Vehivavy en règle manao sport

1. xxx ( 29/10/2007 08:50)
Inona no tena marina, tsara sa ratsy ho an'ny vehivavy sy ny fahasalamany ny fanaovana sport nefa tonga ny fadimbolany? Raha tsara lazao ny antony ary raha ratsy, satria nahoana?

Misaotra tompoko
novalian'i xxx ny 19/11/2007 07:23
2. xxx ( 29/10/2007 14:12)
Amiko tsy misy maha ratsy azy raha toa ka en forme izy , ankoatr'ilay hoe sahirankirana fotsiny izy.

Asa izay lazain'ny Dr ?

3. sakaizakely ( 29/10/2007 17:26)
nahoana no tsy ahazo hanao spôro ? sa sporo malefaka no tian'i xxx tenenina ?

aretina angaha ny fadimbolana ka hoe tokony hifady na tsia ?

amiko dia tsia no valiny, dia izay fa tsy hitako izay antony ho velabelarina eto

fa ataoko angamba fa metimety kokoa raha tampon no anaovana rehefa milomano, dia izay fotsiny, fa tsy manakana ny filomanosana ny fahatongavan'ny fotoana
4. rush ( 29/10/2007 19:46)
en règle aoana? tsy manana kopia angaha?
5. xxx ( 30/10/2007 07:37)
3. Mpandefa : rush [ Valio ] 29-10-2007 20:46:00
Lohateny : Re : Vehivavy en règle manao sport
en règle aoana? tsy manana kopia angaha?


rush: en règle, tonga fotoana izany tiko anontaniana izany
6. xxx ( 30/10/2007 07:44)
2. Mpandefa : sakaizakely [ Valio ] 29-10-2007 18:26:08
Lohateny : Re : Vehivavy en règle manao sport
nahoana no tsy ahazo hanao spôro ? sa sporo malefaka no tian'i xxx tenenina ?


sakaizakely: sport fanatanjahan-tena no tiko anontaniana fa tsy ilay sport fanaonao kah!
Satri nieritreritra mantsy a oe so d tsy afaka manao sport fa sady marary b mantsy ny kibo no ande hamokovoko nefa ny compétition tsy maintsy atao d manahy mafy sao d misy fiantraikany @ fahasalamana, azonao amzay v?

7. xxx ( 30/10/2007 07:51)
aretina angaha ny fadimbolana ka hoe tokony hifady na tsia ?



maharary izy isaky ny tonga ko tsy aretina v zany sa inona no filaza azy?
8. xxx ( 30/10/2007 07:55)
amiko dia tsia no valiny, dia izay fa tsy hitako izay antony ho velabelarina eto



fanontaniana mila valiny fotsn ny ahy fa tsy oe fangatahana famelabelarana kah! dia misaotra t@ valinteninao fa mazava iny e
9. sakaizakely ( 30/10/2007 08:59)
ka tokony azavaina dieny mialoha ny antony ametrahan\'i xxx fanontaniana raha te hahazo valiny mifanaraka @ tena olana.

misy antony isankarazany mahatonga ny vhv marary rehefa tonga ny fadimbolana

misy ny atao hoe dysménorrhées primaires mpahazo mbola tanora. Resaka hormonales no mahatonga an\'io, raha tsy diso aho dia ny prostaglandines en excès mampisy contractions toy ireny mihetsijaza ireny (io ihany mantsy no miasa koa rehefa mihetsijaza hiteraka ny vhv) ka tena marary tokoa ny voany. Toy ny hoe voan\'ny krampy na kôlika ireny, manerana ny valahana manontolo.

Toa tsy dia fantatra loatra ny antony mahabetsaka an\'isa io hormones io, fa ny tsapa fotsiny dia mihatsara vers 25-28 ans any ny fahasalaman\'ny vhv voany. Tsy ny fanaovana firaisana na ny fiterahana no mahatonga an\'izany anefa, satria mazava ho azy fa ilay tranonjaza mihetsika (contraction) hivoahan\'ny ra no mahatonga ilay marary, fa tsy hoe ny fivoahany no tery ka mila alalahana. Tandremo fa mbola be dia be ny mampiely io torohevitra disobe io.
Tsy fantatra noho izany ny antony mampihena ny isan\'ny prostaglandines aty afara. Question de temps ouz ny mpitsabo sasany.

