SARY FANAMPINY Soirée 24/11/07 SERASERA

41. diamondra27 ( 01/12/2007 08:16)
=))=))=))

nareo koa ry 'reto de mampime a!
ari.malala: tsy misy sariny akia ao a! ndraso anontaniako izy deomeko ny sariny njy raha mila :wink:

heidi: :-D:-D tsiky fotsiny leisy fa misaotra a!

xxx: ye tena HS mihintsy zany resaka izany fa lanoraty any @ hafatra za de aza manao xxx de ho valiako.
Fa i Pasitera tsy tany @ le fety akory fa fihaonana hafa iny.

xxx: ny eo ihany no eo hoy ianao fa sao dia haverinao fa hisy hhanala masque aza tao fa tsy soirée bal masqué ange le izy e?
Raha izay dia nety niova tarehy hafa doly le peuple de afaka nanarapo ianao.

Ka na mpaka sary firy no tao de mitovy ihany ny têtes fa ny pôzy no tsy mitovy, de refa leo mijery de aza jerena fotsiny e!
:-D:-D:-D misaotra nitsidika na de zany aza e!

42. badouda ( 01/12/2007 14:23)
AKAMATATRA !!!!!! IZA ARY I KENZA ?????
SATRIA TSY HITA MINHINTSY !!!!
NA DIA BETSAKA ARY IREO PAPARAZZI!!!!
MIANDRY NY VALINY ISIKA ETO????
=D=D^:^^:^^:^^:^^:^^:^
TENA MALAHELO NY BE SY NY MARO TSY:cry::cry::cry::cry: MAHITA NY SAriIN'I KENZA

kenza:

Tena mahay aloha lay mpaka sary tao @ soirée io ny tenanay t@ asabotsy fa na dia sary iray aza tsy misy dia tena gaga aho hoe ahoana ary zany, @ manarka angamba mety mba hisy anay e=D



43. diamondra27 ( 01/12/2007 17:49)
KENZA ve? sao de le kala 15ans tao iny zany ry badouda, nanao pataloha izy tao
44. badouda ( 02/12/2007 18:48)
Darlin:

hafapo tanteraka izany izahay t@ sary fa dia fisaorana feno ho an'ireo izay nampita e! hihih
Mahafinaritra be fa dia misaotra misaotra e! nizara ny fifalianareo tany ampita .
kiss:-* b daholo

:oops::oops::oops::oops: Ianao anie anisany ny namana volohany ka misaotra anao!!! indrisy tsy hafaka nihaona isika!!!! raha mandalo aty izahay dia aza misalasala fa mampilaza an'i Darlin^:^^:^^:^^:^^:^Makasitra e=D=D=D=D=D=D=D=D


45. diamondra27 ( 03/12/2007 07:48)
!kiss darlin, faly mahafantatra:-*:-*:wink:
46. kenza ( 07/01/2008 08:58)
Salut daholo !
Tatry ny taona vaovao dia hitondra fahasalamana sy fanambinana ho antsika rehetra ity taona vaovao ity.I Kenza zany dia lay sipa nanatitra an'i Maina sy olona roa hafa nony maraina ny andro e!!! LAy clio menamena .Teo @ Bar foana izy matetika.Asa raha misy matadidy.:lol::lol::lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2173