12/2007 23:04)
Koa ny alika nga miaraka amin'ny kisoa na samy biby aza ?
'Za aloha manambady biby ,ary manan-janaka biby fa biby mitovy espèce amiko ihany ,izahay mbamin'i ry Fijo 'zany ilay biby atao hoe : "espèce d'homo sapiens " , ary raha mbola mitohy eto isan-kariva dia lasa homo-ordinaticus ":-D:-D
29. cutie ( 20/12/2007 23:05)
hihihihihihi
rabilabila
iny no tsy araky i menalamba:-D
30. menalamba ( 20/12/2007 23:06)
Fa ny ampondra tsy mivady @ sôvaly? Fa ny dokotra tsy mivady @ ganagana? :^)
31. cutie ( 20/12/2007 23:10)
mitovy nga reo :-D
32. fijo ( 20/12/2007 23:10)
hoadray,ny mitovy espesy letsy no mivady an,samy zavamaniry ny raozy sy ny manga,fa ny raozy tsy hanome voamanga mihintsy,ny letchy tsy hanome paiso
33. menalamba ( 20/12/2007 23:13)
Ka izay indrindra no mbola itazomako ny hoe olona ihany tsotra izao aho fa tsy biby izany satria tsy azo afamadika ilay famaritana satria samy manana ny famaritany.:°)
34. cutie ( 20/12/2007 23:14)
:-D
35. rabilabila ( 20/12/2007 23:21)
Ny apondra afaka mivady amin'ny sovaly ary afaka miteraka fa ilay zanany stérile=> genération iray ihany dia vita tsy mitohy intsony.
Ny dokotra sy ny gana koa torak'izany.

Efa misy aza ny études entre samy olona ,fa kely ny chance fécondité entre Eropeana sy olona nijanona tany anaty ala foana .
36. menalamba ( 20/12/2007 23:24)
Ko tsy andramana ny ampondra fa lazainao fa biby hoatry ny olona? Sa izay koa no nahatonga ilay hoe "zafin'apondra" fa efa nisy nanandrana?:^)
37. rabilabila ( 20/12/2007 23:35)
Misy ny olona zoophile fa tsy ao anatin'ny kolotsaiko izany ,ka na nisy aza olona nanandrana apondra ,tsy nety nanome zanak'apondra .
Ny hiran'i Bekoto misy hoe zanak'aliaka koa ,fa ny dikany tsy hoe alika nanadrana olona ,na olona nanandrana aliaka:roll:
Ps: Tandremo indray sao dia misy mandika vilana ny teniko .
38. papala ( 21/12/2007 06:57)
BIBIOLONA, tsy hitanareo ve reny mandeha @ gazety reny, lehilahy tratra ambodin'omby sy ambidikisoa reny e?
39. naughtyboy ( 21/12/2007 18:04)
de ahona zany momba reny oul manao bibibiby fiaina reny biby reny sa :-D:-Doul
40. fijo ( 21/12/2007 21:37)
menalamba tsy mahamenatra letsy ny milaza fa karazambiby isika an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.008