filoham-pirenena misara-panambadiana

1. pariniza ( 19/10/2007 08:04)
Lasa ihany ny saina mieritreritra an'izany @ maha kristiana ny tena,marina fa mety tsy mitovy ny fomba nitazaina sy niainana nefa ve tsy tokony ho fitaratra ihany ve izany filoham_pirenena izany??????????Asa aloa
novalian'i arialy ny 13/11/2007 19:54
2. sipagasy ( 19/10/2007 09:07)
oadray hihihi izany ka resaka tiana hatao kaleeehhhh,

inona no idiran'ny maha kristianina @ izany??? fiainany izany fa tsy ny anao! tsy hitako aloha izay olana à izany e! fiainana io samy manana ny olany daholo eo @ tokan-tranona ny anao aza ngamba fa modianao tsy hita,

mazotoa e!:-*
3. tsaramaso ( 19/10/2007 09:31)
Making love in the afternoon with cecilia
Up in my bedroom (making love)
I got up to wash my face
When I come back to bed
Someones taken my place

Cecilia, you're breaking my heart
Youre shaking my confidence daily
Oh, cecilia, Im down on my knees
Im begging you please to come home
Come on home o^o

sipagasy:
kaleeehhhh,

hahahahahahaahaha !!!!!!!!!!!! kaleeeeeeehhhhhhhhh !!!!!! iiiiiiiiiiiiiiii !!!!!!!!!

4. jemimah ( 19/10/2007 09:34)
o ry sipagasy a! tena marina ny voalaza etsy ambony hoe tokony fitaratra zany filoham-pirenena zany ary raha kristianina kosa aloa dia tsy mendrika e! fa nareo angamba no efa mivoatra loatra ka
5. sipagasy ( 19/10/2007 10:04)
tsy misy resaka fivoarana kosa ny @ izany e! resaka fiainana no misy, iza no tsy mandalo zava-tsarotra nefa ahitana vaha olana???? ka ny azy ny vaha olana dia ny misaraka, ka tsy haiko e!!! hiaritra trefle eo kosa ve nefa vehivavy manan'katao klehh hihihih, tsy hanaiky hatao saribakoly izy dia izay, mijoro @ maha "cecicia' azy!:-*
6. jemimah ( 19/10/2007 10:22)
tsy manda zany aho fa ny toerana misy azy ireo dia ohatra ny ray aman-dreny na koa hoe fitaratra dia lasa ratsy be lay image tsy aiko mety azonao angamba ny tiko ahatongavana nefa fiainany moa zany fa resaka fotsiny ny antsika e!
7. sipagasy ( 19/10/2007 10:37)
marina ny teninao hoe 'araka ny toerana misy azy' tsy laviko fa nahoana kosa no tsy hahazo hiaina tahaka ahy sy ianao izy ireo???
8. mandrindra ( 19/10/2007 11:27)
raha raisina amin'izay hoe fijery kristiana ary tokony ho fitoratra izay dia tsy tokony ho lany izany i sarkozy satria efa vadiny faharoa i cecilia. ny kristiana hono toa tsy tokony hivadibelirano fa tokana ihany.

ny hevitro manokana, olombelona toa ny rehetra ry zareo, efa tafiditra ato anatin'ny fiarah-monina frantsay ny fisarahampanambadiana. noho izany tsy tranga manokana io fa fandehany normal
9. patrick2002 ( 19/10/2007 15:32)
ireny vadina olona ambony ireny mihintsy no mijaly ah! tsy moramora t@ Sarko no tonga teo @ izany toerana izany ,manana ambition izy ,determinant ,ka vie sentimental ,izany mety ambin-javatra ,izay foana ireny PDG, Politicien ,ireny .
Ka raha mitaky zavatra, afa ilay ramatoa dia tsy maintsy fisarahana no hiafarany ,ny ankabeazany vadina olona ambony ireny ,tsy maintsy izao foana ny filozofiany: tano ny hazo fa sarotra ny mila
Fa raha ohatra izy manana filozofia ohatry ny sipagasy io hoe :mba vehivavy manan-katao ihany izao dia :-@:-@:-@ eo ianao no raisina.
10. xxx ( 19/10/2007 16:20)
Misy côté kely ekeko ny lazain'i pariniza, izany président de la République izany anie tsy "Monsieur tout le monde e" fa misy toerana nametrahan'ny olona azy , ka amiko vao nandeha ny safidy hoe te hilatsaka ho candidat dia efa tany no nila niresaka mazava iz mi tsam hoe raikitra sa tsia , izao no ho toeranao sy adidinao raha lany aho.

