MBA MANAMPY ANAO @ SAROTRA VE NY BBLNAO NEFA DE ATAO TOY IZ

1. bilakarenjy ( 29/09/2007 15:14)

Sendra nahita ity sary ity za de lasa saina hoe : tena tsy raharahian'ilay tompony ilay fiara fa de izay mahatsotra ny fiainany no ataony .
répondu par bilakarenjy le 28/11/2007 20:12
2. booboo ( 29/09/2007 16:20)
3. Fiffi ( 29/09/2007 16:36)
4. diamondra27 ( 29/09/2007 17:34)
bilakarenjy: =))=)) tapaka ny tsinaiko marina
mba mahita koa ianao ity an!

sao leisy mba tsy we: tsy rarahana le izy fa mba mampiasa système D lery e
5. pissoa ( 29/09/2007 17:42)
=))=))=))
6. KIMBERLY ( 29/09/2007 17:54)
=))=))=)) iny ndray no tsy hitako kle
7. Soniamada ( 29/09/2007 18:44)
=))=))tapaka ny tsinaiko :-D:-D
harena mandany harena io ka mety tsy mba nahasolo ilay rétroviseur izy e
8. ikaretsaka ( 29/09/2007 19:34)
any @ tanana aza karetsaka no hidim-baravaran'ny taxi ko
9. bilakarenjy ( 29/09/2007 20:00)
ary ity kosa ary mba ahoana
de tsy ho hontsa ve nareo @ izao na de efa hoe tsy maintsy aza
10. Herimiafina ( 07/10/2007 19:43)
Fiara efa ho soloina daholo ireo knou! :-D
11. Fiffi ( 07/10/2007 19:58)
mitady loza koh zany an ! :{:{:{

ary ity ? =))=))=))=))
12. Herimiafina ( 07/10/2007 20:02)
Norma io kah, zaoridira ve ho-ravahana indray! :-D
13. Fiffi ( 07/10/2007 20:18)
ary ity ?

:-D:-D:-D
14. pissoa ( 08/10/2007 16:29)
Tiko be le misy "gadana" =))=))=))
15. bilakarenjy ( 10/10/2007 19:20)
azo antoka tsara io rojo vy be io ka
16. ravakamalala ( 29/10/2007 10:05)
=))=))=))
sady efa gadana no hidina no mbola misy alarme (ilay soratra kely eo ambony), danz be!!!!=))=))
17. Rasiligaoma ( 04/11/2007 04:14)
pissoa:

Tiko be le misy "gadana" =))=))=))


Mba tsy siligaoma aza ko
18. bilakarenjy ( 08/11/2007 18:05)


Zao kosa mba mampiditra sosy na de milanja ihany aza o!
19. deutsch007 ( 19/11/2007 10:09)
slt daholo.misy olona mahita sary mampomé mintsy ka.Mahafinaritra ka!
De mba aiza ary ny manaraka e!
20. bilakarenjy ( 23/11/2007 21:43)


De tena efa fifindra-monina mihitsy e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7139