Toa oe nanaiky hanao débat izy telo mirahalahy nefa toa tsy tonga sa tsy sahy indray ny TIM rehefa tonga ny fotoana e?, t@ faradoboka tao TV plus... mazava ny antony! toa hita soritra sahady fa hanao divaorsa @ TIM ny tana. :twisted: :-D :-o
tany toamasina aloha no reko ny vaovao fa teo @ birao-pifidianana ,dia hita fa misy mpifidy 3 000 misoratra anarana nefa 500 fotsiny ny carte electoral nozaraina ,nisy an'izay ny olona mitondra papier avy any @ fokotany dia mahazo mifidy ,nisy ny naka ordonnance tany @ tribunal ,nisy ny nahazo nifidy 5 fois dia homena 25 000 FMG ,mazava loatra tombotsoan'i TIM daholo izany rehetra izany @ 12 dec a 21H any dago izaho manoratra izao.