tsy ho tezitra aminy aho!!

1. Aino ( 16/10/2007 16:49)
misy olona mahaleo ahy hoa ry zareo aty.
izy milaza fa tia ahy ary efa hatrany amboalohany aho nilaza azy fa tsy ho tanteraka ny faniriny ny hiarahanay, dia tsy tiako nefa ny hitoriny fitiavana isan-andro dia nofaranako ny fihaonanay, satsia toa ny namana faona no nandraisako azy.

avy eo anefa izy dia miantso @ phone foana indray na mandefa sms de milaza fa hoe tezitra be aminko satsia tsy miantso sty mandefa sms azy, nefa efa nolazaiko azy dol ny antony, ny tsy hitohizany resaka ho lava. de tahaka ny ho leo aho ny farany.=((na tokony hiresaka sy hiantso azy aza aho de lasa kamo.
novalian'i fanaina ny 26/10/2007 17:00
2. ikaretsaka ( 16/10/2007 17:01)
mety le fomba nanaovanao 'fin" an'ilay zistoiara no tsy nety dia mila remake izy:wink:
3. lemenakely ( 16/10/2007 18:37)
Aino:

misy olona mahaleo ahy hoa ry zareo aty.
izy milaza fa tia ahy ary efa hatrany amboalohany aho nilaza azy fa tsy ho tanteraka ny faniriny ny hiarahanay, dia tsy tiako nefa ny hitoriny fitiavana isan-andro dia nofaranako ny fihaonanay, satsia toa ny namana faona no nandraisako azy.

avy eo anefa izy dia miantso @ phone foana indray na mandefa sms de milaza fa hoe tezitra be aminko satsia tsy miantso sty mandefa sms azy, nefa efa nolazaiko azy dol ny antony, ny tsy hitohizany resaka ho lava. de tahaka ny ho leo aho ny farany.=((na tokony hiresaka sy hiantso azy aza aho de lasa kamo.



TOKONY HO LAZAINA ETO VE IZANY ? tokony alaminareo 2 any !!!...
4. colar ( 16/10/2007 19:09)
aleo zay mba hijery film e,tsory aminy we tsy tiko enao d milamina izy,ra bandy manakambo
5. lost ( 17/10/2007 07:15)
lemenakely
6. Aino ( 17/10/2007 07:38)
lemenakely fa anga iznay olona eto @ serasera, na ny misy any serasera aza tsy hainy ko.

[quote]4. Mpandefa : lost [ Valio ] 17-10-2007 09:15:04
Lohateny : Re : tsy ho tezitra aminy aho!!
lemenakely
7. tywa68 ( 17/10/2007 07:50)
colar : d tapitra ny filma :-D:-D
8. Aino ( 17/10/2007 07:52)
4. Mpandefa : lost [ Valio ] 17-10-2007 09:15:04
Lohateny : Re : tsy ho tezitra aminy aho!!
mba mampiseo kosa i Aino we misy mikoty d mampifila,hihihi
manao az afady aloha fa mampihomehy be ahy ity valiny iray ity.:-D:-D:-D


tsy vazivazy anefa fa tenamisy ary tsy matikiambo hoe misy mikaoty fa tena lasa leo be ny resany aho, ity dinika ity anga hoe no diso titre sy toherana.:evil::evil:


fa
9. la ( 17/10/2007 08:33)
Aino fomban-javatra daholo aky reo a!! na ny olana misy eo amin-dry na ny fomba fijerin'ireo namana sasany, fa ze mety amin-dry atao de zay, fa tsisy afa-tsy ny mitsotra aminy no tsara aloha ra ny eritreritro e!!
Mazotoa e!:):)
10. koffman ( 17/10/2007 09:14)
teneno izy hoe tsy tiako enao, reefa tsy mety aminy ny resaka tsotra de tonga de ahitsio e, tsy tiako enao fa avelao ah, reefa tsy hainy ny mipetraka @ zany de olona mitapy ny anao ry Aino! Eny e... mety mitapy aminao ngà???:-D:-D
11. la ( 17/10/2007 10:14)
koffman>ze tia adala hono e!! :roll::roll:
12. kallie ( 17/10/2007 10:47)
:-D possibla nokenakenaindry marina ny filazandry azy oe ôk'izay d tsy azony ( ny lhl manko mora mahazo 'zay tiana ambara azy rehefa azavaina elabe :-P)
Teneno izy we ol hafa no tiko fa tsy enao d vita, ra mbola mikôly eo ihany d ameo ny hafatra directa noho izay :-D
13. texe ( 17/10/2007 11:30)
Aino > fa mani'inona anefa raha tonga de tsorina hoe tsy tikako enao d'efa vita e! toy zay lava be miitatra oh ny sima misioka iany e! zay marina koa lazaina aminy ok!
14. koffman ( 17/10/2007 12:43)
Aino> Aino a, nefa anie aleo tiavina toa izay mitia e!
15. xxx ( 17/10/2007 13:09)
Ny fijeriko azy tsy te handratra azy i Aino, izy koa etsy an-daniny tsy te-handray izay lazain'i Aino hoe NON ny valiny. Raha atambatra ireo dia ohatran'ny hoe misy zavatra kely ihany ao aminareo 2 ao
16. koffman ( 17/10/2007 13:45)
ie misy fitiavana azy ihany izany i Aino no marina ko!
17. Aino ( 17/10/2007 15:38)
ka za efa milaz any marina hoe tsy tia azy fa efa misy hafa no tiako ko, de za no tezerany hoe mandainga sns.
de za tsy miantso any tsona na mandefa sms de ataony antso adala ato atrano, de mandefa sms izy hoe tezitra be aminko hono.8O
18. Kwasi ( 17/10/2007 18:12)
Ny lohateny:
Re : tsy ho tezitra aminy aho!!


Dia mbola tsy ho tezitra aminy foana ve @ izany?
Asaivo mankao an-trano ny cousin na bandy namanao dia izy asaina manome paquet azy.
19. Aino ( 17/10/2007 18:21)
17. Mpandefa : Kwasi [ Valio ] 17-10-2007 20:12:37
Lohateny : Re : tsy ho tezitra aminy aho!!
Hoy i Ny lohateny:
Re : tsy ho tezitra aminy aho!!
efa mila ho tezitra miny mihintsy aho io , fa hasa koa izay nanaovako anio lohan-teny io.
20. mandy ( 17/10/2007 19:02)
aleo aky izy ho tezitra any a ! aza valiana akory ny sms-ny milaza hoe tezitra amin-dry zany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0655