Tahotra sa hakanosana sa fifanandrifiana marina?

1. fetrakens ( 12/12/2007 14:38)
Toa oe nanaiky hanao débat izy telo mirahalahy nefa toa tsy tonga sa tsy sahy indray ny TIM rehefa tonga ny fotoana e?, t@ faradoboka tao TV plus... mazava ny antony! toa hita soritra sahady fa hanao divaorsa @ TIM ny tana. :twisted: :-D :-o
2. hery ( 12/12/2007 14:54)
Rampitso sisa fa mahandrasa kely :-)
3. fetrakens ( 12/12/2007 14:58)
Zé tia mahandry e! sa tsy zany! fa enga anie tsy hisy fotsiny ny déléstage de ho hita eo ny tena marina! mba hangarahara tanteraka. :°)
4. patrick2002 ( 12/12/2007 18:11)
tany toamasina aloha no reko ny vaovao fa teo @ birao-pifidianana ,dia hita fa misy mpifidy 3 000 misoratra anarana nefa 500 fotsiny ny carte electoral nozaraina ,nisy an'izay ny olona mitondra papier avy any @ fokotany dia mahazo mifidy ,nisy ny naka ordonnance tany @ tribunal ,nisy ny nahazo nifidy 5 fois dia homena 25 000 FMG ,mazava loatra tombotsoan'i TIM daholo izany rehetra izany @ 12 dec a 21H any dago izaho manoratra izao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1383