Vehivavy en règle manao sport

41. xxx ( 15/11/2007 11:24)
d aôna kouhhh fa firy andro no tena normale ny tokony ho durée anle règle e:roll:
42. soanja ( 15/11/2007 14:45)
xxx:

d aôna kouhhh fa firy andro no tena normale ny tokony ho durée anle règle e:roll:

Miankina amin'ny toe-tenan'ny vehivavy tsirairay izany. Misy tena hoe indray andro fotsiny ary misy herinandro iray. Tsy misy atahorana akory izany raha toa ka mbola mavitrika tsara ianao refa vita ilay izy. Raha toa ka mahatsapa valaka loatra mantsy aorinan'io fadimbolana io dia tsara ny manantona dokotera sao misy zavatra ankoatr'izay manahirana hafa ohatra hoe tsy ampy otrikaina vitamins, mineral, calcium sns satria ny tsy fahampian'ireo dia mitarika fiovana koa amin'ny fadimbolana sy ny toe-batana mihitsy.

43. xxx ( 16/11/2007 13:04)
Ny zavatra tsikaritro ndray wa refa en règle de ôtran'ny te handoa, inona no mety ho anton'izay? Zany oe ankôtran'le kibo marary zany ny tena te hando sy malonilony :oops:
44. soanja ( 16/11/2007 14:22)
xxx:

Ny zavatra tsikaritro ndray wa refa en règle de ôtran'ny te handoa, inona no mety ho anton'izay? Zany oe ankôtran'le kibo marary zany ny tena te hando sy malonilony :oops:


Noraml be zany ka. Inona moa no mitranga refa en regle ny vehivavy iray? Alohan'ny regle dia miforona ny sela be dia be ao anaty uterus ary iny ihany no miala na mi-erupt na ohatran' ny misy mitango ireny refa tonga ny regle ka ra iny zavatra miala iny.
Ny fomba ialany anefa dia mila manao spasm ny anaty kibo satria maika hiala daholo izy rehetra nefa mila fotoana miadana koa. Tsy mifanalavitra anefa ny uterus sy ny vavonintsika. Da izay no mahatonga ny fahatsapana te handoa. Ny fahatsapana maharary amin'io tonga fotoana io koa moa dia izany. Mafy loatra ny spasm mitranga ao anaty ka zary mangadingady ny rehetra. Miezaka mipipy na mitingitingy nefa tsy misy mivoaka fa ra kely ihany no mivoaka toy ny fivoakany ihany.
Ny fanafodin'ireny dia maka fandriana mafana tsara dia atao izay hahazahoana aina. Raha afaka matory moa dia izay no tsara indrindra. Raha tsy izany dia mandehandeha maka rivotra madio sy mandinidinika ny zava-boary mba hanadinoana ny mararirary ao anaty. Mila milamina foana izany fa tsy miezaka miady aminy eo.


45. xxx ( 16/11/2007 14:31)
ari.malala:

Fa refa in kay no tokony manao echographie e! za zany mitaraina we marary ao am ilakiboko havanana ao (efa avy nodidiana appendicite za tam 2004) d marary b refa tonga fotoana, fa ts manao echo hono fa minana pilplan:-( d ny tna nahasorena ana tam le dokotera d ozizy mants ana, sa hoverenana sokafana ny kibonao ijerena izay tsy mety ao? ko ra tsy ity manokatra fermeture izy ty k we sokafana d idina refaveo... d miaritra eny fona d minana pilplan isanandro, nefa za efa mba te hoafaka ery!


Jereo fa sao dia manao adhérance ny ferinao t@ nodidiana appendicite : miraikitra @ zavatra / taova hafa ilay fery , ohatra tranon-jaza sy ny hoditra
46. xxx ( 17/11/2007 09:01)
misaotra an'i soanja ^:^
47. soanja ( 18/11/2007 15:39)
xxx> tsy misy fisaorana akory fa faly aho afaka mizara.
48. xxx ( 19/11/2007 07:23)
sambatra koko hono ny manome noho ny mandray hoy ny tenin'Andriamanitra ^:^ :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5979