Vehivavy en règle manao sport

21. sarobidy ( 05/11/2007 14:28)
Tanora: za nge ki efa manao e, fa ity mande tongotra ity aloha ôtran'ny tsy d mbô fanaoko e, merci aloha tam le torohevitra e(l)
22. xxx ( 05/11/2007 15:10)
tô misy fahamarinany iany le zavatra voalazanareo fa sarotra kely fotsiny aminy le tsy mahazo aina (géné), misaotra antsika rehetra e^:^
23. watafon ( 06/11/2007 16:00)
Sarobidy: aza matahotra zany akia fa ts manin io a ! antsoy a raha misy olana ! hihihi!
24. ari.malala ( 07/11/2007 11:36)
za efa hatramzay mints no efa nanao règle douloureuse, na manao sport na ts manao sport, nisy nilaza fa refa miteraka d afaka io, efa 2 iany ty ny zanako fa mbola marary velona ohatry ny in iany refa tonga fotoana:-(
25. karinah ( 07/11/2007 16:51)
ari.malala: manao ohatry n'izay olona fantatro izay enao, fa sode mila manao examen..satria raha nojerena ny an'ilay olona dia ny utérus-ny somary mitongilana! courage!:(:-*
26. xxx ( 07/11/2007 21:24)
Ny ahy ndray refa tokony ho tonga iny ny régle , raha tsy manao firaisana tsy mandeha nefa ny blemko lasa nisara toerana zah sy ny vadiko. izao aho tena mijaly fa lasa mikorontana be ny règleko , misy tara tapabolana be zao , misy lasa tonga aloha be. Sahirana mintsy ny saiko , raha mba misy afaka manoro ny tokony hataoko na soso kevitra dia misaotra mialoha.:-*
27. ari.malala ( 08/11/2007 07:52)
karinah, efa niteny tam dokotera mints ky za fa tsy nampanaovinzareo echographie, fa pilplan no asaina haniko efa ho 5 volana zay:-( kivy mints za!
28. sakaizakely ( 08/11/2007 09:33)
ari.

normal ny dokotera miandry izay fiasan'ny fanafody aloha sao mba mety vitany ihany, vao manao fikarohana hafa. Io Pilplan io dia pillules oestro progestative ka tokony hety, afatsy raha toa ka misy antony hafa arak'io voalazan'i Karinah io

Fa rehefa tena marary aloha ilay izy dia marary e ! Ze tsy voany ihany no manosika anao hoe manaova sport e sns... satria tsy aminy ilay izy. Ary raha toa ka mbola mahavita mitsangana sy manao zavatra dia mbola tsy tena marary izany.

Satria resaka contractions utérines io tsy voa contrôle mihitsy, na olona musclées sy mpanao fanantanjahantena matanjaka be aza.

Miverena mijery dokotera hanovany ny ttment

xxx> mba hafahafa koa ilay problemanao fa manatona dokotera fa misy zavatra hafa ambadik'io

29. xxx ( 08/11/2007 10:35)
Ny ahy ndray refa tokony ho tonga iny ny régle , raha tsy manao firaisana tsy mandeha nefa ny blemko lasa nisara toerana zah sy ny vadiko. izao aho tena mijaly fa lasa mikorontana be ny règleko , misy tara tapabolana be zao , misy lasa tonga aloha be. Sahirana mintsy ny saiko , raha mba misy afaka manoro ny tokony hataoko na soso kevitra dia misaotra mialoha.



de itovizana mihitsy nentsika senao. Za tena fanina oe aôna ko ary zany. Za olona tsy manao firaisana mihitsy nefa de tara be zao le règle, tara efa ho tapa-bolana zay. De inona no atao amzany.
Raha mankany am dokotera de mety ho inn no azoko any, za ko mantsy tsy de ti dokotera zay iany ndray² e, vitavitaiko eny iany izy raha mbola vitako.
30. booboo ( 08/11/2007 11:41)
xxx > sao vitavita ho azy @ zany koa ny aina ê ! Ndana manatona gynéco mihitsy. Inona no tsy itiavanao manatona gynéco ? matahotra ? sao omeny fanafody mahafaty ? sa inona ?

31. karinah ( 08/11/2007 13:04)
ari,malala: tena tsisy azo atao tokoa io fa ny an'ilay ol fantatro izay koa comprimé no atao vonona isaky misy douleur!(l)
32. soanja ( 08/11/2007 17:18)
Hatramin'ny nahasomaravo ahy dia anisan'ireny vehivavy narary fadimbolana ireny aho.
Ny andro voalohany alohan'ny hahatongavany sy ny 1st day no marary ary ny last day na andro farany.
Ny manao sporo dia anisan'ny hanadinoana ny fanaintainana saingy tsy midika mihitsy ka hanafaka ny marary ao anaty.

