Koragno Mangingina

1. ratonga ( 20/12/2007 01:34)
http://www.dailymotion.com/video/x1h0as_koragno-mangingina-generation-mars_music
novalian'i cutie ny 21/12/2007 17:51
2. cutie ( 20/12/2007 01:42)
hay ve ratonga tia hira ohtran'zao e
3. rakapy ( 20/12/2007 02:12)
Io ve tsy le hoe SIGARA MANTOLA Ratonga?
4. zandikely ( 20/12/2007 03:41)
Fa iza ary lesy io sipa miaramadihy io?
5. rabilabila ( 20/12/2007 09:27)
:-D:-D ohatran'ny hitako i Ratonga mandihy "coupé decalé":-D.

Koragno mangingina cherie ee!!!
Volagno môramôra.........

Sigara mantôla....
Magnitra malaolao

dia misy miteny hoe :c'est koi ce foutoir là
dia misy miteny rakatataka ,rakatatakatakatataka
dia misy manao hoe gridikidikidiiiiiiiiii
dia misy miteny hoe : on dit quoi?
dia misy ayae!!!!!!!ayae!!!!!!
dia misy siagara mampalaolao
dia misy bio bio bio!!!!!! (lé sigara no bio an!!)
:oops::):lol:=))

6. cutie ( 20/12/2007 21:23)
. Mpandefa : zandikely [ Valio ] 20-12-2007 04:41:59
Lohateny : Re : Koragno Mangingina
Fa iza ary lesy io sipa miaramadihy io?

hihihihi
taitra zandikely t@ iny :wink:
7. Veloo ( 20/12/2007 21:33)
tsara be io hira io ko...(bassessy no nandihizana t@ io taloha)
8. cutie ( 20/12/2007 21:34)
ahoana akia zany bassesssy :D
9. Veloo ( 20/12/2007 21:36)
andraso fa atoroko andry rehefa makaty njy hihihihih:-D
10. cutie ( 20/12/2007 21:38)
hiihhihihi ie :-D
11. ratonga ( 20/12/2007 22:18)
=)):-D:-Drabilabila andao andihy ary é!
cutie ko vé dé tsy mahay mandihy bassessy:°):-P
12. cutie ( 20/12/2007 22:23)
ampenaro:-D
13. ratonga ( 20/12/2007 22:36)
asevo mpenarin'i melody é!:-D
14. cutie ( 20/12/2007 22:41)
izy tsy hita koa:cry:
15. ratonga ( 20/12/2007 22:43)
nisy nanafina dray vé:?
16. cutie ( 20/12/2007 22:51)
toa hitako ao ambadika ao izy :P
17. melody ( 20/12/2007 22:55)
hehehe, inn ty mifosa ity? eto za koa, hihihi
cutie a, tsy mahay mandihy an'izany akory za koa, i veloo izany no hampianatra ansika roa rhefa tafahona,misaotra veloo:-*
ratonga: ary tena tsy nampoiziko tia hira toa io tokoa ange enao io e:wink:
18. cutie ( 20/12/2007 23:03)
melody
ndao aza hifampitaona any @ veloo fa malalaka ny trano any :-D
19. ratonga ( 20/12/2007 23:10)
:-D ay nipoitra ihany v
20. cutie ( 20/12/2007 23:12)
saro-pisaina moa:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0081