resaka mitohy.

21. mandrindra ( 29/09/2007 17:46)
ie, fa ataovy lokony hafa:wink::-D:-D
22. ikaretsaka ( 29/09/2007 17:46)
izay.. rehefa tsy anao dia an'ny vadinao ohatra.. dia tahatahak izay koa
23. pissoa ( 29/09/2007 17:49)
mandrindra : za tsy hanome fa nanontany fotsiny :-D:-D:-D
24. mandrindra ( 29/09/2007 17:54)
ikaretsaka, tsy rehefa tsy ahy dia voatery ho an'ny vadiko, fa mety ho an'olonkafa, ary mety ho ttsy misy tompony aza.

pissoaaa, miaaaaoooouuu moa eee:-D:-D
25. ikaretsaka ( 29/09/2007 19:17)
ka izay indrindra.. rehefa tsy anao dia dia mety ho an'ny vadinao.. na olona hafa, dia rehefa tsy an'ireo dia an'Andriamanitra
26. pissoa ( 29/09/2007 19:21)
mandrindra : tsia hoa :-D:-D:-D
27. ikaretsaka ( 29/09/2007 19:26)
nareo koa mampatsiaro anahy ny tantaran'ilay mpitsara sy ilay vehivavy mananontena.. manao lemozy be eo:-P
28. Papoose ( 29/09/2007 19:59)
dinika maha-noana fotsiny koa ity fa toa tsy misy logic mihitsy le izy amiko!
29. tywa68 ( 29/09/2007 20:04)
Papoose : koa i gasynamana nametraka azy aza tsy te-halala koa inona no mahagaga anjy ?:-D:-D
30. Papoose ( 29/09/2007 20:06)
tsy gaga za fa noana wa!
31. rijadolly ( 29/09/2007 20:24)
Raha misy mahafantatra ny secretn'ANDRIAMANITRA dia tsy Andriamanitra izy.Nasehony ary tsy takatry ny olombelona mba hanamporofoiNy fa izy Ilay ambony indrindra.Tadidiko ny film taloha(année 80 tany)nisy olona nitelefaonina tsy nisy fil,dia hoy ny iray trano "tssssss laingabe,film marina".ankehitriny nisy ilay izy ary vohamarina,ary dia nihena ny valeurany ary mbola mihena ho 15.000 Ar io.Fa Ilay inoako,inoako hoy aho dia tsy mbola nisy nahatakatra ny heriNY ary tsy voazava hatramin'izao ny zava-mahagaga nataoNY REHETRA.Dia kamo ireo mpandinika manampahaizana ka nanohitra be fahatany fotsiny fa tsy voazavany ilay izy.Mahery wa ilay Andriamanitra izay mpiharo ny tsy manan-tsaina tahaka nay.
Ho antsika Mpino,Mpino hoy aho mahereza mamaky tenin'Andriamanitra fa misy hevitra izay hazavain'Fanahy Masina an-tsika ao izay tsy takatry ny manam-pahalalana ho an' tenany. http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=MATIO&toko=1&andininy=18-25&dika=
ary http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=MATIO&toko=12&andininy=46-50&dika=
32. cutie ( 29/09/2007 21:42)
ko izy tsy za ary za tsy izy ko!

traingo i ika :-D:-D:-D:-D
33. ikaretsaka ( 30/09/2007 02:19)
ko marina izany ko!
34. mandrindra ( 30/09/2007 06:28)
ikaretsaka, mety hoe tsy misy tompony anie eee

pissoa, io indray ilay tsy mety io manao "tsia" maina be io:wink:
35. fijo ( 02/10/2007 22:39)
Papoose [ Valio ] 29-09-2007 16:57:30
Lohateny : Re : resaka mitohy.
Voalaza teo :
afaka miforona ho zaza ao an-kibon'ny virijiny tsy mbola niray tamin'ny lehilahy


aoka le!ahoana lesy zany no hiforonan'ny zaza ao anaty kiboko fa tena tsy takatro le!aiza ho aiza ao anaty lalan'ny natiora zany?

sao de mba virja aoriana zany!

misaotra ika papoose an,kia papoose kay moa fa za ko,de amin'izao andron'ny aterineto izao ve ry gasy namana de mbola hino foana hoe tsy nisy firaisana de nisy olombelona bevohoka??????sao lahy tara be le fisainana
36. ikaretsaka ( 03/10/2007 15:16)
fijo> ko ahoana no inoan'ialahy ireny mpanao mazii mazii ireny?
mety nanao mazii mazii iany Andriamanitra hoe ny sperme tsy niditra tary @ ilay fika mahazatra an'ialahy ary fa mety avy teo @ fotra ohatra na tsary haiiko aby
37. fijo ( 03/10/2007 21:40)
ka ny olana za tsy mino mazy mazy,eo le olana be.
raha efa nyisy doly tamin'izany andro izany dia mety nekeko ihany.
ary tsiahy kely."i ranavalonaI koa anie raha niteraka an'i koto (radamaII)dia nilaza izy fa fanahindradama rainy no nahabevohoka azy e."fetsy ihany ilay kala an
38. ikaretsaka ( 03/10/2007 22:36)
dia sarotra be raha izay ko!

entre pa.. tsy zanak'i laborde ve ikkoto e?
39. fijo ( 04/10/2007 20:41)
an an zana'i andriamihaja.izay nasain'ny mpanolotsaina an'i ranavalona ,novonoina satria ,natahorana hitarika ny sain'i ranavalona.(tara be tamin'andriamihaja mantsy i ramatoa)sady andriamihaja tsy andriana fa hovalahy.
40. rabilabila ( 04/10/2007 20:58)
tsetsatsetsa tsy haritra :

O ry Ika a!! Ka i tsaramaso sady mandinika no mivaky kitro ===> azo hohanina izy izany fa à consommer avec modération:miam:=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3772