tia marina ka miaritra

1. voniala ( 08/10/2007 09:18)
aza atao ho faharesena ny fandeferana eo @ sehatry ny fitiavana;fa isany nanampy misimis ahy ny fampiarana azy.Misaotra ny mpamaly ny dinika nataoko farany ilay hoe:mafy rehefa tia kah;
fa ianao kosa aloha ry fiffi!mahita ambara foana.
2. la ( 08/10/2007 10:12)
tsy resy tsy akory ny olo-mangina e!! :):)
3. Fiffi ( 08/10/2007 10:17)
voniala:
fa ianao kosa aloha ry fiffi!mahita ambara foana.
:roll: ka dinika io koh ! mba samy manomé ny heviny koh ! sa ahoana ozy toi ? :roll:


4. melody ( 09/10/2007 13:24)
voniala
fa ianao kosa aloha ry fiffi!mahita ambara foana.

:-w:-w

5. diamondra27 ( 09/10/2007 16:42)
:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3042