Enjana be le voany areti-piti

1. salmo1 ( 26/10/2007 11:50)
Rehefa voany ereti-piti de miredareda tahakany afo ny fo!!!!!

Lisany ve mba efa tratrany?

Matetika koa izy ity, ra vao hitany manao tsaratsara fanahy zany elah. Vao maika izy manantona, de eo izy manao lay fietsika hafahafa zay. Oh: ra hangatahiny elah sary anakiray izy.. de dimy no homeny an-lah...Ary lay sary dimy zay. sary somary mijejo, mipozy, ody malahelohelo, manao mafatifaty... miteny hatramin'ilay sary maintsy aza oe: ity aho ho anao ^:^

2. Veloo ( 26/10/2007 13:13)
:-D:-D:-D:-D
3. cutie ( 26/10/2007 13:32)
Matetika koa izy ity, ra vao hitany manao tsaratsara fanahy zany elah. Vao maika izy manantona, de eo izy manao lay fietsika hafahafa zay. Oh: ra hangatahiny elah sary anakiray izy.. de dimy no homeny an-lah...Ary lay sary dimy zay. sary somary mijejo, mipozy, ody malahelohelo, manao mafatifaty... miteny hatramin'ilay sary maintsy aza oe: ity aho ho anao

mizesta njay ve i samlo fa nahazo sary :-D:-D:-D:-D
4. tsiafoi1 ( 26/10/2007 14:34)
=))=))=))
5. Stretch ( 26/10/2007 15:26)
=))
aleo ko klou mitsipaka mimé , elà ve lesy de ho vo mafy ôtra zany , neveriko aza elà fa tena mataty sôka ,
manja ngé zany e ! hisy ôtrzany ndray ve lesy ,fa refa le iavonavonany jôba iny elà fannnn ko :°)
6. tess ( 26/10/2007 15:41)
salmo: ny dikanzany dia mba te hi seduire anao izy, ary matoa toi milaza izany de seduit zany, nahavoa zany ny paikany:-D hany ka tratran'ny areti-piti i salmo, zany kan! iza manao hoe adaobohy seka be ilay any madà lazaina fa fisaka zao ataon'ny mibotsina tratran'ny ody fitia vao enjana e enjana:-D
7. salmo1 ( 26/10/2007 18:16)
Lisany ve mba efa tratrany?
:@
de reto avy no namaly...:veloo, tsiafoi, cutie, tess y streth.:-D;-)
8. tess ( 26/10/2007 18:43)
salmo: ka ilay lisany tsy misy mamaly eto satria zareo efa tsy de voan'ny aretipiti otranalàh::^)
9. simplex ( 26/10/2007 18:50)
:-D:-D:-D
teneniko zavatra ela? :P

ny vevavy no manao dinika otran'io an'la io :°):-P;-):@:@

ra misy hoe
ilay sipa:
ity aho ho anao ^:^
d ozy ny lelah hoe:
lelah:
amboary izy e ;-)

ampiako kely fotsiny hoe
za:
* milamina dia misesy :), aza mampirafy (Hobio i kristy ^:^ )
* aza atao ambanin-javatra ny fianarana :P
;-)
10. mandrak ( 26/10/2007 19:16)
simpl =))=))=))
11. salmo1 ( 26/10/2007 19:47)
tess:
salmo: ka ilay lisany tsy misy mamaly eto satria zareo efa tsy de voan'ny aretipiti otranalàh:
Tsy oe zah voany aretim-piti fa matetika adalam-pitia! Ary amzao ôtrany zah ndray no adalainy sipa. tsy mizesta maintsiny aho fa tena zay fôna no niainako. Mandreraka ihany ilay mifakatia, kanefa tsara manana toy izay tsy manana.
;-)
simplex:
aza mampirafy (Hobio i kristy
:-D:-D
Elah leisy ra hananiany tsy azo eferana kle!:-D:-D
12. cutie ( 26/10/2007 20:00)
tsy mizesta maintsiny aho fa tena zay fôna no niainako. Mandreraka ihany ilay mifakatia, kanefa tsara manana toy izay tsy manana.

mbola hita ihany we mizesta:-D
13. salmo1 ( 26/10/2007 20:18)
simplex:
* aza atao ambanin-javatra ny fianarana
Eritreritra T1 sy T2 ny an-lah:-Doe tsy azo manao sipa fa manjary tsy afaka T3:-D

Amzao fotoana zao less, tsy hisy hifandraisany maintsy ny fianarana sy ny vhv a!. Elah manana sipa iny maintsiny aza vao maika mahay. tenin'lay Proff d'Anglais maintsiny io ah;-)
cutie:
mbola hita ihany we mizesta:-D
:-D
cutie: masosotra maintsiny enao ka! :b:-w

14. tess ( 26/10/2007 20:57)
:-D
15. tess ( 26/10/2007 20:58)
efa me lehibe mahitsiny ry salmo wa e!:^)
16. simplex ( 26/10/2007 21:31)

:D:D:D

salmo,
tsy dia izay loatra fa otran'ny variana be @ le resaka sipa ela tato ho ato :):P;-)

lehibe ny ankizy ry tess a :)
17. fasaly ( 26/10/2007 21:38)
simplex: lehibe mahitsiny wa! io zandry lahy tsika io no sady efa maay mikabary sy manoratra teny gasy tsara:-D
18. salmo1 ( 27/10/2007 12:46)
fasaly, simpl: tsy oe efa lehibe fa oeeo ihany ;-)

Tantaraiko fiara-monina ianareo:
- Nisy bandy zay nanao fihaonana tam tanora mpino, (samy nisy tonga daholo ny isakiny farintany teo @ firenena tany am-lay fihaonana) d nahazo akama vazongo mpiravavy anaki-4 le bandy; lay zokiny indrindra dia sahaza am-lery, lay faharoa antonitoniny, lay fahatelo diso sipakely loatra, lay faha-4 zandriny indrindra tsy nataon-lery tao anaty lisitra ntsony.
Namany ledala daholo knefa izy anaki-4 reo 8):°):@

Lay bandy tena ti miresadresaka t@'lay voalohany zokiny indrindra, misy antony ao angamba.
Knefa lay fahatelo mietsiketsika be am-le bandy, le bandy koa mbola nietsiketsika tam lay namany.

Indray andro zay, lay fahatelo, ni-MSN tam-lay bandy, avy eo tapaka wazy lay fahatelo no sady lasa tsy nanao veloma. Nohony tafaverina lay fahatelo dia zavatra noteneniny tam lay bandy d oe: novonoiko tanteraka ny ordinateur fa saika hitany lay faharoa ny pv-rehetra:lol:

lay fahatelo (any aneritreritri-lay bandy):
.........
zokinay miesona, miesona e!
zokinay tsy kôpy re.
jereo eto
kilalaon-jandriny :@
Mazava wazy fa lay fahatelo efa raikitra, fa lay bandy maintsy no tsy ao.
Ahoana ny hevitrareo:?:
;-)


19. sitlo ( 28/10/2007 21:54)

[center]=))=))=))[/center]

20. fasaly ( 28/10/2007 22:15)
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5998