tadidinareo vé "raozinny-paradisa"

21. cutie ( 30/09/2007 18:25)
io ndray:roll::roll::roll:
22. ratonga ( 30/09/2007 18:29)
tsy hain'i cutie v ny dikan'ny wé tsy mandalo katsa-maina é:-D
23. cutie ( 30/09/2007 18:33)
tsy haiko koa:-D
24. ratonga ( 30/09/2007 18:45)
tonga dé mihinana izay mandalo ambanin'ny maso:-D:-D:-D
mandalova eo akaikin'i mandrindra é=))=))=))
25. cutie ( 30/09/2007 18:48)
:-D:-D:-D:-D
26. diamondra27 ( 01/10/2007 06:04)
:-D:-D:-D:-D:-D
27. xxx ( 01/10/2007 12:56)
saliii dooly. nanana ny lazany tokoa izany raozin'ny paradisa izany taloha ary raha tsy nisy ireny tarika taloha ireny tsy tonga amin'izao taona iainantsika izao isika. mahaiza mankafy fotsiny de aza mamingavinga ny sanganasan'ny hafa. merci. bizzz
28. mandrindra ( 09/10/2007 19:59)
diamondra27:

mandrindra koa tena tsy mandalo katsa-maina an!:lol:

atero aty zany lela zany we :b:b:b

diamondra27, aoka re fa tsy mamela fery eee:wink::-D
atoroy lalana ary hanaterako azy :-D:-D:-D

ratonga, hihinana ihany ve tsy aleo izay eo ambanin'ny vava toa izay eo ambany maso:-D:-D:-D

cutie, raha tapa-tsinay dia mihinana araldita eee:-D

29. tsiahi ( 15/10/2007 20:42)

marina ve i Rajohnny ilay teo Analakely iny mpihira an'i Raozin'ny P.
Nisy tantara be matnsy izy iny .
30. tsiahi ( 15/10/2007 20:42)
marina ve i Rajohnny ilay teo Analakely iny mpihira an'i Raozin'ny P.
Nisy tantara be matnsy izy iny .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.331