Hatraiza ?

1. lanto ( 19/10/2007 06:30)
-ny lainga mety ho vitanareo eto am virtuel ? ndao hatao hoe eto am serasera mihitsy ? resaka taona ? resaka hoe manambady sa tsia ? resaka fitiavana (mody tia na tsy tia) ? resaka faripanana na faripiainana ? resaka faripahaizana ? .....
-ny lainga azonao leferina avy amin'ny hafa, hitanao hoe "normal" raha eto am serasera, mikasika ireo voalaza ireo ?
Azo itarina ny lisitra ;-)
novalian'i lanto ny 22/10/2007 19:29
2. salmo1 ( 19/10/2007 07:12)
lanto:
-ny lainga mety ho vitanareo eto am virtuel ? ndao hatao hoe eto am serasera mihitsy ?
Ka na hiteny aza ndry oe: -Marina ve zany salmo1? dia valiako oe: -Ie.
Ianao mbola tsy nampisehoako ny tena marina sy ny tena lainga... noho izany serasera ihany ity.
3. simplex ( 19/10/2007 08:29)
lanto:
-ny lainga mety ho vitanareo eto am virtuel ? ndao hatao hoe eto am serasera mihitsy ? resaka taona ? resaka hoe manambady sa tsia ? resaka fitiavana (mody tia na tsy tia) ? resaka faripanana na faripiainana ? resaka faripahaizana ? .....
ze tinao mety doly ozy :°) za alou tsy dia mandainga indraindray e :roll::P
zao e, ra tsy maintsy mandainga ah d eo @ le hoe "tsotra" no tena anaovako azy :°);-) sinon, tsy voatery hiteny in in kou za... fahaizana miala bala no tena ilaina mafy :@

lanto:
-ny lainga azonao leferina avy amin'ny hafa, hitanao hoe "normal" raha eto am serasera, mikasika ireo voalaza ireo ?

azo leferina, normale: resaka taona, resaka fitiavana (mody tia na tsy tia, enfin sa depend...), resaka faripanana na faripiainana, resaka faripahaizana,...

tsy azo leferina:
* resaka manambady/zanaka: tsy hoe azo kotiana sy tsy azo fa halalana hoe tokony misy limite ny zavatra idirana/resahina.

* sipa miteny ratsy/manopa: miala tsiny alou, ra hoe old school, fa tsy mety amiko mintsy ny mahita sipa manao an'zany @ teny gasy e.

=> normale ra tsy milaza ny marina ny ol @ virtuel e. De tte facon, mila patience kely fotsiny fa hita eny ihany ity ol ity otr'zao ny fomba fandraisany zavatra, fomba firesany,... ny ambiny tsy dia ilaina loatra nga hoy aho. :wink:

:)

4. xxx ( 19/10/2007 08:29)
lanto:

-ny lainga mety ho vitanareo eto am virtuel ? ndao hatao hoe eto am serasera mihitsy ? resaka taona ? resaka hoe manambady sa tsia ? resaka fitiavana (mody tia na tsy tia) ? resaka faripanana na faripiainana ? resaka faripahaizana ? .....

Izy rehetra :-D:-D:-D

-ny lainga azonao leferina avy amin'ny hafa, hitanao hoe "normal" raha eto am serasera, mikasika ireo voalaza ireo ?
Azo itarina ny lisitra ;-)

lefitro daholo satria fanaoko ihany :-D:-D:-D
mamaly an'i lanto eto zao za d'efa mandainga !
5. tsaramaso ( 19/10/2007 08:44)
hahahahahaa !!!! ny laingan'i tsaramaso efa tsy lefitry ny moderatera mbakan'izay tsy lainga !!!!!!!! tssssssss

Asaivo mamaly ze moderatera e !!!!!!!!!!
6. sipagasy ( 19/10/2007 09:39)
ka izaho arô tsary nba nandeeenga teto e!!!:-*
7. tsaramaso ( 19/10/2007 09:43)
sipagasy:

ka izaho arô tsary nba nandeeenga teto e!!!:-*


f'io !!!!!!!!
8. xxx ( 19/10/2007 09:51)
ho avy jiaby eto indray ny masina an-tany rehetra:evil:
lefitro daholo satria fanaoko ihany
mamaly an'i lanto eto zao za d'efa mandainga !:-D:-D:-D
lefitro daholo satria rehefa mihaona sy lasa tena namana zay vao lazaiko ny marina!ny fiainako tsy ambarako @ virtoely é!sady ny marina rehetra hono tsy filaza!:^)
9. sasa ( 19/10/2007 10:15)
le hoe manambady sy zanaka aloha no tena tsy lefitro raha mandainga amiko ny namako, fa izay tsy namako indray tsy maninona na haindainga aza izy, azy ny azy ary manana ny raison-ny izy, raha mbola eto am monde virtoaly aloha d tsy mampaninona an'ahy izy na handainga aza satria mety misy zavatra maro tsy tiany ho fantatro,fa refa hitako mivantana izy ka lasa namako be d tsy tokony handainga tsony,
Lanto ny vie privé-ko aloha d tsy lazaiko eto izany, donc za tsy hilaza ny marina raha misy manontany momba an'io :-D:-D:-D:-D:-D:-D
za efa nandainga tamin'olona, ohatra hoe ny toerana hiasako, sy ny asako, d hoe aiza za no mipetraka,d taloha koa za efa lehilahy d'efa sarimbavy koa.
hi hi hihihi efa betsaka no voafatsy =))=))=))=)):-$:-$

