Enjana be le voany areti-piti
23. salmo1
(
29/10/2007 11:31)
sitlo: mpiasany restaurant-ny chine ny an-lah!
a+ na lay vazo aza tsy miady am-piesiko maintsy.
;-)
a+ na lay vazo aza tsy miady am-piesiko maintsy.
;-)
24. cutie
(
29/10/2007 21:17)
Hoy i cutie:
mbola hita ihany we mizesta
cutie: masosotra maintsiny enao ka!
salmo be zesta:-D:-D:-D:-D
29. Veloo
(
30/10/2007 18:00)
cutie [ Valio ] 30-10-2007 01:02:31
Lohateny : Re : Enjana be le voany areti-piti
jereo any ambonibony any fa any ny valiny
cutie [ Valio ] 30-10-2007 00:48:56
Lohateny : Re : Enjana be le voany areti-piti
ka efa we be zesta koa in njay
salmo be zesta
hahahahah marina ny anjy retsy a
aloe apiko - Salmo be zesta :-D:-D:-D
30. DESCARTES
(
31/10/2007 14:37)
Raha ny momban'io resaka io ndray r zalah dia za manaiky fef tratra ah,nandraingiraingy mitsy t@zan.Kôfa moa ny tena dia tsy maintsy mijoro sa tsy zany r zalah?Nisy fotoana sendra jôba mampifilafila be zay a,lé manirikiry be reny.Za mba mirevy azy @io dia nararaotiny t@zay fa na ny boss nataoko ary t@zay nikorotana,nifampitsondrano mantsy zay ny farany satria ny tadin-dokanga tsy nety nifanaraka mitsy.Nanomboka teo somary fotoana maharitra mitsy lé jôba vô niala tato an-tsaiko.Fa enjana io zalah a,io zany mandoro refa tsy mandamina toi é!
32. Rasiligaoma
(
04/11/2007 03:45)
Tsy oe zah voany aretim-piti fa matetika adalam-pitia! Ary amzao ôtrany zah ndray no adalainy sipa. tsy mizesta maintsiny aho fa tena zay fôna no niainako. Mandreraka ihany ilay mifakatia, kanefa tsara manana toy izay tsy manana.
sao dia pelaka ihany tokoa ary ilaikely ity, noheveriko fa akoholahim-bohitra izato izy kay mora very fanahy mbola velona!
ny pelaka anie ry salmo tsy vitan'ny hoe "^^tsy pelaka wa salmo1" dia hoe tsy pelaka izy izay. Fa toetrana pelaka sy sarimbiksa be ilay asehon'ialahy!
Raha tena lehilahy ialahy ka tsy pelaka tonga dia hoe
Simplex teo hoe::
amboary izy e
34. koffman
(
05/11/2007 08:14)
Salmo1 tsisy zvtra hainy tantaraina rah tsy hizesta fotsiny.
Zà tianà sipa be eee!!!
Misy sipa blonde aux yeux bleu tara amiko eeee!!
tsatsy , tary eeee!!!
mihevera tena l'ty reefa ny sipa indray no manadala an'lah a! efa sarin-dikitra elah zany!! fa tsy hoe tara am'lah tsy akory le sipa, sao e diso fihevitra elah:-D:-D:-D:-D
Zà tianà sipa be eee!!!
Misy sipa blonde aux yeux bleu tara amiko eeee!!
tsatsy , tary eeee!!!
Tsy oe zah voany aretim-piti fa matetika adalam-pitia! Ary amzao ôtrany zah ndray no adalainy sipa. tsy mizesta maintsiny aho fa tena zay fôna no niainako
mihevera tena l'ty reefa ny sipa indray no manadala an'lah a! efa sarin-dikitra elah zany!! fa tsy hoe tara am'lah tsy akory le sipa, sao e diso fihevitra elah:-D:-D:-D:-D
35. naughtyboy
(
05/11/2007 12:35)
hafatra kely anla fotsiny ry salmo de ty samy tratra ny tsy nalhl(latsaka @ sipa) daoly ra kofa norma zany in-1 na in-2 farafabetsany fa kosa ra ze itanla rehetra zao mahalatsaka anla de misy olana zay,bandy ela fa tadidio mahay mapiasa saina fa tsy mapiasa fo;-):-D
38. salmo1
(
05/11/2007 14:56)
naughtyboy:
ze itanla rehetra zao mahalatsaka anla de misy olana zay
Non!
Fantatritsika bandy tsara ny sipa rehefa ti hanao zavatra hafa2 fietsika zay, fa saingy elisany mody fanina. Marina izany sa tsi?!!!
Ary izao koa: tsy izao sipa rehetra izao akory no manao antsika an'izany fa ilay mahakobo tsara sy ti hiaraka amin'elahy reny ihany.
;-)
39. xxx
(
05/11/2007 15:15)
ka avela handalo fotsiny ve izany chance goavana izany ry salmo sa tsia a!
40. naughtyboy
(
05/11/2007 15:26)
teknika-na seduction less zany ra tsy kobonla ah^:^
ra resaka oe te isarika anle joba ela de zao azo etsehana tsara izy ra mifanaraka @ sainy ela ny any ampony,fa tsy ny mifamadika @ io akory satria ela kofa aza afangaro8)
tsy ilainy sipa zany bandy malemy fo sy saina zany mbo kozy e:-D
ra resaka oe te isarika anle joba ela de zao azo etsehana tsara izy ra mifanaraka @ sainy ela ny any ampony,fa tsy ny mifamadika @ io akory satria ela kofa aza afangaro8)
tsy ilainy sipa zany bandy malemy fo sy saina zany mbo kozy e:-D