Mpanjakan'ny voninahitra
1. kalina80
(
22/09/2007 13:59)
Ity misy vavaka izay nataon'olona iray.Nahalatsaka ny ranomasoko ny namaky ity:
"SEIGNEUR,je n'ai jamais refusé ta grâce dans ma vie. Merci parce que TU T'occupes de moi et merci parce que TU me donnes la force et m'apprends à T'AIMER. Merci JESUS je me prosterne à tes pieds TOI mon ROI je T'aime JESUS. AMEN!
Atra tokoa anie dia mikarakara antsika isan'andro e , mamindra fo sy mamela heloka antsika Izy, tokony isaorantsika Azy izany.Mila miankohoka eo anatrehany isika ary milaza fa Mpanjakan'ny fiainantsika Izy!!!!!!!!
Raha avelantsika hanjaka tanteraka eo @ fiainantsika mantsy Izy.Rah omentsika azy ny sehatra ka avelantsika hanao izay sitrany Izy dia ho tsapantsika ny fahasambarana ambony indrindra izay tsy ho takatry ny saintsika.
Salamo 24:7 "Asandrato ny lohanareo, ry vavahady, ary misandrata ianareo, ry varavarana fahagola*, mba hidiran'ny mpanjakan'ny voninahitra.
Salamo 24:8 "Iza izao mpanjakan'ny voninahitra izao? Jehovah mahery tsitoha, Jehovah mpiady mahery."
Raha andray Azy ianao dia Izy hikarakara anao sy hiady ny adinao fa ianao kosa angina.
Tsy marina ve izany?
(l)(l)(l)(l)(l)(l)

novalian'i fahamarinana ny 29/09/2007 06:23
2. tsaramaso
(
22/09/2007 14:05)
Aleo aloha i tsaramaso hivazo fa tsssss : http://fr.youtube.com/watch?v=0-KTrt47Hjs
3. ikaretsaka
(
22/09/2007 14:15)
"SEIGNEUR,je n'ai jamais refusé ta grâce dans ma vie. Merci parce que TU T'occupes de moi et merci parce que TU me donnes la force et m'apprends à T'AIMER. Merci JESUS je me prosterne à tes pieds TOI mon ROI je T'aime JESUS. AMEN!
Sambatra be izany olona izany le. mahatsapa tena be,
amiko manko toa sarotra ihany lay izy amin'ny maha olombelona antsika:
hazavaiko:
Raha izahako manokana dia sarotra ny mandainga fa misy grace no refuser ko raha tsy taty aoriana taty aho vao tonga saina hoe kay graces aby tokoa izany!
Ohatra:
taty aoriana aho manko vao nahafantatra fa tsara sy misy koa kay ny Graces omen'Andriamanitra (fanomezam-pahasoavana) azo amin'ny fisian'ireny olomasina mpivavaka ho an'ny tena sy ireny rozery fandinihina ny tantaram-pamonjena ireny, ny fisian'ny anjely mpiambina sy fanampim-bavaka betsaka be ireny,
Fahasoavana ireny satria manoro lalana sy manampy handinihina momba azy! Fanomezam-pahasoavana daholo ireny matoa nisy mba hanampiana antsika!
Betsaka ny tsy mahafanattra na minia tsy mahafantatra ireny.. kanefa.. matoa nisy sy natao ho ampiasaina dia "ao raha"
4. kalina80
(
22/09/2007 15:05)
izany mihitsy ry ikaretsaka, Atra dia be fahasoavana ary tsy mitsahatra ny manome anizany ho antsika isan'andro saingy indraindray tsy tsapantsika na tsy itantsika akory izany fahasoavana izany.....
tsar be le hire ry tsaramaso .Hono aho gasy ve le nihira teo kay?

6. kalina80
(
22/09/2007 15:18)
ity misy resaka momba ny grâce de Dieu .Azafad fa @ teny vahiny:La grâce est une faveur imméritée que Dieu accorde aux hommes sur la terre.
Sans la grâce de Dieu, nul ne peut être sauvé. Personne ne peut monter au ciel.
Chaque personne a une grâce particulière. La grâce de Dieu ne dépend pas de l’intelligence humaine, de la beauté ni de la personne, Dieu la donne comme Il veut. (Proverbes 22:1)
La grâce est plus précieuse que l’or et l’argent. La grâce attire toutes sortes de richesses spirituelles et matérielles.
-La grâce donne la vie, mais l’or et l’argent ne donnent pas la vie.
-La grâce est la capacité que Dieu donne à l’homme pour qu’il lui soit agréable.
-Dieu peut te donner la grâce d’écouter Sa Parole, de manifester l’amour aux hommes, le pouvoir de faire les biens, de soutenir les gens, de prêcher la Parole, d’aider les pauvres, n’hésitez pas à le faire, cela est agréable à Dieu.
-Dieu a dit à Moïse "Je te connais par ton nom."
-Toi aussi, Dieu te connait par ton nom. Il dit : "je fais grâce à qui je fais grâce et miséricorde à qui je fais miséricorde".
Il faut que Dieu t’accorde premièrement Sa grâce, alors tout ce que tu vas Lui demander, Il va te l'accorder, sauf si ce n'est pas bon pour toi. Tu dois te replier à la volonté du Seigneur. Dieu ne peut pas te donner quelque chose qui peut te conduire à la mort. Non. A moins que tu fasses ta propre volonté. Si tu rêves d' œufs, de verres cassés, c'est que tu viens de perdre la grâce.
Actes 13:42- 43 et 48 – 49: "Lorsqu'ils sortirent, on les pria de parler le sabbat suivant sur les mêmes choses; et, à l'issue de l'assemblée, beaucoup de Juifs et de prosélytes pieux suivirent Paul et Barnabas, qui s'entretinrent avec eux, et les exhortèrent à rester attachés à la grâce de Dieu." et " Les païens se réjouissaient en entendant cela, ils glorifiaient la parole du Seigneur, et tous ceux qui étaient destinés à la vie éternelle crurent. La parole du Seigneur se répandait dans tout le pays."

