tsy ho tezitra aminy aho!!

21. kallie ( 18/10/2007 06:06)
aza rarahiana kia fa refa ela ny ela, refa tsapany oe tsy any mintsy ndry d vizaka ho azy izy a, ra ndry mbola itany oe manisy sentimaka d mbola italônina eo fôna izy
22. xxx ( 18/10/2007 06:10)
Aino:

misy olona mahaleo ahy hoa ry zareo aty.
izy milaza fa tia ahy ary efa hatrany amboalohany aho nilaza azy fa tsy ho tanteraka ny faniriny ny hiarahanay, dia tsy tiako nefa ny hitoriny fitiavana isan-andro dia nofaranako ny fihaonanay, satsia toa ny namana faona no nandraisako azy.

avy eo anefa izy dia miantso @ phone foana indray na mandefa sms de milaza fa hoe tezitra be aminko satsia tsy miantso sty mandefa sms azy, nefa efa nolazaiko azy dol ny antony, ny tsy hitohizany resaka ho lava. de tahaka ny ho leo aho ny farany.=((na tokony hiresaka sy hiantso azy aza aho de lasa kamo.

Matoa le zavatra lasa olana be ho an'i Aino dia mety misy fitiavana ihany ao amin'i Aino.

23. koffman ( 18/10/2007 14:06)
Kwasi:
Asaivo mankao an-trano ny cousin na bandy namanao dia izy asaina manome paquet azy

Mety ihany fa maninona moa rah tonga de le sipanao mintsy no entina any aminy na de tsy hiteny azy @ zany aza , fa sceniavo be izy de ho tsapany hoe tsy any aminao no lalana tokony halehany. Aiza ny tsy hi-comprr izy e!
24. Aino ( 20/10/2007 10:47)
Matoa le zavatra lasa olana be ho an'i Aino dia mety misy fitiavana ihany ao amin'i Aino.


izaho aloha dia tsy manana fitiavana azy mihintsy eh, ary efa nambarako azy.

mandy,kallie efa izay mihintsy izao no ataoko, aleo hiantso oe na im-jato kely aza tsy mandray tsony aho.
25. Aino ( 20/10/2007 10:50)
22. Mpandefa : koffman [ Valio ] 18-10-2007 16:06:07
Lohateny : Re : tsy ho tezitra aminy aho!!
Hoy i Kwasi:
Asaivo mankao an-trano ny cousin na bandy namanao dia izy asaina manome paquet azy

Mety ihany fa maninona moa rah tonga de le sipanao mintsy no entina any aminy na de tsy hiteny azy @ zany aza , fa sceniavo be izy de ho tsapany hoe tsy any aminao no lalana tokony halehany. Aiza ny tsy hi-comprr izy e!
:Dza tokan-tena fa misy topony!!
izay koa angamba no tsy hinony ahy hoe manana copin nefa tao hitany hirery faona n'aina n'aiza.=((:-w
26. kallie ( 22/10/2007 05:34)
:-D ka apseoy azy amzay ry Aino oe misy tokoa lé izy a,sô d lazainy fa mamorona ndry
27. fanaina ( 26/10/2007 17:00)
kallie hihihi ka efa hoe tsy olona eto le izy ko, na asehoko aza aiz ano alalany any iznay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0496