tadidinareo vé "raozinny-paradisa"

1. ratonga ( 30/09/2007 09:03)
http://dailymotion.alice.it/relevance/search/RAOZIN%27NY+PARADISA/video/x2otvf_tarika-johary-raozinny-paradisa-med_music
http://dailymotion.alice.it/relevance/search/raozin%27ny+paradisa/video/x1eo33_raozinny-paradisa-sahondra_music
novalian'i tsiahi ny 15/10/2007 20:42
2. diamondra27 ( 30/09/2007 10:47)
mamy ny fitia e!
ambadik'i sahondra e!
3. melody ( 30/09/2007 16:34)
ouay, tena hadinoko tokoa ity hira ity raha tsy izao, m'ci ratonga:-*
4. Fiffi ( 30/09/2007 16:39)
ary tsy nampoiziko hoe ireo le mpihira an'io....
5. cutie ( 30/09/2007 17:00)
misy ao @ rvg reo ry ratonga a :)
6. ratonga ( 30/09/2007 17:06)
ambadik'i sahondra dry zany ah klé:-D:-D:-D:-D
7. cutie ( 30/09/2007 17:08)
iza:roll::roll::roll:
8. mandrindra ( 30/09/2007 17:42)
izaho ilay zaza chocolat au lait
nateraka ho mamy beeeee
9. cutie ( 30/09/2007 17:43)
:-D:-D:-D:-D
10. mandrindra ( 30/09/2007 17:45)
ty ny tenako, ty ny lelako atolotro ho anao:-D:-D:-D
11. cutie ( 30/09/2007 17:46)
:-D:-D:-D:-D
12. mandrindra ( 30/09/2007 17:48)
ty ny tenako, ty ny lelkao ho anao madimôzely:-D:-D:-D
13. cutie ( 30/09/2007 17:50)
ary le ray :-D:-D:-D:-D
14. mandrindra ( 30/09/2007 17:54)
miaraka amin'ny reny :-D:-D:-D
15. cutie ( 30/09/2007 17:56)
:-D:-D:-D:-D
16. mandrindra ( 30/09/2007 18:00)
:°)
17. cutie ( 30/09/2007 18:03)
hanapa-tsinay ndray :-D
18. diamondra27 ( 30/09/2007 18:07)
mandrindra koa tena tsy mandalo katsa-maina an!:lol:

atero aty zany lela zany we :b:b:b
19. cutie ( 30/09/2007 18:10)
17. Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 30-09-2007 20:07:51
Lohateny : Re : tadidinareo vé "raozinny-paradisa"
mandrindra koa tena tsy mandalo katsa-maina an!

in no dikan'io :roll:
20. ratonga ( 30/09/2007 18:22)
=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0078