7. kalina80
(
22/09/2007 15:23)
midika daholo izany raha tena nodinihiko fa ny fahasoavan'Atra no maha toy izao antsika ary mbola izany fahasoavan'Atra izany ihany no hahatongavantsika ho ambony2 kokoa eo @ fiainana @ lafiny rehetra (raha araka ny sitrapony).(l)(l)(l)
tsara ny Tompo eee
tsara ny Tompo eee
8. niryna
(
23/09/2007 06:09)
misaotra aky kalina80 a:*
Ny fahasoavan'Atra dia maimaipoana,tsy misy tambiny ,tsy misy vola aloha.Nomeny antsika maiamaimpoana io.Toy ireny hoe omena cadeaux ireny isika.8 Fa fahasoavana no namonjena anareo amin'ny finoana; ary tsy avy aminareo izany, fa fanomezana avy amin'Andriamanitra;
9 tsy avy amin'ny asa, fandrao hisy hirehareha.Efe 2:8-9

9. diamondra27
(
23/09/2007 08:37)
kalina: ahan
raha tena nahita ny fahasoavan'i Tompo dia tsy te-hiala Aminy intsony.
Mahareta htar@ farany daholo.:-*:-*

10. fahamarinana
(
23/09/2007 09:45)
tsaramaso:
Aleo aloha i tsaramaso hivazo fa tsssss : http://fr.youtube.com/watch?v=0-KTrt47Hjs
:arrow:Merci tsaramaso,tsara be lay hira napetrakao,ohatran'ny gasy tokoa ilay mpihira araka ny fanontanian'ny kalina80 tery ambany,sao dia tsaramaso aza lay mpitendry fa manafi-talenta aminay,mankasitraka e,mahafinaritra!(l)
12. tsaramaso
(
24/09/2007 09:51)
Efa hoe tsy gasy !!! mbà mandalina hono e ??!!!! hahahaaahaha!!!!!!
Ity no gasy : http://www.dailymotion.com/video/x1qf7h_hery-sterenn_creation

13. fahamarinana
(
24/09/2007 14:24)
tsaramaso:
Efa hoe tsy gasy !!! mbà mandalina hono e ??!!!! hahahaaahaha!!!!!!
Ity no gasy : http://www.dailymotion.com/video/x1qf7h_hery-sterenn_creation
:arrow:J'ai bien dit ohatran'ny gasy an fa avereno vakiana aloha an:-@!Ilay video faharoa ndray ratsy satria mihetsiketsika be dia mahakamo mijery azy.o^o
hahahahaaaahahaaa!!!!!!
16. fahamarinana
(
25/09/2007 14:28)
:arrow:ié mba mianatra mihomehy sy mikakakaka koa za fa tsy dia mpanao an'io loatra,na dia tsy azoko aza lay antony sao mba mahasoa ihany!
An an an tsy mifanaikitra kah,aza matahotra fa i faha malemy fanahy!,miezaka no marina kokoa fa indraindray kosa aloha tsaramaso dia mampisondrotra be nefa aho mba mi-eviter ihany fa tsy maninona e,zay ilay serasera hifanakalozan-kevitra ka raha hisy soa azo amin'ny fifamaliana ve moa haninona koa?(l)

17. fahamarinana
(
25/09/2007 14:35)
kalina80:
Atra dia be fahasoavana ary tsy mitsahatra ny manome anizany ho antsika isan'andro saingy indraindray tsy tsapantsika na tsy itantsika akory izany fahasoavana izany...
:arrow:Dia hiverina amin'ilay tena votoatin'ny fil napetraky Kalina80 amin'izay aho:tena tsara tokoa ilay vavaka ary izay no tanjona .Misy andro tena tsy mahita ilay fahasoavana,tsy ampy ezaka na milamina ny fiainana dia adino fa toa ohatran'ny efa acquis daholo.Dia rehefa resy iny ka nampitsanganiny dia tonga saina ndray.Eny e,mihezaka hatrany!!!(l)
18. fijo
(
26/09/2007 20:37)
tsy azoko le mampilatsaka ranomaso eo.raha le vavak ano jerena dia nisy mpiahy le olona,ka hitomany indray ve?
19. fahamarinana
(
27/09/2007 08:51)
fijo:
tsy azoko le mampilatsaka ranomaso eo.raha le vavak ano jerena dia nisy mpiahy le olona,ka hitomany indray ve?
:arrow:Fijo angaha rehefa malahelo be sy ontsa olona iny na tezitra be misafotofoto iny na faly be fa nahazo valim-bavaka dia tsy mba latsaka ranomaso mihintsy? Za kosa aloha toa i Kalina80 koa e fa tsy maninona fa tao hoe marivo ranomaso zany zahay roa vavy e !,zay an!...(l)