MBA MANAMPY ANAO @ SAROTRA VE NY BBLNAO NEFA DE ATAO TOY IZ
![](https://avatar.serasera.org/650c17b202f2b746da5247cb6e53dd2a.jpg)
1. bilakarenjy
(
29/09/2007 15:14)
![](http://img509.imageshack.us/img509/2741/redneck128oo8.jpg)
Sendra nahita ity sary ity za de lasa saina hoe : tena tsy raharahian'ilay tompony ilay fiara fa de izay mahatsotra ny fiainany no ataony .
novalian'i bilakarenjy ny 28/11/2007 20:12
![](https://avatar.serasera.org/4c5589f99fcd82f387bb94d9df05fef6.jpg)
4. diamondra27
(
29/09/2007 17:34)
bilakarenjy: =))=)) tapaka ny tsinaiko marina
mba mahita koa ianao ity an!
sao leisy mba tsy we: tsy rarahana le izy fa mba mampiasa système D lery e
mba mahita koa ianao ity an!
sao leisy mba tsy we: tsy rarahana le izy fa mba mampiasa système D lery e
![](https://avatar.serasera.org/30323771204efe8015ce91e2b485044b.jpg)
7. Soniamada
(
29/09/2007 18:44)
=))=))tapaka ny tsinaiko :-D:-D
harena mandany harena io ka mety tsy mba nahasolo ilay rétroviseur izy e
harena mandany harena io ka mety tsy mba nahasolo ilay rétroviseur izy e
![](https://avatar.serasera.org/ec23054480c12483a888e15900c8b7c2.jpg)
16. ravakamalala
(
29/10/2007 10:05)
=))=))=))
sady efa gadana no hidina no mbola misy alarme (ilay soratra kely eo ambony), danz be!!!!=))=))
sady efa gadana no hidina no mbola misy alarme (ilay soratra kely eo ambony), danz be!!!!=))=))
![](https://avatar.serasera.org/633c672cdd3c4ae1298aeba2e0025447.jpg)
19. deutsch007
(
19/11/2007 10:09)
slt daholo.misy olona mahita sary mampomé mintsy ka.Mahafinaritra ka!
De mba aiza ary ny manaraka e!
De mba aiza ary ny manaraka e!