Ny hany fanafody nanampy ahy tamin'izany izay amporisihako ny namana vehivavy marary mitovy amiko dia ny fanafidy ALEVE. Io dia fanafody manalefaka ny fanaintainana ary tsy mampisy fiantraikany amin'ny fahasalamana raha toa ka amin'ny fotoana ahatongavan'ny fadimbolana ihany no hampiasana na hihinana azy. Io irery ihany hoy aho satria na asprine na ibiprofine na Tylenol dia tsy nanampy avokoa.

Raha te hanana io fanafody io dia manorata aty amiko. Fa io dia tsy misy any Mada akory saingy nanampy ny namako marobe any amin'izao.

Alohan'ny hihinana azy anefa dia mila mamonjy dokotera jerena sao tsy mifanaraka amin'ny toebatanao ilay fanafody satria tsy mitovy ny olombelona rehetra.
Tsy hoe tsy salama akory ny olona marary ny regle fa saingy tena maharary tokoa refa maharary an'io. Koa dia mahereza daholo marary azy fa izay no lahatra amin'ny mahavehivavy antsika.

Nefa azo atao tsara koa anefa ny manafoana tanteraka ny fadimbolana ho an'izay tena tsy mila azy intsony.
33. booboo ( 08/11/2007 17:33)
8O 8O 8O

- Fadiana dia fadiana mafy ny fihinana aspirine rehefa règles !!!!! vao maika mandeha beeeeeeeeee tsy araka ny tokony ho izy ny rà ary mahatonga anémie ny farany !!!

- Ny Alève dia sur ordonnance n'ny doko ny fihinanana azy !!! tsy natao ho an'ny olona mitondra fiara, ho an'ny oul marary vavony sy asthmatique sy tsy tadidiko aby. Efa nahazo Alève aho ary ireo no tadidiko t@ notice.

Soanja > na miainga d'un bon sentiment aza ny fanampianao, dia matoa sur préscription médicale io fanafody io vao omen'ny pharmaciens dia misy antony ao ...
34. booboo ( 08/11/2007 17:40)
tena tsy matiko lolo mihitsy hoe ilay nampiasa aspirine !!! :^):^):^):^)
35. soanja ( 09/11/2007 00:51)
booboo:

8O 8O 8O

- Fadiana dia fadiana mafy ny fihinana aspirine rehefa règles !!!!! vao maika mandeha beeeeeeeeee tsy araka ny tokony ho izy ny rà ary mahatonga anémie ny farany !!!

- Ny Alève dia sur ordonnance n'ny doko ny fihinanana azy !!! tsy natao ho an'ny olona mitondra fiara, ho an'ny oul marary vavony sy asthmatique sy tsy tadidiko aby. Efa nahazo Alève aho ary ireo no tadidiko t@ notice.

Soanja > na miainga d'un bon sentiment aza ny fanampianao, dia matoa sur préscription médicale io fanafody io vao omen'ny pharmaciens dia misy antony ao ...


Non tsy mila prescription na ordonance ny Aleve ka. Azo vidiana tsara over the counter ary misy karazany ny Aleve fa ilay resahiko dia natokana ho an'ny fandimbolana tanteraka.
Ny hoe hijery dokotera dia tsy hoe ny fandraisana azy akory na fihinana azy fa ny hoe sao zavatra hafa no mamparary ilay regle ka ny misoroka mialoha no atao.
Amiko mantsy mila mamonjy gyneco isaky ny iray taona ny vehivavy iray na salama aza mijery ny fivoatran'ny rehetra any anaty sy manao papsmear.
Ka ny tsy hinanam-poana fanafody no antony fa raha io fanafody io dia azo vidiana tsara any amin'ny drugstore manerana ny Amerika tsy mila taratasy avy amin'ny dokotera.


36. ari.malala ( 09/11/2007 11:46)
Fa refa in kay no tokony manao echographie e! za zany mitaraina we marary ao am ilakiboko havanana ao (efa avy nodidiana appendicite za tam 2004) d marary b refa tonga fotoana, fa ts manao echo hono fa minana pilplan:-( d ny tna nahasorena ana tam le dokotera d ozizy mants ana, sa hoverenana sokafana ny kibonao ijerena izay tsy mety ao? ko ra tsy ity manokatra fermeture izy ty k we sokafana d idina refaveo... d miaritra eny fona d minana pilplan isanandro, nefa za efa mba te hoafaka ery!
37. booboo ( 09/11/2007 11:48)
Isaka ny mankany @ gynéco lay in-dray isa-taona tokony hataon'ny vhv io no manao échographie kounkou kah (ankoatra ny fanaovana tests isan-karazany)
38. sarobidy ( 12/11/2007 14:20)
na d tsy marary aza ve zany d mankany am gynéco fôna zany ndrepa isan-taona zany?:roll:
39. booboo ( 12/11/2007 14:56)
eka ouz ! mitovy @ nify ihany io, tsy miandry hoe marary nify vao tokony ho any @ dentiste fa isa-taona.

Sady prévention, no fitiliana au cas où misy tsy mety² ( zay tsy re hoe marary ) sns.
40. sarobidy ( 13/11/2007 09:44)
Ah bon :roll: ieny ary kouh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9477