Olympics 2008
22. tsimiandravola
(
08/11/2007 22:33)
fijo:
ekeko ny azy ka.za dia momba io nataon'dranavalona io.fa le namono olona no tsy tiako,sazy hafa no tokony natao
Tokony nalefa tany Anosilava fotsiny dia vita!
23. LazaDaddy
(
08/11/2007 23:28)
fijo> Aleo dia tsorina amnin-drangahy fa ireo Baiboly kasaina ho entina any anie tsy natao ho an'ireo mpanao fanatanjahan-tena vahiny satria teny sinoa e :)
24. ikaretsaka
(
09/11/2007 00:13)
hanao sport kosa ny haleha any raha izany fa tsy hitory teny e, eeeee tsy omeko tsiny indray ny sinoa raha izany
25. LazaDaddy
(
09/11/2007 00:46)
ikaretsaka an, ny Kristianina dia Kristianina foana na aiza na aiza ary na @ fotoana inona na @ fotoana inona. Ohatra: Kristianina mpampianatra, Kristianina mpikaroka, Kristianina mpanao fanatanjahantena, Dokotera Kristianina, Profesera Kristianina, Kristianina mpanarato, sns... afa-tsy ny asa mifanohitra @ foto-pinoana Kristianina (ohatra: Kristianina mpivaro-tena, Kristianina mpanao politika, sns...)
Manaraka izay, rehefa Kristianina dia manana adidy hitory sy hampiely ny Vaovao Mahafaly.
Manaraka izay, rehefa Kristianina dia manana adidy hitory sy hampiely ny Vaovao Mahafaly.
26. ikaretsaka
(
09/11/2007 01:42)
Misy fotoanany ny zavatra rehetra ry LazaDaddy an, Andriamanitra aza nandamina ny planina ary nahay ni break izy rehefa ilaina izany!
I jesoa ary nahay naka bahana kely rehefa sasatra: mangata-drano, mihinana mofo, mamonjy mariazy, mandrafitra, sns
Sady tsy nisy kristianina "biblika" mihitsy (na i Paoly na iza) ka hoe any @ kaonsilin'i senator Roma na any @ match Gladiator no miditra antsokosoko any dia mitory araka ny fahalalako
Raha dokotera Kristianina koa tsy ery @ olona ary @ ER (raha te hanavotra aina tokoa izy) no handeha hitoriany teny. hanao hoe aoka aloha terem-panahy radoko!
Na profesora ka maths no ampianarina ka religion no miala any!
mampiely sy mitory vaovao mahafaly tokoa fa misy fotoanany, ohatran'ny mivavaka, miasa sy mianatra sy mihinana sy matory ary miala voly,
Raha toriteny sy asasoratra no nivakiana loha ry laza, efa in 1000000000 heny mihoatra io boky tsy naverinao io ny hateviny amin'izao!

27. LazaDaddy
(
09/11/2007 03:52)
ikaretsaka izany rehefa alahady ihany no Kristianina? Kanefa io Baiboly inoan'Ikaretsaka io fa marina (sa diso?) manambara hoe torio ny Teny na amin'ny fotoana na tsy amin'ny fotoana :)
28. ikaretsaka
(
09/11/2007 04:33)
LazaDaddy:
ikaretsaka izany rehefa alahady ihany no Kristianina? Kanefa io Baiboly inoan'Ikaretsaka io fa marina (sa diso?) manambara hoe torio ny Teny na amin'ny fotoana na tsy amin'ny fotoana :)
Kristianina foana aho ka.. fa amiko dia tsy hoe mitory an'i Kristy @ fotoana tsy natao hitoriana akory no atao hoe kristianina, na fanatika be toy ny inona aza! Ny kristianina amiko tsy mpanararaotra , karaha ohatran'ireny mpanao pub ireny, ny ahy tsy Izany ny fizarako an'i Jesoa, tsy marketin object ny Jesoako! ary tsy voatery hila baiboly aho vao mahatory sy mahavavaka sy mampivakaka!
ary raha ara baiboly izay inoan'i Laza io koa no jerena (fa tsy tsimponina araka izay itiavan'i laza azy) dia io efa nomeko ao ambony io ny antony: misy fotoana ny zavatra rehetra, Omena an'i kaisara ny an'i kaisara ho'zy. rehefa fotoanan'ny fanomezana an'i kaisara dia fanomezana an'i kaisara. Rehema misakafo de misakafo.
Olona afaka koa isika fa tsy Olona nandevozina hampiasa ny fitaovana kristianina hanerena sy "hanandevo @ fomba ankolaka" ny mpanao sports sy ny sinoa
Ary nozaraina milamina tsara ny fotoanan'ny olombelona sy ny zavatra rehetra sy ny fanaovana izany tsirairay avy!
Ary tsy voatery @ lalao olympika ihany ange no fika fitoriana @ sinoa e
29. fijo
(
09/11/2007 23:51)
laza an,marina kosa letsy fa tokony asiana fotoanany daholo an.izay anie no mahatonga ny mpino sasany hiala tsy hijery nymisy eto an tany e.
tsy olana mihintsy amio ny mino sy mivavaka.safidy iny,fa mba jereo koa ny eto an tany.
fifaninanana sport no hoatao any.ka baiboly atao inoan fa miaraha izay mpino de samy mivavaka mangina eny de vita

30. ikaretsaka
(
11/11/2007 13:43)
"misy fotoanany ny zava drehetra, araka ny fandaharan'A/tra azy tsirairay avy"... toa voalaza ao koa io!
;asa marketin ny an'ialahy @ izay fa tsy fivavahana intsony, publicite,
sanatria ohatran;ny Mpihira i jesosy dia iny ialahy fa hivarotra ny CD-ny
mahonena
;asa marketin ny an'ialahy @ izay fa tsy fivavahana intsony, publicite,
sanatria ohatran;ny Mpihira i jesosy dia iny ialahy fa hivarotra ny CD-ny
mahonena