Angamba @ maha gasy ahy no mahatonga ahy hiteny hoe "vidin-kaja vidim-boninahitra" ... Fa rehefa tena tsy mety moa akory atao fa dia misaraka izany e .
11. sipagasy ( 19/10/2007 19:14)
patrick2002:

ireny vadina olona ambony ireny mihintsy no mijaly ah! tsy moramora t@ Sarko no tonga teo @ izany toerana izany ,manana ambition izy ,determinant ,ka vie sentimental ,izany mety ambin-javatra ,izay foana ireny PDG, Politicien ,ireny .
Ka raha mitaky zavatra, afa ilay ramatoa dia tsy maintsy fisarahana no hiafarany ,ny ankabeazany vadina olona ambony ireny ,tsy maintsy izao foana ny filozofiany: tano ny hazo fa sarotra ny mila
Fa raha ohatra izy manana filozofia ohatry ny sipagasy io hoe :mba vehivavy manan-katao ihany izao dia :-@:-@:-@ eo ianao no raisina.



mmhhh azonao hazavaina tsara ve fa tsy azoko ny tianao hambara à ilay hoe raha tahaka ahy????? tsoriko aminao aloha annn mmhhh, matoa izy nisaraka mahavita tena izy izany,izay ny safidiny

eisy e!!! ka raha tsy nahita toerana avo ka hoe tano ny azo fa sarotra ny mila hiihihihih, nampiomehy ahy indray iny izay izany ilay hoe sarotim-boninahitra???? hihihii, tsy izany ihany anefa ny fiainana fa misy hafa ihany koa, ka raha tsy mifanandrify à tiany hatao eo à fiainany, inona no manakana azy tsy hiala teo?? noho ny ankizy veh??? mmhhhhh sanatria, zaza fito tsy mahatana tokantrano hoy ny tenindrazantsika izay letsy annn
12. patrick2002 ( 22/10/2007 00:39)
izaho anie tsy niteny hoe raha tahaka ahy eh!
fa marina ny teninao hoe tsy voninahitra ihany no fiainana eto an-tany .Nefa izay aloha no tokony hifaliany vadina filoha :lol:.
Ary anisany fahasambarana izany ,mahay mifaly izay eo anoloan'ny tena izay ,fa tsy mitady foana mitady foana.
Ohatra vadina mpikapa kitay ianao ,dia tokony ho sambatra mahita ny sandriny bokibokiny iny ,sy izy ilay somary tsemboka iny no horohanao ,fa raha ohatra ianao vadina mpaka kitay ,nefa maniry lehilahy cravaté, mikostara ,dia :-@:-@:-@, tsy ho sambatra mihintsy.
13. sipagasy ( 22/10/2007 16:03)
hhihi ra pat, kay va reh,

ka i cecilia izany maniry sy mikatsaka zavatra hafa ka omen-dalana izy e!:-D
14. patrick2002 ( 23/10/2007 01:42)
mety lehilahy ato @ serasera no tiany :wink::-D:-D
15. diamondra27 ( 23/10/2007 10:48)
sipagasy: araka ny vaovao farany aloha dia hitady asa hono i Cecilia izao.

Mbola voalazan'ny tf1 ihany koa fa we: ry JP sy minisitra sasany nisaraka teo amperinasany, ka ça pourrait arriver à un président aussi un jour. Et c'est le cas.

On est humain!
16. xxx ( 23/10/2007 14:56)
tsy misy olana na hanao inona izy na hanao inona, ny fiainampirenena no hitsaranao azy! Jereo ireny i Clinton sy ra-Lewinski.
17. sipagasy ( 23/10/2007 15:00)
eny hoa e!!! tsy olana izany fa samy manao izay tiany io, rehefa tsy mivarina any an-kady ny firenena dia milay e!!!!!
18. diamondra27 ( 24/10/2007 06:38)
nena ny promesse ihany no fantako aloha: travailler + gagner +:-D:-D
19. sipagasy ( 26/10/2007 20:09)
diamondra27:

nena ny promesse ihany no fantako aloha: travailler + gagner +:-D:-D



efa ho avy ny 'loi tepa' akia annn, kely sisa, sa moa efa am-panaovana azy mihintsy aza izao kouuh
20. aloalo ( 30/10/2007 21:17)
Olombelona toa ny rehetra zareo. Ary tsy voalohany no misy toa izao, i Alberto Fujimori (Pérou) ohatra.

maro ny filoham-pirenena tsy mety intsony ny couple ny fa façade b fotsiny, efa misy sortie officielle dia mody miaraka ireo (Miterrand, Chirac, Cliton...) tsy tanisaina intsony ny zaza anelakelatrano...

fiainana daholo zany e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3279