:lol:nijery lay sujet de somary mitsiky
tsy de azoko loatra ny olona manafangaro ny vie privée am ny asa aman-draharaha de manatsofoka ny fivavahana etsy sy eroa.
Tsy ny tany rehetra anie no mametraka ny fanjakana sy ny fiainam-bahoaka am ny finoana e!
Samy manana ny principe de vie, ka na iza na iza de afaka mijoro am heviny sy izay mbô tiany !!
Ka na raprezy aza i Sarko de ra mba mila liberté i Cecilia, ra zay no mbô tiany sy mahasalama azy tsy itako ny olana (hevitro io sao misy ny miakatra tosi-drà eo) :lol: tsiky fonafona .
tiko kosa ny sipagasy attitude an!! :p
^:^