Mpanjakan'ny voninahitra

21. fahamarinana ( 28/09/2007 11:07)
fijo:

faly ve de hitomany le,mitsinjaka ngamba fa tsy mitomany.


:arrow:Koa raha zavatra efa nandrasako hatry ny ela no azoko dia diso faly loatra dia tafatomany fa tomani-kafaliana.....Ohatra hoe atao mariage ohatra,betsaka no mitomany nefa isan'ny tena hafaliana izany.Za koa anisany tamin'izany .Fa respecter-ko kosa hoe tsy mitomany Fijo fa hitsinjaka;izay no maha-Fijo any Fijo ary izay no maha-faha ahy.Fa raha hitovy daholo ny olona dia mbola tantara hafa ndray e.(l)

22. fijo ( 28/09/2007 21:02)
marina aloha fa misy mitomany rehefa faly,fa tena tsy azoko e,faly ve de hitomany????
23. fahamarinana ( 29/09/2007 06:23)
fijo:

marina aloha fa misy mitomany rehefa faly,fa tena tsy azoko e,faly ve de hitomany????

:arrow:K a ataoko ahoana aza fa zay ilay nanaovana ahy kou.(l)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.7152