tia marina ka miaritra
1. voniala
(
08/10/2007 09:18)
aza atao ho faharesena ny fandeferana eo @ sehatry ny fitiavana;fa isany nanampy misimis ahy ny fampiarana azy.Misaotra ny mpamaly ny dinika nataoko farany ilay hoe:mafy rehefa tia kah;
fa ianao kosa aloha ry fiffi!mahita ambara foana.
fa ianao kosa aloha ry fiffi!mahita ambara foana.
répondu par diamondra27 le 09/10/2007 16:42
3. Fiffi
(
08/10/2007 10:17)
voniala::roll: ka dinika io koh ! mba samy manomé ny heviny koh ! sa ahoana ozy toi ? :roll:
fa ianao kosa aloha ry fiffi!mahita ambara foana.
