Enjana be le voany areti-piti

41. salmo1 ( 05/11/2007 15:49)
naugh:
ra resaka oe te isarika anle joba ela de zao azo etsehana tsara izy ra mifanaraka @ sainy ela ny any ampony,
Ho tonga zany d poinsa, ary eoeo ihany de pisipa. Fa na dia izy aza no nisarika an-lah voalohany, ra vao nanaiky azy elahy ka fantany, de iny izy fa miandry any elahy indray. Lasa mifamadika indray ny fikarohana, lay sipa somary mody miavonavona fa tia be izy amnio ah! ary elahy indray no misarika anilay sipa^:^
tsy ilainy sipa zany bandy malemy fo sy saina zany mbo kozy e
Vakio tsara aloha io ambony io, dia hainy elahy tsara ny filosofia ny vhv
;-)
42. xxx ( 05/11/2007 16:10)
:-D:-D:-D:-D:-D
43. naughtyboy ( 05/11/2007 16:46)
:-Dra fetsy2 ela de mihaino ny sopapa omeny oul anla,
saode ela no tsy mahazo ny filozofiany vhv fa tsy za:roll:averiko ny fanazavana

-oh. ra manome sary anla ny sipa 1 tsy midika fa tara
izy ary tsy tabatabaina @ oul rehetra

-ra nisarika anla voalohany izy tsy midika fa poinsa,fa eo no manomboka ny fihazana omenla valinkafatra izy mihetsika aminy ela de fantarina ny any ampony ampesaina ny saina fa tsy fo
ahafantarany fanirina ela na lafiny in na in..

-tsy mentsy mafinaritra ny sainla kalo ny entana fa tsy ny maso fotsiny sy ny oe adalampitia,miredareda
mahamora2 ny asa atao manko zay:°)

-farany ny fanehoana zany de atao raitra tsy mitovy @ hafa nefa misy fanajana (elegance):wink:

otrany zay ny filozofiany lhl de mazoto @ zay mieritreritra fa aza varina mifanjinja amiko sy mandahatra ny filozofiany vhv:wink:


44. naughtyboy ( 05/11/2007 17:04)
:°)de diniho ze voalaza kalo ra ilaina fa aza maika2 ny hamaly,ra @ aradalana de tokony hisy sarany reo torohevitra reo nefa ela akama ato ka ozy za oe mahasoava:wink::-D:-D
45. salmo1 ( 05/11/2007 21:54)
naughtyboy:-D:lol:

Endraso alou zah rehefa mazoto sy malalaka tsara iny, hamaly an'ity dinika ity iany... fa amzao aho tena mbola teritery sady tsy manana dinika sy hevitra maromaro intsony...

Lany koa ny diniko, tsisy atokona ntsony, tsy dia mahavoa mamorona intsony,,, fa ny azoko hatao angamba dia mamaly izay dinika hataonareo, na misy vao2 dia ho hapetrako iany fa manomboka sarotsarotra ihany ilay manao dinika.ok?

;-)
46. koffman ( 06/11/2007 07:47)
[quote+salmo1]Lany koa ny diniko, tsisy atokona ntsony, tsy dia mahavoa mamorona intsony,,, fa ny azoko hatao angamba dia mamaly izay dinika hataonareo,[/quote]
:-D:-D:-D=))=))
Hay zvtra foronina daholo reny :-D:-D
Marina tsy zesta fostiny zany? Soa fa elah ihany no tinetny an'zany ry Salmo1 tsara reefa nibaradaka tsy nantaniana. De mba zava-misy no lazaina @ manaraka e!
Pelaka marina!!:-D:-D:-D
47. naughtyboy ( 07/11/2007 17:54)
bonne less zany ry salmo fa mazoto de mahazahoa betsaka8)ny fahazaoko ny olana ela de ahona fomba ihetsehana sipa mila fotona, alaivo milam..misy fiteny gasy zay oe ny valala tsy azo ra tsy iandrina ilika (mila faharetana ela ra te ahazo zv 1,de action ko);-)
48. simplex ( 07/11/2007 21:41)
:D:D:D
omen'ny lisany ny tena cours intensives mintsy ve ranga i salmo kle :):roll::°):-P8)

Ny tena olana anefa ny fahitako azy sahirana mafy lery misafidy hoe iza no tena joba mety amiko :P toa miova foana manko le joba resahina :@
49. xxx ( 07/11/2007 22:04)
:-D:-D:-D:-D
50. naughtyboy ( 10/11/2007 15:28)
:lol:simplex ,olana marina anlery satria ra azoko tsara tsy mbola nisy azo le safidina de miovaova eny fa tsisy azo sa ahona tsara less ny fipetrany le kozy salmo?:roll:@ zay ko ela tsy lany dinika fa misy lazaina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6175