SARY FANAMPINY Soirée 24/11/07 SERASERA

1. badouda ( 26/11/2007 00:27)
Sary nataoko ho an'ireo namana tsy hafaka mikorana taminay
http://picasaweb.google.com/badoda.vv
Ho fanampin'ny Blaogy nataon'i Tess
http://tahirintsarynamana2007.skyrock.com/
Ireo izay namana hafa naka sary dia mba lazao eto ny adiresy hafahana maka azy
www.badouda.blaogy.com
novalian'i kenza ny 07/01/2008 08:58
2. xxx ( 26/11/2007 07:43)
eishhy e ry badouda eee!!! kay mahay mihira b sahala @ zao? lolllll b za mahita anao

hoy i coincée :oops: (tadidy sa mody adaladala???), d avereno ny zipoko (manga²) :°)
3. diamondra27 ( 26/11/2007 08:01)
badouda: misaotra nizara sy naka sary
@ manaraka indray e!:-*
4. xxx ( 26/11/2007 09:20)
miala tsiny fa nafangaroko tamin'y ankizy hafa ianao :oops:
5. melody ( 26/11/2007 13:12)
Mahafinaritra daholo ilay sary e na dia tsisy fantatro aza ny ankabeazany... fety mlay io ka!
6. badouda ( 26/11/2007 18:22)
:roll::roll:tsara raha mba misy manampy ahy, hasiana "legendes" isaky ny sary tsirairay. Miandry izay mazoto. Misaotra mialoha^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^

diamondra27:

badouda: misaotra nizara sy naka sary
@ manaraka indray e!:-*



7. xxx ( 26/11/2007 18:50)
d maninona zao ra natao tao am blogy zao tssssss
8. hery ( 26/11/2007 19:42)
xxx> efa ao daholo ireo kah.
9. xxx ( 26/11/2007 21:31)
aza asiana légendes na com izany ny sary fa betsaka ny tsy mankasitra an'izany, ataovy pv manokana any raha misy tia ahafantatra ny ps-ny olona sasany fa aza avoaka eto kosa é!
izay té ahalala dia tongava amin'ny fiahonana manaraka
10. kenza ( 26/11/2007 21:41)
Tena mahay aloha lay mpaka sary tao @ soirée io ny tenanay t@ asabotsy fa na dia sary iray aza tsy misy dia tena gaga aho hoe ahoana ary zany, @ manarka angamba mety mba hisy anay e=D
11. booboo ( 26/11/2007 21:49)
xxx > sady zay mijery serasera any am-piasana matetika tsy afaka mijery skyrock fa bloqué ...

Kenza > tondé mi-se presenter-va @ izay efa fantatrao ny endriny. Enao zao tsy fantatro dia lasa tsy voakako sary... @ manaraka halaiko sary :-*
12. Darlin ( 27/11/2007 09:29)
hafapo tanteraka izany izahay t@ sary fa dia fisaorana feno ho an'ireo izay nampita e! hihih
Mahafinaritra be fa dia misaotra misaotra e! nizara ny fifalianareo tany ampita .
kiss:-* b daholo
13. ari.malala ( 27/11/2007 13:04)
misaotra nizara e! mbola eo am-pijerena sary fa tena valalanina ny maso sady finaritra rahateo :)
14. fijo ( 27/11/2007 21:24)
booboo an,nahazo aina kosa izato enao an,sady kay nandihy be.hi hi hi i milay e
15. ikaretsaka ( 27/11/2007 22:07)
tsisy sarin'i fijo akory.. tssssss
16. fijo ( 27/11/2007 22:09)
za letsy mbola variana an
17. kiadi ( 28/11/2007 10:28)
ary aiza wa ny sariko ehhhh :-D:-D:-D
18. kenza ( 28/11/2007 20:13)
Hitanareo zany fa tsy izaho irery notsy azo sary ary hono hoa ny fakatsary tao anie toa maromaro ihany dia maninona ny sasany raha mba mandefa fa sao dia mba any no misy anay kléééé!:-w:-w:-w
19. xxx ( 28/11/2007 20:27)
8-)
20. cutie ( 28/11/2007 20:51)
ny sarinay koa tsy mba tazana ao mitsy e lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1696