resaka mitohy.

41. fijo ( 04/10/2007 21:10)
raha misy tongo kisoa aloha dia lerako tsara e.
42. rabilabila ( 04/10/2007 21:16)
Ka ny kisoa tsy azo hohanina ry fijo a!!! mivaky kitro ihany fa tsy mandinika .Aiza re nareo izany e!!
43. ikaretsaka ( 05/10/2007 00:53)
o rabilabila an: madinika hoe fa tsy mandinika ka.. ny omby no mi rumine rabilabila an! izy anefa tsaramaso!
dia raha ngeza manko izy lasa kabaro moa raha mandinika izy lasa omby..
aleo ihany izy ho tsaramaso ka.. sady madinika izy no tsy mandinika @ izay fa mitsefotsefotra fotsiny manao tsssssss sy le rehefa mangetotra miporetaka be ireny dia manao hoe hahahaha! sady manena ihany!
44. tywa68 ( 05/10/2007 11:01)
fijo : ary tongotr'omby atao lasopy ? HS fa azafady e :wink: misy miresaka tsaramaso atao laoka koa :-D:-D
45. gasynamana ( 05/10/2007 18:44)
fijo: mba valio kely aloha ity fanontaniana ity hoe: Moa ve voafehin'ny lalan'ny natiora daholo ny Misy rehetra?
Raha izay dia ahoana no nampisy ny izay nisy voalohany indrindra?
Karohy amin'ny aterineto-nao ny valiny raha mahita ianao. Ento eto daholo izay petra-kevitrao rehetra any raha misy afaka hanome fanazavana momba an'izany.

46. rabilabila ( 05/10/2007 20:53)
gasynamana>>>

Ho anay ny zavatra tsy hita dia mbola tsy voavaly fotsiny fa tsy hoe tsy misy valiny.
47. fijo ( 05/10/2007 21:29)
efa valiny iray io,ary ampiako hoe voafehin'ny lalanan'ny natiora daholo ny misy eto.ny fiandohana dia efa natiora fa tsy misitery akory.natiora io ,noho izany misy fanazavana,ka izay no mbola tadiavina.efa nambarako hatr'izay,fa ny siansa dia somary tara raha oarina amin'ny tantaran'ny olombelona,ka misy tsy mbola voazava,saingy mino aho fa mbola hisy fanazavana ireny.resaka fotoana io.

jereo fotsiny fa marina taloha ny hoe:"ny tarehy ratsy no tsy azo hovana"efa tsy marina io izao.

taloha tsy voazava ny varatra,ka nanjary nisy nilaza aza fa andriamanitra io,izao efa hay ny momba azy.fa raha hanao to any mpino daholo eo hoe ,andriamanitra no mahay ny rehetra,dia mbola nisalaka teto isika
48. fijo ( 05/10/2007 21:30)
gasynamana,misaotra ihany aloha manenika ahy manokana ao aoriana ao,mampahatsiahy ahy io fa kay za mba eo aloha hatramin'izao aloha
49. fijo ( 05/10/2007 21:31)
gasynamana,misaotra ihany aloha manenjika ahy manokana ao aoriana ao,mampahatsiahy ahy io fa kay za mba eo aloha hatramin'izao aloha

misy diso kely le teo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0772