Koragno Mangingina
23. melody
(
20/12/2007 23:20)
noheveriko fa voany sery mihintsy za kay tena misy mifosa kle:lol::lol:
26. melody
(
20/12/2007 23:27)
hihihi tena tratra nifosa mihintsy i ratonga kity
cutie: miandry an'i veloo isika d mande mankany mianatra mandi, sa ahona?
cutie: miandry an'i veloo isika d mande mankany mianatra mandi, sa ahona?
28. melody
(
20/12/2007 23:40)
ratonga: ka na lasa vavolombelona aza moa maninn:lol:
cutie: miandry isika e!:-*
cutie: miandry isika e!:-*
30. melody
(
20/12/2007 23:45)
ary nankaiza indray izy teo?:-D:-D so d natahotra ho lasa vavolombelona tokoa akia izy izay?:wink:
34. ratonga
(
21/12/2007 00:02)
reo ary ny piso :-D :-D http://www.dailymotion.com/playlist/x4d2i_renard-gris_humour/video/x145ha_humour-gag-video-rire-drole-chat_animals
36. melody
(
21/12/2007 11:32)
ratonga: mahafinaritra ahy ilay iray mainty sy fotsy mitositosy akaikin'ilay zazakely, ntsô
cutie: izany ve?
cutie: izany ve?
