Olympics 2008
1. LazaDaddy
(
08/11/2007 00:07)
Voararan'ny fanjakana Sinoa tsy mahazo mitondra Baiboly ao @ village olympique 2008 ny mpanao fanatanjahantena rehetra mpandray anjara...dia tsimaintsy any ambanin'ny tany koa izany ny atleta no matory raha te hamaky Baiboly
novalian'i ikaretsaka ny 11/11/2007 13:43
2. ikaretsaka
(
08/11/2007 03:28)
soa ihany fa tsy voarara ny saple.. raha tsy izany dia tapahana koa ny ratsatanan'ny athletes mba tsy hahafahany manisa toko sapile!:-D
4. niryna
(
08/11/2007 05:35)
Na miara-mivory sy mivavaka tsy misy baiboly aza izy dia efa zava-dehibe.Efa ao aminy ny FM ka tsy tokony hatahotra izy na tsy afaka mitondra baiboly aza."Tsy kely lalana tokoa ny ratsy,saingy misy fetrany ny heriny" :D
6. bioubiou
(
08/11/2007 06:15)
am reny village des jeux reny ary toa misy coin spirituel foana koa!d hanaiky an zany koa ve ny population olympique? c du jms vu!8O
7. RyAnona
(
08/11/2007 07:41)
Mba alefaso ange azafady ny misy an'io fandrarana io fa mahalian'e! misaotra anareo.
8. LazaDaddy
(
08/11/2007 09:29)
RyAnona> Gazety Italianina La Gazzetta dello Sport no namoaka an'io.
http://thepersecutiontimes.com/chinese-ban-bibles-from-2008-olympics/2007/11/05/
http://thepersecutiontimes.com/chinese-ban-bibles-from-2008-olympics/2007/11/05/
9. prime
(
08/11/2007 11:41)
niryna> marina izany...:)
LD> misaotra mampahafantatra fa tena mahagaga ihany izany satria mifanohitra amin'ny foto-kevitra olympika... indrisy fa tsy kely lalana tokoa ilay ratsy...
LD> misaotra mampahafantatra fa tena mahagaga ihany izany satria mifanohitra amin'ny foto-kevitra olympika... indrisy fa tsy kely lalana tokoa ilay ratsy...
10. simplex
(
08/11/2007 12:03)
Ireto fotsiny no ilain'ny mpilalao gasy fantatra ra tena mila izy:
http://baiboly.katolika.org
http://baiboly.org
^:^
http://baiboly.katolika.org
http://baiboly.org
^:^
11. ikaretsaka
(
08/11/2007 12:52)
bioubiou:
am reny village des jeux reny ary toa misy coin spirituel foana koa!d hanaiky an zany koa ve ny population olympique? c du jms vu!8O
tsisy hono ny village des jeux an'ny sinoa ko, ts'isy design an'izany
12. fijo
(
08/11/2007 21:08)
tssssss,spaoro koa no hoatao ka atao inona baiboly fa trenema atao be ende aza hadino ny rano
13. ikaretsaka
(
08/11/2007 21:30)
za efa miteny hoe mifindra katolika dia sady manao 800m no manao saple rehefa te hivavaka ihany ..
inona @ izany ihany aza no mbola mampihanahana
inona @ izany ihany aza no mbola mampihanahana
14. fijo
(
08/11/2007 21:32)
tsy arako mihintsy.mivavaha ao antrano ny alina de mikotrana ny ampitso dia vita.
raha manontany andriamanitra hoe aiza le boky,de niidramindry zalahy hoe de tsy naveriny.
nen'i le fijo hoe le andalana fohy iny ihany no nalainy fa ry laza no mitana azy any izao
raha manontany andriamanitra hoe aiza le boky,de niidramindry zalahy hoe de tsy naveriny.
nen'i le fijo hoe le andalana fohy iny ihany no nalainy fa ry laza no mitana azy any izao
15. ikaretsaka
(
08/11/2007 21:36)
ka rehefa sady te hivavaka ihany ry zalahy de efa omenay sy ry fijo sopapa milay fa tsy mbola haiko ihany izay mbola mampihanahana azy @ izany!
mba asiana alternatives ny fiainana fa angaha rehefa tsy misy baib's dia tsy mivavaka e.
mba asiana alternatives ny fiainana fa angaha rehefa tsy misy baib's dia tsy mivavaka e.
16. fijo
(
08/11/2007 21:42)
sady rajesoa anie efa nilaza fa raha roa na telo no miantso ahy dia eo ampovoany aho e,ka izay iray volana tsy hitondrana le boky ve hilana kisa????sa tsy mety letia io vavaka io rah atsy misy boky hakana hevitra
17. tsimiandravola
(
08/11/2007 21:50)
LazaDaddy:Toa ohatran'ny tsara 'ndray izany fepetra izany toy izay ho lasa toy ny Gasy.Lasa mpino tsy misy azo akisoka daholo ny gasy.Aleo manao fanefitra mialoha fa sarotra ny "fitsaboana".
Voararan'ny fanjakana Sinoa tsy mahazo mitondra Baiboly ao @ village olympique 2008 ny mpanao fanatanjahantena rehetra mpandray anjara...dia tsimaintsy any ambanin'ny tany koa izany ny atleta no matory raha te hamaky Baiboly
19. tsimiandravola
(
08/11/2007 22:15)
fijo:
hi hi hi henjana be izany dokotera an.
Tsy henjana nohon'ny nampanaovin'i Ranavalona 1ère izany ra-Fijo a!
Ny an'i Ranavalona aza tsy "conviction" amin'ny fahitana fa "opium" du peuple no nandraràny ny finoana kristianina,fa kosa fahatsikaretana ny vokany eo amin'ny légitimité n'ny fitondram-panjakana amin'ny maha-mpanjaka azy.Ary koa amin'ny mety hisongonan'ny kristianisma ny fomban-drazana.
20. fijo
(
08/11/2007 22:23)
ekeko ny azy ka.za dia momba io nataon'dranavalona io.fa le namono olona no tsy tiako,sazy hafa no tokony natao