aoka izay fa ny marina rehetra tsy filaza ^:^^:^^:^^:^
mety ho marina ve io nolazaiko io sa lainga :D:D:D
10. sipagasy ( 19/10/2007 10:26)
tsaramaso:

sipagasy:

ka izaho arô tsary nba nandeeenga teto e!!!:-*


f'io !!!!!!!!




dainn tsaramaso inn io @ ahoana?? lainga nga io izao tsss mmhhhh, misy raha la terre hoy ny zanako izay.
11. mandrindra ( 19/10/2007 11:16)
sipagasy:

ka izaho arô tsary nba nandeeenga teto e!!!:-*

zah konkouu :°)

12. ari.malala ( 19/10/2007 11:49)
mmmmmhhhhhhhhh, in re e...:roll::roll: ny resaka hoe manambady na tsia tsitako izay andaingana amzany, rats hoe manana intention hanimba olona ngamba hoe... za ndray alou teneniko tsara mitns e, fa misy zavatra ts lazaiko nefa kouts andaingako. Ny resaka taona kou, ts d tiko lotra ny mandainga amin'iny resaka iny mè bon, io arakaraky ny ol iany e, virtoaly ny tontolo ifandraisana d afaka miteny izay tiany tenenina ny olona satria ts mifankahita fa samy ambadiky ny ecran daolo:)
13. sitlo ( 19/10/2007 13:59)
lanto:
[size=10px]ny lainga mety ho vitanareo eto am virtuel? ndao hatao hoe eto am serasera mihitsy? resaka taona? resaka hoe manambady sa tsia? resaka fitiavana (mody tia na tsy tia)? resaka faripanana na faripiainana? resaka faripahaizana?[/size]

Ny lainga aloha dia ratsy daholo amiko.
Fa araka ny maha-fialamboly azy dia ny sangy misy foana. Raha sangy mahery ilay izy dia teneniko mivantana any amin'ilay olona.

lanto[size=10px:
]-ny lainga azonao leferina avy amin'ny hafa, hitanao hoe "normal" raha eto am serasera, mikasika ireo voalaza ireo ?[/size]

Izaho ndray tsy dia tia miditra amin'ny fiainana manokan'ny olona dia ze teneniny eo dia normale daholo amiko.
14. Papoose ( 19/10/2007 14:08)
toute verite n'est pas bonne a dire!
15. princesseN ( 19/10/2007 14:25)
za alou tsy mbola nandainga ra oe tato angamba fa zany oe tte est virtuel nge refa aty anaty Net e!anisan'zany ny serasera de anjaran'ny tt l monde fotsiny ny mi-se mefier e!
sady refa miditra am'site otran'itony nge de tokony mivonona amina resaka lainga ho ataon'ni ol aminao fona enao e!
16. rush ( 19/10/2007 14:41)
zà milaza ny momba ahy rehetra fa ny taonako @ maha vehivavy ahy dia tsy lazaiko aloha e!raha mandainga no filazana azy dia mandainga aho izany:-D:-D:-D:-D
17. booboo ( 19/10/2007 14:42)
Zà manokana na tsy miteny raha aby aby aza dia aleoko tsy mandainga. Ny tany hono tsinona boribory dia tsy hay hoe iza t@ nifanabe soratra tato no hihaonana rehefa any aoriana any ka hanimba raha lé lainga², sady koa tsy hay hoe i xxx sy yyy kay mifankafantatra dia kobo lé lainga...oaiaka beee raha zany !
18. lanto ( 19/10/2007 19:11)
sarotra be ngamba le "tsy mandainga nefa tsy milaza ny marina" ?
19. mbaliana ( 19/10/2007 19:23)
hihihi za tao amin'ny karajia niteny hoe lehilahy.. dia nisy nino tokoa ange ry zareo e.. za ndray no tsy nahatadidy fa efa lasa le resaka vao tadidy .. fa na izany aza misy le nahafantatra dia miteny ny marina ... :oops::oops:
20. ikaretsaka ( 19/10/2007 20:43)
Papoose:

toute verite n'est pas bonne a dire!


hahaha

ny ahy tonga de paaaa foana le!~
inona no afenimpenina eo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2444