SARY FANAMPINY Soirée 24/11/07 SERASERA
![](https://avatar.serasera.org/87584398d2f6cb3f85c5b07b7b9ec048.jpg)
21. radjery
(
28/11/2007 21:03)
eny tokoa wa, nefa ngé dé tsy nitsahatra ny nandiha fôna an!:-P:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/87584398d2f6cb3f85c5b07b7b9ec048.jpg)
30. radjery
(
28/11/2007 22:10)
:-D ay nisy pv mangigina tao é! andraso zany hitady sary sô misy fa adino fotsiny ny nampidita azy:lol:
![](https://avatar.serasera.org/f45731e3d39a1b2330bbf93e9b3de59e.jpg)
31. sasa
(
29/11/2007 04:56)
ary tena tara sambo za fa kay efa lasa alavitra be ny resaka, milay be le sary fa tena voky ny maso nijery an'azy, d tohizo foana ny fiarahana fa milay io, fa za aloha mahay an'i ann, d an d an d an maromaro ihany hozy le tsy mahay manisa.=D=D=D=D=D
fijo avoako eo le sary aty fa.......;
fijo avoako eo le sary aty fa.......;
![](https://avatar.serasera.org/4c5589f99fcd82f387bb94d9df05fef6.jpg)
32. diamondra27
(
29/11/2007 07:26)
ato koa izany misy sary hafa ho an'zay te hijery e! de ao @ page voalohandohany ao le izy mandrapiovany aloha
www.diamondra27.skyblog.com
Ny film moa zany de mbola mitady hevitra hamoahana azy fa tsy mahay mandefa azy eto e! :oops:
ary mety any @ le film tampoka ry zalah mangataka sary reo an;-);-):-$
www.diamondra27.skyblog.com
Ny film moa zany de mbola mitady hevitra hamoahana azy fa tsy mahay mandefa azy eto e! :oops:
ary mety any @ le film tampoka ry zalah mangataka sary reo an;-);-):-$
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
33. xxx
(
29/11/2007 07:58)
to ny eo ihany ko izy izany no miverimberina, sa amizay fantatra hoe manana blogy koa i diamondra27:roll: toujours les mêmes têtes, pfffff8-)
![](https://avatar.serasera.org/3e41d67d5461196c3e784fb6549f7763.jpg)
37. heidi
(
29/11/2007 11:23)
xxx:
to ny eo ihany ko izy izany no miverimberina, sa amizay fantatra hoe manana blogy koa i diamondra27:roll: toujours les mêmes têtes, pfffff8-)
ary ilay olona ity be fialonana mihintsy!!!!!!
mahita an'i diamondra mifankahazo amin'ny namana maro indray dia lasa ra fialonana...mba ovao amin'izay ny toe-tsaina fa raha manavinavy mihinàna fanafody aloha. Aza ny olona foana no hilàna vaniny ato amin'ny forum....raha manao blogy izy izao dia maninona, mba manaova raha sahy mampiseo ny sarinao:evil: sa irony ilay olona mpitsoaka mpaka sary irony......?
![](https://avatar.serasera.org/9cba3a805cb12fd86d2a844c39a15d34.jpg)
38. ari.malala
(
29/11/2007 12:53)
ndraso ndray alou hijery ny blog n'i diamondra ra zany;) misy sarin'le akama iry v ky ao sa ny tam fety iany?;):-*
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
39. xxx
(
29/11/2007 18:11)
diamondra27:
ato koa izany misy sary hafa ho an'zay te hijery e! de ao @ page voalohandohany ao le izy mandrapiovany aloha
Jereo eto
Ny film moa zany de mbola mitady hevitra hamoahana azy fa tsy mahay mandefa azy eto e!
diam's a, pasteur Randrianjoary Jules ve ilay vadin'i Voahirana nihira ilay oe "satriko" iry;merci.
HS kely fa miala tsiny.