ny fanahy masina

1. fijo ( 05/12/2007 22:05)
namaky tao ambanimbany tao aho,dia nahatsapa,fa samy mibitsika mangina amianreo tsirairay aby ny fanahy masina.izany hoe samy ao aminareo ao izy raha ny fiheveranareo.
koa tsy mbola mba nibitsika anareo ve io fanahy masina io hoe"mba mifanaraha ianareo mpino fa aza mifandripaka toa io???"
novalian'i fijo ny 19/12/2007 22:49
2. ikaretsaka ( 05/12/2007 22:12)
ka ny sasany tsy mino io bitsika io fa mbola herena ao anaty boky aloha
3. fijo ( 05/12/2007 22:19)
dia tsy mba ahita io fifanarahan'ny samy mpino iomihintsy izany aho raha izany ko.
aleo wa misotro,fa iny hiraisana anie e:-P
4. cutie ( 05/12/2007 22:32)
ny kato nga misotro :)
5. rabilabila ( 05/12/2007 22:46)
cutie:

ny kato nga misotro :)



Andray ry cutie!! spesialiste-n'ny divay reny !!:-D
6. cutie ( 05/12/2007 22:47)
mopera ihany no misotro koa, fa ny mpiangona tsia, sa efa niova :lol:
7. ikaretsaka ( 05/12/2007 22:50)
cutie> jereko ao @ saham-boaloboky mompera ianao e...
nisy marika divay izay hoe
"Vin des bons peres"
8. ikaretsaka ( 05/12/2007 22:52)
any @ tany mora divay sy manambola dia misotro ny mpiangona ka.. fa tsy amin'ny kaopy fandraisana, fa samy manao indray mitelina avy @ kalisy
9. ikaretsaka ( 05/12/2007 22:53)
izay ilay hoe iray vatsy iray aina... kalisy iraisana, komonio ao anaty ciboire 1
10. cutie ( 05/12/2007 23:11)
ny microba @ zany tsy fantatra tsony :-D:-D:-D:-D
kalisy iraisana :)
11. ikaretsaka ( 05/12/2007 23:35)
matin'ny alikaola ry zanako an... sy ny herin'Atra!
any @ krispijo no mety hahafaty raha miray bedebe
12. cutie ( 05/12/2007 23:37)
ny any tonga de efa samy manana ny tavoahanginy :-D:-D:-D:-D
13. ikaretsaka ( 05/12/2007 23:49)
tsy mety izany.. ary neveriko fa firaisana be anie any e
14. cutie ( 05/12/2007 23:50)
tongava de hahita :-D:-D:-D
15. ikaretsaka ( 05/12/2007 23:52)
galioka 1 barika
16. cutie ( 05/12/2007 23:56)
sady miampy an'reto nge e e:@:@:@:@:@:miam::miam::miam::miam:
:-D:-D:-D:-D:-D
17. Rasiligaoma ( 06/12/2007 03:29)
ary noheveriko fa hoe fanahy masina no ampiakarina sy ahetsiketsika any
hay setroka sigara sy ny vatana
18. cutie ( 06/12/2007 03:35)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
19. ravatorano ( 06/12/2007 05:20)
tsy maintsy misotro kle
na tsy divay aza
ny Fanahy Masina no mibitsika hoe misotroa kely anio fa reradreraka less lah ravato ah d mahaiza milam fa aza mila vaniny amin'i cutie an
:-P:-P:-P
20. xxx ( 06/12/2007 10:30)
Raha tsy fo resy sady resy lahatr'Andriamanitra tsy itobian'ny Fanahy Masina. Miseho amin'ny toetra ety ivelany ny fitobian'ny FM ao amin'ny Kristiana tsirairay.

Raha toa ka mbola ny fombafomba ivelany no mampisaritaka ny samy milaza fa mpino dia hikorontana tokoa izany.

Ny sitrapon'Andriamanitra ihany no mampisy ny Fanahy Masina ao amin'ny tsirairay ary mila ezaka fandalinana ny Sitrapony, vavaka fangatahana sy fanetren-tena eo amin'ny tsirairay izany.

Amiko raha mbola ireo mpanao interpretation ny Tenin'Andriamanitra no arahana fa tsy miresaka mivantana Aminy ny tsirairay mikatsaka ny Sitrapony dia mbola hisavoritaka hatrany ny Kristiana ary ho takona hatrany Ilay Mpanjakan'ny mpanjaka sy Tompon'ny tompo ary tsy ho eo aminy mihitsy ny Fanahy Masina.



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2514