ny fanahy masina
41. ikaretsaka
(
08/12/2007 15:22)
na fiainana andavanandro aza ka samy nividy lamba flanelle mitovy hanjairana malabary, tsy maintsy misy hiteny foana eo hoe ny malabariko tsara noho ny anao
42. fijo
(
13/12/2007 22:13)
eny ary fa dia aleo alevina ity resaka firaisampinoana anareo ity fa toa resaka fanadalana vahoaka fotsiny
43. ikaretsaka
(
14/12/2007 03:08)
ireo le mody manao jesosy jesosy iray ihany io nefa efa ho 100 000 ny fisarahana ao!
marina ihany le an'ialahy heo ny baibolista sy ny tsimpona anie ka mampisaraka e.
marina ihany le an'ialahy heo ny baibolista sy ny tsimpona anie ka mampisaraka e.
44. rakapy
(
14/12/2007 03:37)
Io le efa nokoziko ombieny ombieny ry zalahy fa ity Kristianisma ity dia fanadalam'bahoaka fotsiny. Aiza ve ka samy Kristianina izao ry lerony de mahasahy misanaratsy sy mifanenjika tsotra izao.Ny fiangonanay no tonga aloha any an-danitra fa ne nareo ela vao tonga....Ohatran'ireny any @ satationement fasan'ny karana reny mihintsy. FIANAR DIRECT, ILAKAKA DIRECT ANIO. Ny an'ny fiangonana Kristianina sasany indray dia ny miwawawa be eny an-tsena na isaky ny miady hevitra @ ny olona dia LANITRA DIRECT ANIO.Nefa vaky pneu any an-tsasadalana ny vam:-D:-D:-D:-D:-D
45. rijadolly
(
14/12/2007 03:51)
rakapy:

Mba valio io ry IKA fa tena sarotra be ilay sujetn'rakapy à. apio moa fa samy kristianina é
46. rakapy
(
14/12/2007 04:17)
Saody angalan'i toi sosy eo koa aho kle. Nareo Krista tony mantsy toa malaza mpitango sosy izay ihany.Aleko nenah omena ny mpanota.:wink:
47. fijo
(
14/12/2007 21:30)
aleo letsy ny antsika hirevena an,asa hoan'ny mpivaotra tsaky koa iny,fa raha hiangona ihany"hitangorongorona"aleo asiana tavoahangy eo ampovoany hanafana ny resaka
48. ikaretsaka
(
14/12/2007 23:08)
Rijadolly> tsy afaka mamaly an'io Ika fa ika rehefa mande any toliary mande 4x4 an'ny kardinaly!:wink: na mandeha biskleta/moto de izy irery!
sady ny an'i karetsaka tsy direct fa mbola feno stop Over @ maha karetsaka azy! mijanona kely ao Ambatolampy, Bira, sns...
(izahay manko ry rijadolly, ary izay le maha samihafa antsika, mino hoe misy ireny Saints e, purgatoire e, dia mbola manampy tosika sy mijanonjanona any aloha )
(raha eo andranovory mankany tolozy kosa petahako bisikleta le... tana Bira aza efa vita, bira ambositra, )

49. rakapy
(
15/12/2007 04:11)
Izaho indray ry kare dia tsy mbola mahazaka 4x4 fa ny ahy tonga dia petahako dia-tongotra de mi stop isaky ny tanana kely rehefa hariva na tonga de revena matory amin'ny sisiny rehefa tsisy tanana. Alaina miadana eo ve tsy ho tonga any Tolozy ihany rehefa ela ny ela? Sady le mandeha tongotra koa anie mba mifankahita sy miaraka miaina amin'ny olona eny an-dalana sady mianatra sy mihaino izay fomban'ny olona no mampianatra izay mba kely haiko.
50. ikaretsaka
(
15/12/2007 04:27)
za koa letsy tsy mitaona olona fa ny ahy ny principe ko de ze tia manaraha, raha misy manontany hoe ho aiza ianao de teneniko hoe ho any Toliara aho! raha vam no entiko dia raha misy plasy de asaiko miakatra .. raha moto asaiko miakatra, raha beka dia tsy mitondra aho fa raha taratasy de entiko!
fa tsy mba za no hande hitatatata be hampaneno klaxon ery @ fasan'ny karana sy hivazavaza hanao hoe toliara direct/ Tsy miroro,mandeha zao de zao! lehe ampitso tonga koahy! nefa vita transmission eo Avaratr'Ambatolampy! na nisaute fusibles tany Alakamisin'Ambohimaha!

51. rakapy
(
15/12/2007 04:43)
Na ilay efa eny Andatabo iny no mipotsaka coupel tampoka! meloky aby ny anak'i Vezo io. Nao lahy e!!! sheriff toy vasa tsy mahay minday tombily? Ampiliro angaty akata atoy tombilinao rahabe ty!!!
52. rakapy
(
16/12/2007 03:10)
Izay volazako rehetra izay moa ry mpiray tanin-drazana eto @ serasera dia fomba fanoharana ihany. Izany hoe ny momba ny fahitako ity finoana ity mba tsy hanononako anarana finoana na antoko-pinoana be loatra. Izaho Rakapy dia tsy hitarika n'iza n'iza handeha any @ ny lalana izay hitako fa mety. Fa raha manotany ahy ianao toy ny voalazan'i Ikar eo ambony dia ho lazaiko aminao ny tanjona halehako sy ny zavatra mety hiseho eny an-dalana. Fa tsy izao velively no hanao publicite ny finoako na hitarika ny hafa hanaraka ahy. Ny baiboly anie ka efa mihoatra ny 3000 taona no nanazavana azy ka dia ny tsirairay no mandinika izay tandrify azy.
53. fijo
(
19/12/2007 22:49)
izay mihintsy koa no fahendrena ka,izay anie no tokony hoatao e,fa ny sasany moa avy dia hoe ny anay no tsara,ka izay kosa mila kalizy be