ny fanahy masina
21. ikaretsaka
(
07/12/2007 00:03)
ka izay ange no ilazana hoe ny asa no ahalalana ny olona hoemisy finoana eeee
Raha tsy fo resy sady resy lahatr'Andriamanitra tsy itobian'ny Fanahy Masina. Miseho amin'ny toetra ety ivelany ny fitobian'ny FM ao amin'ny Kristiana tsirairay.
ary mivoaha amin'izay madama fa efa fantatro a

23. bobone
(
07/12/2007 06:46)
Ikaretsaka: =D=D=Dmisaotra fa mazava izany ary marina tokoa
ny teninao: raha tsy resy lahatra @ Atra ny olona ary manaiky ny fitondrany sy ny fitantanana!dia manao ny asany tsy amim-pimenomenomana fa @ fitiavana de mazava hoazy fa mitoetra ao ny Fanahy Masina!
Olona voavela heloka ^:^

24. fijo
(
07/12/2007 21:40)
รด leti ary ika an,ny krispijo anie samy manana ny tavoahanginy ,fa miara misotro e.izay ilay firaisana.io anie tsy hoainareo raha tsy miditra ao ianareo e.le lojika ao mantsy tsy lojikan'olombelona.
sady lazaiko an'ialahy,fa ao manga foana ny lanitra.
misaotra amin'ilay bitsika FM ravato an.

25. cutie
(
07/12/2007 21:51)
sady lazaiko an'ialahy,fa ao manga foana ny lanitra.
misaotra amin'ilay bitsika FM ravato an.
:-D:-D:-D:-D:-D
misy divay manga koa nga
40. bosista
(
08/12/2007 14:12)
lainga foana le resaka firaisana,tsy misy an'izany eo fa raha misy tsy tokony hisy ireo antokom-pivavahana bdb reo amzay samy milaza ny azy ho izy,ny sasany ary tsy mionona amzany fa mbola manaratsy ny an'ny sasany kosa,mahagaga!!!!