Indraindray ny fihinanana pilules oestroprogestatives dia mampihena ny maharary. Ny antony dia matetika rehefa mihinana pilules dia mihena ny zavatra mivoaka (règles moins abondantes) ka tsy mila mi contracter sy miasa be loatra ny tranonjaza hanalana ny ao anatiny ao.

Tsy dia mbola fantatra mazava ny tena antony sy ny efficacité-n\'ny pillules, fa dia fantatra fa mety fotsiny rehefa oestroprogestatives fotsiny (fa tsy progestatives)

Rehefa tsy sitran\'izay dia anti inflammatoires indray no omen\'ny mpitsabo. Tandremo koa, tsy paracétamol (aspirine) no fampiasa satria tsy mifanaraka fa ibuprof** na spif**n sady haingampiasa (15 mn dia efa misy asany)

Raha mbola tsy afaka am zay dia mila manao fikarohana hafa fa mety misy aretina (endométriose, kyste, malformation utérine ...) => dysménorrhées secondaires mila fitsaboana hafa

Asa raha mahafapo anao ny valinteny fa amiko sitrano ilay mamparary dia afaka manao spôro na malefaka na tsia rehefa avy eo.
10. sakaizakely ( 30/10/2007 09:03)
Marihiko eto fa mila manatona mpitsabo fa fa tsy tokony manao auto-médication @ fihinana fanafody
Sosokevitra fotsiny ireo fanafody eo ambony ireo
11. Veloo ( 30/10/2007 17:33)
rehefa manana hery ho lalina izy dia tsy maninona:wink:
12. bitrokel ( 30/10/2007 17:44)
rehefa tonga fotoana tsy tsara kokoa ve ary izy lasa mandeha kokoa nohon'ny fanaovana sport toy izay izy ilay mihisatra be iny, iny aza izy no mamparary ny kibo be mihintsy....
13. bimanoa ( 31/10/2007 07:19)
fahasalamana aloha ny fahatongavan'ny règle e,
tokony hanao sport mba hampandeha tsara azy,sady sady raha mihetsiketsika ianao, d tsy d heno le mararirary any !
14. watafon ( 31/10/2007 09:56)
afaka manao sport ny vehivavy en règle raha toa k "normal" ilay izy . ny tiako tenenina eto dia hoe tsy be loatra ny rà mande , misy mantsy raha reraka loatra dia mande be izy io na lasa mihoatra ny fotoana fandehanany.
Ho an'ireo izay voan'ny dyménorrhée primaire (voalza etsy ambony) dia ny fanovana sport indrindra fa ny exercices d'abdominaux no anisany mahatsara azy io mandritra ny règles
15. xxx ( 31/10/2007 10:09)
^:^^:^ misaotra tompoko

ka tokony azavaina dieny mialoha ny antony ametrahan'i xxx fanontaniana raha te hahazo valiny mifanaraka @ tena olana.



ito le fanontaniana ry sakaizakely:
Inona no tena marina, tsara sa ratsy ho an'ny vehivavy sy ny fahasalamany ny fanaovana sport nefa tonga ny fadimbolany? Raha tsara lazao ny antony ary raha ratsy, satria nahoana?

Misaotra tompoko


efa nahazo valiny mahafa-po a fa misaotra indrindra!!!

=========== azo atao iany le izy zany.

16. sarobidy ( 02/11/2007 12:15)
ra za ndray aloha tsy miriska manao sport zany fa sao d ahitandoza eo kwààà:oops:
17. watafon ( 02/11/2007 15:19)
sarobidy : inona aloha le sport ataonao e ?
18. Tanora ( 02/11/2007 20:04)
manaova akia sport a!na mandeha tongotra fotsiny dia ampy fa ny tsy fivoahan'ny rà no mahatonga manao "douleurs"kapokapoana eo @ "bassin" ao andamosina mandritra ny 5 minitra in-3 isanandro dia mivoaka ny rà, mietsika ny vhv fa ahitàna ty karazana zavatra rehetra ty, nareo lhl tsy mahalala izany.(l)(l)
19. karinah ( 03/11/2007 12:39)
xxx:

Inona no tena marina, tsara sa ratsy ho an'ny vehivavy sy ny fahasalamany ny fanaovana sport nefa tonga ny fadimbolany? Raha tsara lazao ny antony ary raha ratsy, satria nahoana?

Misaotra tompoko
vao mainka tsara hony satria rhf mihetsika ny vatana dia manosika ny rà maloto:oops: hivoaka tsara..



20. sarobidy ( 05/11/2007 14:20)
watafon: :-D izy rehetra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0966