resaka mitohy.

1. gasynamana ( 28/09/2007 23:18)
Mba tiana hotohizina kely ity resaka ity.
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m46e7abe548b0e


fijo: Ka na mino na tsy mino ianareo dia tsy afaka hanova ny fahamarinan'izany satria izay dia marina. Ny sainareo tsy mahatakatra ny fahamarinany dia tsy midika fa diso izany.
Hanampy anao hanakatra an'izany fahamarinana izany àry dia mba halalino kely ity: Ny nisy voalohany talohan'ny misy rehetra dia nisy nefa tsy nisy nampisy azy, na nikambana mba hampisy azy (araka ny mahazatra antsika amin'ny mahaolona antsika). Izany hoe misy ny "Etre" tsy voafetran'ny lalan'ny natiora... ka afaka manantateraka zavatra iray nefa tsy manaraka an'io lalana io: ohatra amin'izany ny hoe: afaka miforona ho zaza ao an-kibon'ny virijiny tsy mbola niray tamin'ny lehilahy, sns...

Mazoto mandalina àry e!
novalian'i fijo ny 05/10/2007 21:31
2. ikaretsaka ( 29/09/2007 03:07)
Ny sainareo tsy mahatakatra ny fahamarinany dia tsy midika fa diso izany.

izay! alalino alalalino, ezaho takarina aloha fa le zavatra aza tsy hay sy tsy takatra akory de wawawa no atao betsaka
3. mandrindra ( 29/09/2007 06:28)
ikaretsaka:

Ny sainareo tsy mahatakatra ny fahamarinany dia tsy midika fa diso izany.

izay! alalino alalalino, ezaho takarina aloha fa le zavatra aza tsy hay sy tsy takatra akory de wawawa no atao betsaka

tsongaiko ilay hoe "fahamarinany", fahamarinan'iza,na inn? dia ho an'iza? ary avy aiza? azafady ô
4. tywa68 ( 29/09/2007 07:05)
mandrindra : mamerina mamaky h@ voalohany d mahazo resaka !:-D
5. mandrindra ( 29/09/2007 07:49)
tywa68, mba omeo valiny moa fa amin'izay anie afaka mifanakalo hevitra milamina e
6. tsaramaso ( 29/09/2007 10:45)
ikaretsaka:

Ny sainareo tsy mahatakatra ny fahamarinany dia tsy midika fa diso izany.

izay! alalino alalalino, ezaho takarina aloha fa le zavatra aza tsy hay sy tsy takatra akory de wawawa no atao betsaka



ikaretsaka sy gasynamana ve nandinika ary mahatakatra ???!!!!! tssssssss
7. simplex ( 29/09/2007 11:15)

ka ny nisy talohan'ny nisy rehetra ange ka tsy nisy e. Satria ra nisy io dia voarakitra ao anatin'ilay nisy rehetra. Ny tsy nisy koa anefa nisy satria ra tsy nisy ny tsy nisy dia tsy nisy hoazy. Zany hoe voarakitra ao anatin'ny nisy ihany ny tsy nisy.
Noho izany dia nisy ny talohan'ny nisy rehetra, izay voarakitra ao anatin'ny nisy rehetra ihany koa. Izany hoe nisy foana ny nisy.

:@

8. tsaramaso ( 29/09/2007 11:42)
simplex:


ka ny nisy talohan'ny nisy rehetra ange ka tsy nisy e. Satria ra nisy io dia voarakitra ao anatin'ilay nisy rehetra. Ny tsy nisy koa anefa nisy satria ra tsy nisy ny tsy nisy dia tsy nisy hoazy. Zany hoe voarakitra ao anatin'ny nisy ihany ny tsy nisy.
Noho izany dia nisy ny talohan'ny nisy rehetra, izay voarakitra ao anatin'ny nisy rehetra ihany koa. Izany hoe nisy foana ny nisy.

:@




simple !!!!! complex !!!!!! hahahahahahahahaahaaahh !!!!!
9. Papoose ( 29/09/2007 14:57)
afaka miforona ho zaza ao an-kibon'ny virijiny tsy mbola niray tamin'ny lehilahy


aoka le!ahoana lesy zany no hiforonan'ny zaza ao anaty kiboko fa tena tsy takatro le!aiza ho aiza ao anaty lalan'ny natiora zany?8O

sao de mba virja aoriana zany!
10. ikaretsaka ( 29/09/2007 15:09)
tsy lalan'ny natiora izany fa lalan'ny supernatiora.

tsaramaso nga mandinika be de mahatakatra?
11. Papoose ( 29/09/2007 15:12)
dia ahoana zany raha za wa:?:
12. mandrindra ( 29/09/2007 16:12)
ikaretsaka, ahoana kay zany lalan'ny supernatiora, dia avy aiza izany lalana izany? azafady ô

papoose, mety ho haiko io raha tsy ankitana:-D:-D:-D
13. ikaretsaka ( 29/09/2007 16:46)
sarotra ny mihevitra izany satria ny fiheviny tsy fihevintsika ko
14. pissoa ( 29/09/2007 17:00)
otran'ny efa tsy ho Papoose mihitsy koa anie e :oops:
15. mandrindra ( 29/09/2007 17:26)
ikaretsaka, fa ahoana no ahafanareo manavaka ny hoe fiheviny fa tsy antsika?
16. naughtyboy ( 29/09/2007 17:35)
as a simple and complex it makes a simplex :-D..
17. ikaretsaka ( 29/09/2007 17:38)
mandrindra:

ikaretsaka, fa ahoana no ahafanareo manavaka ny hoe fiheviny fa tsy antsika?


ko izy tsy za ary za tsy izy ko!:roll:
18. pissoa ( 29/09/2007 17:43)
:-D:-D:-D:-D:-D
19. mandrindra ( 29/09/2007 17:43)
ka ny tsy mazava amiko anie, dia ilay ahafantarana hoe "heviny" izany eee. sa rehefa tsy anareo dia azy?
20. pissoa ( 29/09/2007 17:45)
mena jiro ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4833