Koragno Mangingina
1. ratonga
(
20/12/2007 01:34)
http://www.dailymotion.com/video/x1h0as_koragno-mangingina-generation-mars_music
répondu par cutie le 21/12/2007 17:51
5. rabilabila
(
20/12/2007 09:27)
:-D:-D ohatran'ny hitako i Ratonga mandihy "coupé decalé":-D.
Koragno mangingina cherie ee!!!
Volagno môramôra.........
Sigara mantôla....
Magnitra malaolao
dia misy miteny hoe :c'est koi ce foutoir là
dia misy miteny rakatataka ,rakatatakatakatataka
dia misy manao hoe gridikidikidiiiiiiiiii
dia misy miteny hoe : on dit quoi?
dia misy ayae!!!!!!!ayae!!!!!!
dia misy siagara mampalaolao
dia misy bio bio bio!!!!!! (lé sigara no bio an!!)
:oops::):lol:=))

6. cutie
(
20/12/2007 21:23)
. Mpandefa : zandikely [ Valio ] 20-12-2007 04:41:59
Lohateny : Re : Koragno Mangingina
Fa iza ary lesy io sipa miaramadihy io?
hihihihi
taitra zandikely t@ iny :wink:
11. ratonga
(
20/12/2007 22:18)
=)):-D:-Drabilabila andao andihy ary é!
cutie ko vé dé tsy mahay mandihy bassessy:°):-P
cutie ko vé dé tsy mahay mandihy bassessy:°):-P
17. melody
(
20/12/2007 22:55)
hehehe, inn ty mifosa ity? eto za koa, hihihi
cutie a, tsy mahay mandihy an'izany akory za koa, i veloo izany no hampianatra ansika roa rhefa tafahona,misaotra veloo:-*
ratonga: ary tena tsy nampoiziko tia hira toa io tokoa ange enao io e:wink:
cutie a, tsy mahay mandihy an'izany akory za koa, i veloo izany no hampianatra ansika roa rhefa tafahona,misaotra veloo:-*
ratonga: ary tena tsy nampoiziko tia hira toa io tokoa ange enao io e:wink: