Hatraiza ?
22. ikaretsaka
(
19/10/2007 20:52)
za ary teneniko hoe tsy mahazo manome
rehefa tsy asaina milaza de tsy tsy milaza, de teneniko ny antony!:-D:wink:
rehefa mifopla rakoto ka tratrako de teneniko hoe rakoto mifopla na hoe tsy izany fa zao ko:-D:-P
rehefa tsy asaina milaza de tsy tsy milaza, de teneniko ny antony!:-D:wink:
rehefa mifopla rakoto ka tratrako de teneniko hoe rakoto mifopla na hoe tsy izany fa zao ko:-D:-P
23. cutie
(
19/10/2007 20:52)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 19-10-2007 22:52:05
Lohateny : Re : Hatraiza ?
za ary teneniko hoe tsy mahazo manome
rehefa tsy asaina milaza de tsy tsy milaza, de teneniko ny antony!
rehefa mifopla rakoto ka tratrako de teneniko hoe rakoto mifopla na hoe tsy izany fa zao ko
:roll::roll::roll::roll::roll:
24. pissoa
(
19/10/2007 20:56)
rush:
zà milaza ny momba ahy rehetra fa ny taonako @ maha vehivavy ahy dia tsy lazaiko aloha e!raha mandainga no filazana azy dia mandainga aho izany:-D:-D:-D:-D
tsy azoko ilay hoe "ny taonako @ maha vehivavy ahy dia tsy lazaiko"
fa maninona raha vehivavy d tsy milaza taona ? :oops:
25. simplex
(
19/10/2007 21:31)
pissoa:zany koa ve d tsy azon'i pissoa e :?: fanaka malemy ny vevavy 8):b:b:b
fa maninona raha vehivavy d tsy milaza taona ? :oops:
28. Papoose
(
20/10/2007 02:43)
ikaretsaka:
hahaha
ny ahy tonga de paaaa foana le!~
inona no afenimpenina eo
zany akory tsy midika hoe manafina fa tsy ilaina tenenina sady safidy io aiiii!!!!
apoahy ny anao fa henoako hatraty ny fipoakany:-P
30. ikaretsaka
(
20/10/2007 03:17)
zany ve tsy mandainga? ko tsy milaza ny marina ko! na ilay marina mandratra aza ka marina?
31. Papoose
(
20/10/2007 03:20)
ka le izy anie misy verite fa tsy teneninao fotsiny fa mangina enao!zany is not mandainga di tout heinn!!!:wink:
32. rush
(
20/10/2007 05:25)
lanto:tsy ilaza ny taonako aloha izaho e!ianareo izay nahita ahy no mahalala ny taonako, izay tsy nahita ahy kosa dia mamonany eo,fa na izany aza manaja tanteraka ny rehetra eto @ serasera aho ary manaja ny tenako koa,ka izay mila toro-hevitra, fanampiana dia manefa izay afako aho noho ny fiavanana sy noho ny maha malagasy aty alavitra , mino aho fa zanako daolo ianareo eto ka aza misalasala raha mila fanampiana e!:-*:-*
33. diamondra27
(
20/10/2007 07:44)
virtuellement aloha de afaka miteny ze lazainy doly amiko fa rehefa mifankahita kosa na manomboka misy ny affinité @ mahampinamana raha tianao ilay fifandraisana dia tsy tokony hafenina au moins minimum e!
ze mikasika ny fiainany manokana :asa, vady, sipa sns any rehefa tsy te-hilaza izy tsy mampaninona ahy fa raha ny tenany manokana no andaingany de araka ny tenin'i salmo we: manala azy sisa no atao.
Rehefa lasa mpinamana dia lazainy anao eny ihany @ fotoana mahamety ny momba azy fa tsy we: asv? sns

34. mignone
(
20/10/2007 08:00)
za tsy mba manontany ny mombanolo virtoaly zany fa mi bli de mi bla de mi basta ...:°):-D:-D:-D
36. rush
(
20/10/2007 12:53)
amiko ny taona tsy "priorité"ny fanahy no maha olona hoy ny fiteny,marina ny filazan'i diamondra,eto dia saro-patarina ilay olona,ny bikany,endriny,fa rehefa tapakevitra ny hifanena dia tsy ireo no mitondra ny fifankazaoana fa ny maha ianao anao, ny fanahy sy toetra no mampifankatia ny mpinamana,ny tadiavina eto koa dia ny fanampiana ny namana rehetra, ny malagasy rehetra eto,mifanakalo hevitra fa ny hevitry ny maro tena mahataka-davitra!amiko izany an!
37. Papoose
(
20/10/2007 15:10)
Rehefa lasa mpinamana dia lazainy anao eny ihany @ fotoana mahamety ny momba azy fa tsy we: asv? sns
tandremo koa nefa fa misy mahay milaza lainga tsara lahatra an!
tandremo koa nefa fa misy mahay milaza lainga tsara lahatra an!
38. ari.malala
(
22/10/2007 06:43)
marina mints zany an, sao voa vao hoe vavolombel faha zao eeeeee:P
39. Papoose
(
22/10/2007 06:46)
fahafiry marina moa zao ny edition'ny vavolombelona hiseho manaraka eo:?::lol: